ty hira ty no nampaherezan'ilay Pasteur zay ana tamin'izany fotoana izany ka nampiova tanteraka ny fiainako ,tsy adinoko mitsy ,tsy maintsy mihaino azy za isan'andro ,misaotra ny Tompo aho ary misaotra anareo namoaka azy tato koa NY TOMPO MAHALALA IZAY MAHASOA ANTSIKA TSIRAIRAY FA MATOKIA AZY .Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
Fa Jesosy no miantoka ny fiainako, mandray an-tànana ny hoaviko!! Misaotra Jesosy oh
tsara sady mampahery!
Mamelombekoa eri ilay hiram- pidera
.....Sakambininy isan'andro aho, haleloia
ianao izay mandalo adim-piainana ......mahereza aoka hatoky Azy ianao na de anaty olana fa tsy hisy andrombaka anao ...
Fa Jesosy no miantoka ny fiainako
Ny Hoaviko eo am-pelatanany hatrany Amen
tsara sy mampahery ny hira. deraina Jesosy
Asandratra sy ankalazaina Jesosy!
tiako ty hiratsika ty sady henoko matetika ao ampiangonana
ty hira ty no nampaherezan'ilay Pasteur zay ana tamin'izany fotoana izany ka nampiova tanteraka ny fiainako ,tsy adinoko mitsy ,tsy maintsy mihaino azy za isan'andro ,misaotra ny Tompo aho ary misaotra anareo namoaka azy tato koa NY TOMPO MAHALALA IZAY MAHASOA ANTSIKA TSIRAIRAY FA MATOKIA AZY .Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
Deraina Jesosy amin'ny zavatra rehetra!
Dia ho tahak'zany avokoa anie izay rehetra mahare ity Hira ity indrindra fa Izaho aleloyah!
@@hariorazanabololona2020 Amen
Makasiteaka tempo ô
Haleloia
Amen
😚😚😚😚😙
tsara ity hira ity an
Jesosy Mamonjy France
Tsisy en anglais nga ty ?
Tsy misy version anglaise io ka: