Mankasitraka be Radiovazogasy o ! Misaotra ho'aho e ! Soa ity hira ity,ary tena ankafiziko be efa hatry ny ela, hatramin'ny nandaharako azy tao amin'ny radiovazogasy hi hi hi ! :) Faha
Zany fahatsiarovana ! !! Teny Ankatso io tournage io, Damas ny fiara dia io no nisehoan' ilay Chauffeur manao Polo mena voalohany tanaty vidéo (hi hi hi ha !!!), taona 2002/2003 zany. Niampy tournée maromaro : Toamasina, Mahajanga, ... Be ny tantara nandalo, 15 taona aty aoriana, eny ihany isika MPINAMANA (Jereo hoe Clip Mpinamana >> ilay polo mena niova T Shirt mena sy fotsy )... Misaotra ny Nahary e !
Zany ka hira, kanto lotra ny hiranareo, tsy ho lefy na ovina na ovina mihintsy❤❤
100% tsy mba nahitako tsiny!Ando ihany dadatoa jean pierre!
Kanto dia kanto. Misaotra nizara. :-)
Kanto loatra. Mankasitraka nizara :-)
Hira ankafiziko loatra. Mankasitraka nizara :-)
Mon père dans le clip(polo rouge), c'est une star ✨❤️
Mandria ampiadanana Rampal, tsy ho adino mihintsy ianao, namela mamy 😢
Tn kanto,mandria ampiadanana rampal😢🙏
Mankasitraka be Radiovazogasy o ! Misaotra ho'aho e ! Soa ity hira ity,ary tena ankafiziko be efa hatry ny ela, hatramin'ny nandaharako azy tao amin'ny radiovazogasy hi hi hi ! :)
Faha
fahatsiarovana aty maurice ity hira ity e
Tiako be ity hira ity. N'a n'y feo n'a n'y Tonony. Tsara e!!!!
Nandalo enao de niserana
zaho mitsiriritra am- pitoerana..... Zà maka an' i lucien fona ee
Misaotra tonton rampal.
Zany fahatsiarovana ! !! Teny Ankatso io tournage io, Damas ny fiara dia io no nisehoan' ilay Chauffeur manao Polo mena voalohany tanaty vidéo (hi hi hi ha !!!), taona 2002/2003 zany. Niampy tournée maromaro : Toamasina, Mahajanga, ... Be ny tantara nandalo, 15 taona aty aoriana, eny ihany isika MPINAMANA (Jereo hoe Clip Mpinamana >> ilay polo mena niova T Shirt mena sy fotsy )... Misaotra ny Nahary e !
😭😭😭 Veloma Rampal a
Hafa ihany ny hira foron' izy roalahy ireto, mankasitraka no mankahery e (y)
ndriiii feony Rampal😢
❤️
tena tsara le vazo eh