Ho an'i Gabhy ... Medley 1 - Tarika Gabhy - Tanora mpankafy - Faniry - Honorat
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2023
- Hira tambatra ho fahatsiarovana an'i Gabhy. Izay ahitana ny fampiaraham-peon'ny mpankafy an'i Gabhy (Lanto - Tahiana) Lizah Raseta, Faniry Raelison, Honorat, Gege Ramarokoto, Michel & Antsa mpitendry.
Mihainoa finaritra tompoko ...
Bcp de souvenir surtout pour ma soeur aînée qui n est.plus de ce monde merci❤❤❤😢😢😢
Je suis'nostalgique et ça me fais du bien de ecouter les'chanson de ma jeuneusse meri ❤😢
Je pense a mes collegues quand je travaillais chez Vettex a Tsiadana Antananarivo merci❤❤❤❤❤😢
J adore ❤❤❤ merci
Merci de rechanter la chanson j adore merci❤❤❤❤
Je vous en prie ❤❤❤
Merci bcp j adore ecouter❤❤😢😢
Je vous en prie
Merci bcp c est sur cette chanson que j ai choisis le prenom.de ma fille aînée Fanja❤❤❤❤❤❤❤
Je vous en prie
Merci ❤❤❤😢
Resy lahatra ny tenako ry GEGE sy LIZA mampiara peo.TENA TAKATRAREO LAY FEO E.
j'adore beaucoup
merci infiniment 💓💓
Tsara ny tononkira. Ny rindran'ny mozika koa tena mambabo. Mankasitraka nizara é
mankasitraka tompoko
kanto loatra, tsara ny fiarahana eo amin'ny zokiny sy ny tanora, mahay mihira be daholo, mankasitraka nizara, ho ela velona anie ny fahatsiarovana an'i Gabhy.
Mankasitraka tompoko
Tean tsara e! tena tiako ny feon'i Gabhy. Raha mba azonareo atao ilay hirany hoe "Tsy anjarako ianao" dia atao amin'ny fomban'i Gabhy mihitsy! Mankasitraka Tompoko!
mankasitraka tompoko
Tena mahatsiaro n'y taloha e! Tsara an.
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka.
mankasitraka tompoko
❤️🙏🎼🎶🎼🥰🤗🙏
Mankasitraka tompoko ❤️🥰
Kanto loatra 🇲🇬
Mankasitraka 🙏🙏🙏
tsara be
Mankasitraka tompoko
Soa sy mendrika tokoa e !!!
mankasitraka tompoko
Tiako eee tsara be😍
mankasitraka tompoko
Mahafinaritra ❤
mankasitraka tompoko