ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tsy maintsy ho tafita fa dia matoky, miandry atsika any am-paradisa ilay Jesosy tia. Amen
🥰😍😘 Ka matokia fa tsy mba ho irery .
Torio ny filazan-tsara hoy Jesosy, Izy homba anao mandrakariva! Amen!
Misaotra Ny mpitory fa tena mampahery tokoa!! ❤️❤️🙏
Jeso irery ihany no itokio lay tsy miova omaly ,anio ary mandrakizay!! Misaotra fa tena mapahery
"Ny Tomponao no mpanome hery...miandry antsika any am-paradisa ilay Jesoa tia...Jesosy irery ihany no torio."
Mankasitraka. :-)
Ny hira tiko indrindra
kasiho ny foko jesosy hanaiky anao ho tompoko sy mpamonjiko,
Tena tsara ny Tompo fa aleo manaradia azy!!!!
Deraina mandrakariva ny Tompo, mifalia ka mihobia.
Ampahareto aho JESOA
Jesosy ihany!!!
misaotra betsaka amle hitra!!!
Mahafinaritra! tonga dia maharesy lahatra!!!!!
❤❤
Misaotra amin'ilay hira mampahery
"Miomana hiaritra fijaliana......"
misaotra betsak @ le hira fa tena mahafinaritra
tsy maintsy tafita rehefa @ Tompo
misaotra ny TOMPO amin ny zavatra rehetra
❤
Misaotra @ ilay hira mampahery
marina zany e
Msaotra btsk t@ le hira fa tena tiko b io hira io