Marka 16: 15- Inona no mahasarobidy ny hanamasinana ny fanambadiana any am-piangonana?

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 พ.ค. 2020
  • Eo amin'ny Fiangonana misy ahy dia izao no tsodrano omena ny mpivady rehefa hamasinina ny tokatranony :
    Andriamanitra Rainareo hampirotsaka be dia be ny fitahiany ho anareo avy amin'izao fikambanana masina izao. Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an'i Kristy Jesoa, mba ho saina iray sy ho vava iray no hiarahanareo mankalaza an'Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika. Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina. Amen.

ความคิดเห็น •