Raboussa - Te ho any aminao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น •

  • @ninjaxd1201
    @ninjaxd1201 ปีที่แล้ว +11

    2024
    mbola tsy miala🔥

  • @valisoarn3336
    @valisoarn3336 2 ปีที่แล้ว +19

    Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an’dry
    Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty.
    M’sora, dia somary lasalasa vinany
    Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany
    Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra
    Mampanembona ah...’zay itan’ny masoko rehetra rehetra
    Mahatadidy, lay vatanao misafosafo.
    ’lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo.
    Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n’ kafoM
    mifandipatra ny lelako tsy haiko ’azy kozy tononina
    Dia za mino, fa any volana any taona
    Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana
    fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao
    de hirahira sisa no mety ambarako aminao
    Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray.
    Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay....
    Ref:
    tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.
    zay f’izy anie tena tia anao
    Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...
    Ndray andro any ah ry jôba ho tonga eny am’ tanana
    Dia haveriko ndray ’lay tsika roa mitambatra hafanana
    dia asinao sento milaza avy ty tsy mety ho lany
    ataoko tsapanao zany fitiavana zany
    ’Lay teny roa revenao koziko avy ato am-poko
    Amin’ lay fiakanjoko indraindray lazaina jiolahim-boto
    Ny manodidina matetika manakiana
    Tsy quoi zanyf a ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany
    Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady
    Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady
    F’ianao anah, dia za natokana ho an’dry...
    Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia
    fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao
    de hirahira sisa no mety ambarako aminao
    Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray.
    Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay....
    Ref:
    tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.
    zay f’izy anie tena tia anao
    Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...

    • @men-in-Geo
      @men-in-Geo ปีที่แล้ว

      Mafinaritra be ilay mahita tonokira fa mankasitraka anao♥️♥️
      Juste raha azo modifien dia misy tsy ampy kely fotsiny eo @reto:
      " ilay tanako eo @vatanao misafosafo"
      "Fa any andro, dia any volana any taona"
      " Asinao sento milaza fitia tsy mety lany"
      "Fa isika iray tsy hafaka miady"
      " fa ianao ho anah, dia za natokana ho an'ndry, sarotra sarahina fa fitia atako fitia"
      " Androany enao alavitra nefa tsisy azoko, dia hirahira sisa no hita ambarako aminao "
      ❤❤❤

  • @hasimbolaniainarobson2209
    @hasimbolaniainarobson2209 ปีที่แล้ว +1

    Tiako foana ❤

  • @rakotomananasolofoniainari9237
    @rakotomananasolofoniainari9237 2 ปีที่แล้ว

    Vazon'i Raboussa ahatsiarovako ny cousin ako,rahalahiko efa maty..

  • @fafaenea7610
    @fafaenea7610 7 หลายเดือนก่อน +2

    ❤2024❤

  • @aude5654
    @aude5654 2 ปีที่แล้ว +2

    2022 mbola eto foana.😮‍💨

  • @randriamanantsoacarina
    @randriamanantsoacarina 5 หลายเดือนก่อน

    Aout 2024

  • @jouadr1282
    @jouadr1282 ปีที่แล้ว +1

    2024 loading..

  • @Lanaah261
    @Lanaah261 12 วันที่ผ่านมา

    2025

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +4

    Manembona :-)

  • @tojozafimahery1358
    @tojozafimahery1358 ปีที่แล้ว +1

    ts hain ankizy amzao ty vazo ty

  • @S.Ratsimisetra
    @S.Ratsimisetra 2 ปีที่แล้ว

    Tsara ee .

  • @andrinirinarakoto4864
    @andrinirinarakoto4864 2 ปีที่แล้ว

    Tsara♥️

  • @houmadinoudiye130
    @houmadinoudiye130 2 ปีที่แล้ว

    🫶 merci ff ✍️💪

  • @sandrapierrette4295
    @sandrapierrette4295 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤