Matokia TANORAMASINA ITAOSY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • **** MATOKIA ****
    --TANORA MASINA ITAOSY--
    "LIVE DU 26 JANVIER 2014"
    Palais des Sport Mahamasina

ความคิดเห็น • 24

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 7 ปีที่แล้ว +7

    Toa manjombona lava ny fo
    Adin-tsaina mameno ny loha
    Fa mafy angamba
    raha niainanao
    ny hetraketrak'izao tontolo izao
    ka ny latsa sy eso androany
    Fombany ihany io fa aza tomany
    Fa misy Ray ao 'lay tsy mba mandao
    'lay nafoy ny ainy ho anao
    Fa zanany ianao, vidin-drany ianao
    Matokia Azy fa aza manahy
    Fa ny fonao no ilainy
    Hiaraka mandrakizay
    honina an-dapan'ny Ray
    Fa matokia
    'lay Jesosy
    'lay mpamonjinao
    Ranomaso mirotsaka anio
    aza avela ho lasa tadio
    Jesosy koa aza mba nitomany
    ny eto an-tany anie tsy hilaozan'izany
    hasomparana sa fisedrana?
    fifandaozana sa tsy salama?
    Izany indrindra no niaretany atolory Azy hoentiny
    Fa zanany ianao...

  • @rakotonirinaprostophtiana7511
    @rakotonirinaprostophtiana7511 8 ปีที่แล้ว +3

    Tena tsarany Tompo e!!!Atolory azy ny fonao ary aza manahy fa ny zanany sy ny asan'ny tanany anie ka adidiny tanteraka e!!Aza matahotra fa MATOKIA Azy.

  • @mahprisca3810
    @mahprisca3810 4 ปีที่แล้ว +2

    Tiako NY hafatra Amin ito hira ito ka tena marina mila matoky an Andriamanitra ❤😘

  • @heriniainaratsirahonana7491
    @heriniainaratsirahonana7491 7 ปีที่แล้ว +2

    mafinaritra le hira, sady mamelona ahy, mankasitra tanora masina, tohizo fa tsara e!
    Matokia azy fa aza manahy, fa ny fonao no ilainy...

  • @lalainarazafindraibe8086
    @lalainarazafindraibe8086 6 ปีที่แล้ว +2

    Mahay mihira ny tanora masina itaosy e!
    mankasitra e!

  • @lahatra89jayah98
    @lahatra89jayah98 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara be zareo a.mahay nareo d mba ampitao ho ren'izao tontolo izao fa tsara ni tompo_tsika

  • @valisoasitrakaandriamanali7519
    @valisoasitrakaandriamanali7519 7 ปีที่แล้ว +2

    Man,kafy sy mankalaza e!an 'Andriamanitra irery ny voninahitraz

  • @onjalilianerasoampamonjy9537
    @onjalilianerasoampamonjy9537 6 ปีที่แล้ว +2

    tsara sady mampahery, mankasitraka anareo

  • @delmottederaina5902
    @delmottederaina5902 8 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra indridra, fa tena tsara tokoa ny midera ny Tompo mihaino sy mijery anareo! Homba anareo mandrakariva anie ny Tompo!

  • @holyrakotomanana5464
    @holyrakotomanana5464 8 ปีที่แล้ว +4

    misaotra e! tsara ny Tompotsika

  • @rosalietinah8606
    @rosalietinah8606 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be izany Hira izany a, ny tonony tena "perfect".

  • @djaffarledada6157
    @djaffarledada6157 8 ปีที่แล้ว +3

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany e!!
    Mba afaka maazo ny parole sy instrumental ve azafady fa tena tiako be le hira?
    Misaotra mialoha

  • @romualdinesolondraibe3772
    @romualdinesolondraibe3772 8 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra sady mampahery,misaotra an'Jesosy dia misaotra an'i TMI mahefa be @ asan'i TOMPO

  • @jessijean2823
    @jessijean2823 7 ปีที่แล้ว +3

    miverena indimy rehefa mihaino zah

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra an'Andriamanitra de ianareo koa fa tsara e! tohizo ny Tompo mombanareo

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina5920 6 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana ho anareo TMI Tsara be

  • @lovaniainazanajoelisoa9618
    @lovaniainazanajoelisoa9618 8 ปีที่แล้ว +1

    MAKASITRAKA E§TOHIZO HATRANY NY ASA FITORINA§TAHIN TOMPO!

  • @josmary4132
    @josmary4132 8 ปีที่แล้ว +1

    tena tinay be jiaby ny hiranareo ny Tompo anie anome hery anareo hatrany sy anampy anareo amin'izay ataonareo indrindra fa @ fanatanterahanareo ny asany

  • @pharaon809
    @pharaon809 8 ปีที่แล้ว +1

    mlay e! mankalz e!

  • @cathyfanyah2925
    @cathyfanyah2925 6 ปีที่แล้ว +1

    fa zanany enao
    tsara b

  • @augustinejeanneabdoul1277
    @augustinejeanneabdoul1277 6 ปีที่แล้ว +2

    Tsara feo reto tanora reto a