Depuis "Tsy adala aho" jusqu'à aujourd'hui... jamais déçu de ce groupe. Toujours aussi fan ... ❤ On attends avec impatiente la tournée en France ❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tsara be ny hira, tena mahatamana sofina sady tsy mankaleo na averimberina aza. Tiako be koa ny inspiration ao anatin'ilay clip indrindra ilay volana sy ila anaty orana ary ilay eo amin'ny totoha-bato. Tiako!! 💖💖💖💖💖
Top.Je l’écoute en boucle. Vous avez le même look que mon crush, vous me faites penser à lui avec le chapeau et le reste..Et la chanson tombe à pic car il vit dans un autre pays et c’est compliqué de se voir. Il me manque. Merci pour cet agréable moment. Je vous ai découvert il n’y a pas longtemps et gros coup de cœur 💓
Sa c est du rock bravo de la reunion
Hafa mihintsy ilay sensation vao maheno ity hira ty. ❤❤❤❤
Hafa ihany tarika AmbondronA ❤
Tena TSARA LOTRA
tsy haiko raha misy mitovy hevitra amiko fa efa tafitra ao anatiny Legend ny AmbondronA
i'm a biggest Fan since "tsy adala"..
You are the best thanks❤
Tena efa légende miints reo ka 🤘
FACT 🔥
Zala premiers star n metaly et Mada zan
Mlay e , f n mahagaga alain'olon tahaka fona n talentan'zala ..
Tohizo f kifeko b
🖤🖤🖤
Tena lafatra le hira merci ambondrona a🫶🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Mankasitraka ee🤘
tsara be,milay -Ambondrona h@ farany eeee
like this musuc, salam from indonesia
Hi
Mankasitraka ......hafa ihany n'y enjana .....top vazo 2019 ...mpakafia trop
tsara noho ny tsara tena mozika fa tsy mozika kitoto mlay ambondrona live sisa no andrasana
Atramizay abodrina de malaza fohana ary ny hirany de tsara daholo😍😍😍😍
L'un des meilleurs clips musicaux gasy que j'ai vu
Hafa ihany ny Ambondrona tsy mandiso fanantenana
Hira tsara indrindra eto madagasikara tamty 2019 ity
Bravo n'y ambondrina sy David randriamanana fa tena tsara Ilay hira 😘😍😚😆
Tena mankasitraka anareo tarika eee ,tsara laotra tena mafnartr 😘👍👊
Fienoko tam niandry andro. Manafosafo keli fon izy zao sd b tsikitsiki et trop mimi 😍🌹
HAFA IHANY VAZO NOKETREHANA NAMPIASANA ATIDOHA ! MANKASITRAKA ZALAH ! MLAY E
Tena oee Lafatra eee!!mankasitra fa zay manohana fona e!!!
Ilay mozika amin'ny farany tena hafa mihitsy. Misaotra fa tsara be ❤️
Hafa iany ny henjana aaa😘😘😘
Manja kely isany 😍💖💖💖
cœur sur vous fa ten tsara loatra 💘
Milai ranga hirany ambodrona za makafy foana 😘😘😘😘😘🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
maheno fofna Def lepard zany foana za
Chapeau!mankasitra fona e!AmbondronA mandrak'zay
Niova amn mahazatr ny satrok'lery.. Sinon.. Mankasitraka fon zalah🙏👍
Tena tsara e avo lenta tanterak on est fière de vous les gas
Sûr zalah ann..
Depuis "Tsy adala aho" jusqu'à aujourd'hui... jamais déçu de ce groupe. Toujours aussi fan ... ❤
On attends avec impatiente la tournée en France ❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬
alefa bareaaaaaa ;)
Kgsuf
tsy ampy anah le maly de mbola manao playlist ato za😂😂🥰
Tiako loatra,
Jamais déçu
Bravo 🥰🥰🥰
Arahaba ry zalahy, misaotra tamin'ny ezaka natao, hita tamin' ilay seho tao @ TV VIVA iny, talohan'ny Colum
Tohizo fa tsara. Mahereza e!
Tsara be👍
Mankasitraka zalahy an!
Ou ou ou ! Ou ou ou ! Misaotra tompoko ô 💖💖❤❤🌞🌷🌷🌷🌷
Mankasitraka mlay b le vazo 😍😍😍
Tena manala fahangina2 mints le hira ee! J' adore
Tiko loatra😍😍,, mpankafy hatrany☺☺
Tsara e.. mankasitraka ranga
Mandona be zalah aaa😍💟 mankasitraka❤
jamais déçu , tena misaotra zalah , miaina anatiny musique zahay misy anareo
Oka zalahy marina a!!lafatra e!mankasitraka!
Ankafiziko hatrany ♥️♥️
Tiako foana😘❤️❤️❤️🥰🥰, mankasitraka e!
mankasitra eh!!!
efa tsara hatramizay no mbola tsara hatrany , mankasitraka
Mpankafy Ambondrona depuis 2004 fa mbola tsy nahita hira ratsy htr@zao,zay mivoaka eo dadany avokoa. milay ny AmbondronA
Mlay be le hira.. tsara le clip... le satroka sns e ..
Mankasitraka rangà fa mlay nareô 🙏❤💋
milay kosa ko,rovina ndray zany n Live eto tana
Bravo! Niakatra level indray isika, merci AmbondronA!!!
Nanamarika n fahazazako ny hiranareo, mpankafy foana hatramzao
mankasitraka any le REAL e!
Tsarabe 😍
Fun 😍 Ce morceau me donne de la motivation! 💗
Ooooooooooooooooooooooooooooooh
Zan ni izy eh
2025 fa Mbola alaiko ato ity fa ankafiziko
tsara ilay hira,,, fa raha artiste quelconque nanao azy mety tsy nalaza
Tsara be ny hira, tena mahatamana sofina sady tsy mankaleo na averimberina aza. Tiako be koa ny inspiration ao anatin'ilay clip indrindra ilay volana sy ila anaty orana ary ilay eo amin'ny totoha-bato. Tiako!! 💖💖💖💖💖
Ao tsara eee!!!! tsy misy fanampiny Ambondrona OK
Mankasitraka indrindra ee AmbondronA
clip haut niveau kousa eh
ils sont passés au niveau supérieur
siora e!!!mlay ranga nareo a
tsara be foana ny ambondrona e....mankasitraka
Efa avo lenta be tokoa ny rehetra! Bravo
Mba sosok'evitra kely fotsiny oe tokony mba asiana tonon-kira foana ihany miaraka @ ilary oronan-tsary
Zéro
Tsara. Hita taratra fa niasana saina tsara ny tononkira
Zay vao misy tena solo
Ny fankasitrahana no atao betsaka! Tsotra nefa tsara loatra.
Mankasitra AMBONDRONA fa tsara ny Hira vaovao ... ChapO a la réalisation de Kevin Deris (Y) (Y) (Y)
Hommmm, tsara an. Mankasitraka ô!
enjana be izy zany, bravo
aiza ary ianao , izaho ef miandry
Tsara tsara tsara tsara!!! 🙌😊 chapeaux 😍😁👊👊
Hafa ihany AmbondronA
Toujours prô, toujours au TOP. Suis toujours fan ! merci les gars. 🙂
Trop bien, trop touchant merci !
Who is listen in 2024 🙃
Mafnartra foan eh...tena tsara ,merci...
Mankasitraka... Ambondrona hatrany 👊👊
The legend
Je vous kiffe les gars continuez. ❤️
Tsara 'zalah !! Mankasitraka. (mpianatr'i Mr Rabehanta te hiaona aminy raha mety)
ary izaho vao mandinika mihintsy hoe Mr Rabehanta le prof teny Ankatso ary ve io sa tsy izy kai tena izy,nahafinaritra mihintsy izy io :)
Avo lenta 😍😍 miandry live
Milay ranga laisany e...tsara le clip,,tsara le hira,,,milay ny hafatra...zay le....zay ilay AmbondronA e
Mankasitraka ôoo😘
tsara be surtout 'lay instru @ farany 🤘🤩🖤
mankasitrak zoky kiks, mlay ranga nareo e...zah mikif rock surtout ny sangan'asanareo sy scorpion
mlay be fon eee,mankasitraka
tiako loatra même si je suis loin de mon pays ça me tenterai toujours d’écouter AMBONDRONA merci pour la chanson
kanto laotra,mlai zalahhh
Tsara ilay horonantsary... Fa te hiteny amin'i Honty koa aho hoe tsara ny kaly ao amin'ny Phô Resto!
mankasitraka eh 😍🤘 Tsara loatra 👌👊
Trop b le toniny. tsara loatra
milay nareo eh ;)
Tiako be ! Tsara e merci Kix a! Mpankafy numero 1 anareo 🥰💜💚
Top.Je l’écoute en boucle. Vous avez le même look que mon crush, vous me faites penser à lui avec le chapeau et le reste..Et la chanson tombe à pic car il vit dans un autre pays et c’est compliqué de se voir. Il me manque. Merci pour cet agréable moment. Je vous ai découvert il n’y a pas longtemps et gros coup de cœur 💓
tena tiako eeeeeee
Mankasitraka amin'ny kanto entinareo
Mahafinaritra ry zandry kely isany ,bon vent ry zalahy
Milay be🥰😍😍