Medley Rolland Raelison Rija ramanantoanina, Salomon - Tokantrano paradisa (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 18

  • @randriamalalavololoniaina8775
    @randriamalalavololoniaina8775 2 ปีที่แล้ว +1

    tsara ny kanto malagasy, misaotra anareo é

  • @noormalala4709
    @noormalala4709 4 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ny kanto MALAGASY. Manakasitraka e💖

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 2 ปีที่แล้ว

    ROLLAND RAOELISON 🙏👍

  • @joxdior
    @joxdior 2 ปีที่แล้ว

    Tsara sy kanto tokoa.

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo e! 😢

  • @ditraprince8313
    @ditraprince8313 3 ปีที่แล้ว

    misaotra nareo mamelona ny hira ny Imerina

  • @rabejpj
    @rabejpj 6 ปีที่แล้ว +1

    Mamy, misaotra e!

    • @Diditoliara
      @Diditoliara  6 ปีที่แล้ว

      Na dia Tsapiky matetika no alefako eto, zaho tsy manadino ny hira rehetra eny amin'ny faritra rehetra. Tiako koa ny Kalon'ny Fahiny. Misy hira iray izay manao hoe "...mivoha sahady ny vavahady..." nandrotsirotsy ny fahazazako tao Tana fa tena tsy tadidiko ny mpihira azy. Mba afaka omenao ahy ve azafady raha hainao ?

    • @vohimarina9546
      @vohimarina9546 4 ปีที่แล้ว

      @@Diditoliara Fikasana, Ludger Andrianjaka.
      Mivoha sahady ny vavahady idirantsika izao. Hifampitantana, hiaradia izaho sy ianao....

    • @fanrama04
      @fanrama04 4 ปีที่แล้ว

      @@Diditoliara "Fikasana" no titre taloha, fa "Tokantrano Paradisa" no anarany eto

    • @fanrama04
      @fanrama04 4 ปีที่แล้ว

      @@vohimarina9546 niova ho "Tokantrano paradisa" io, asa nahoana???

    • @Diditoliara
      @Diditoliara  4 ปีที่แล้ว

      @@fanrama04 Misaotra tamin'ny fanitsiana. Efa novaiko ilay titre. Mankasitraka !

  • @ratsimbafabien4216
    @ratsimbafabien4216 5 ปีที่แล้ว

    tsar lotr e

  • @fanrama04
    @fanrama04 4 ปีที่แล้ว +1

    Ireto avy no hira eto:
    1 - Vakana sarobidy,
    2- Ekeko satria,
    3- N'Aiza misy ahy
    4- Tsy ho ela
    An'i Rolland Raelison daholo ireo. Ilay noteneninao misy hoe "...mivoha sahady ny vavahady", nandrotsirotsy ny fahazazanao no "Tokantrano paradisa" - Ludger, an'i Naly Rakofiringa; "Fikasana" no anarany taloha fa eto @ youtube lasa "Tokantrano Paradisa" miseho @ diska.

    • @Diditoliara
      @Diditoliara  4 ปีที่แล้ว

      Ambroisine, misaotra amin'ny toto-hevitra. Mankasitraka !

    • @fanrama04
      @fanrama04 4 ปีที่แล้ว

      @@Diditoliara Tsy misy fisaorana, fa itony asanareo itony koa anie no zarainay anaty facebook e; ary tsy ianao irery no manao diso toa izao, fa misy aza afangarony mihitsy ny tompon'ny hira, na ny mpihira. Mahereza mamoaka ny tahirinao mba ho anay koa e! Soa fa misy itony mba manolo ny "archives" RNM izay lasa lavenona, indrisy!

    • @Diditoliara
      @Diditoliara  4 ปีที่แล้ว +1

      @@fanrama04 Misaotra. Fa na dia izany aza, hira tsapiky sy mafana no tena ataonay fa tsy misalasa koa izahay mandefa hira Malagasy rehetra. Manainga an-tsika rehetra mba hanoro hevitra hatrany anay mba hampisondrotana ny hira Malagasy rehetra. Mankasitraka Ambroisine.