REAL NEWS / NY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
  • Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
    Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
    REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 01 FEBROARY 2025
    #Madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

ความคิดเห็น • 19

  • @georgesANDRIANASOLO
    @georgesANDRIANASOLO 5 วันที่ผ่านมา +1

    Bravo Vatomandry , izany no tena TSY MANAIKY HATRAMIN'NY FARANY , Bravo be , alefa aaa!

  • @raharinaivojuslainnomenjan6050
    @raharinaivojuslainnomenjan6050 6 วันที่ผ่านมา +2

    Gendarme fa tsy mpitandro ny filaminana

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 5 วันที่ผ่านมา

    INONA MARINA MOA NO TENA ANTOPISIAN'NY GENDARMERIE, raha fantatrao? Mampahatsiahy inona aminao ny daty 26 jona 1960 tao Madagascar;, 26 jona 1945 tany San Francisco Etazonia, 26 jona 1973, tany paris, France

  • @R.m.n.Blue56
    @R.m.n.Blue56 5 วันที่ผ่านมา

    Rehefa tsy nandresy ny IRMAR dia averina ny fifidianana

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 วันที่ผ่านมา

    Mandehana any iavolooooooha raha hitondra vahaolana hoan n'y firenena s'y fitondrana fa tsy ao am hôtel n'y biraon i rajoelina...

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Jereo n'y any vatomandry tsy afaka nifitra tao aminy bureau le bé n'y tanana irmar

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Vonoy any aminy sisitsiny tsirairay ireo gendarmes s'y n'y fianakaviany

  • @georgesANDRIANASOLO
    @georgesANDRIANASOLO 5 วันที่ผ่านมา

    Misimisy ihany zany ny fifidianana ho averina , aiza amin'izany Antananarivo? Fa maninona no tsy haverina , valiny :satria ianareo manaiky foana izay valiny eo , aiza ilay hoe tsy hanaiky hatramin'ny farany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Ireo le gendarme miseo mialy ireo ataovy mahamay rehefa azo

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Action réaction

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Tsy azoko mihitsy hoe inona no iarahanareo aminy fanjakana mercenaires alefa Dia vitæ io

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 5 วันที่ผ่านมา

    Aiza ny liberté ry Radomelina ??
    Ataovy mamay reo gendarmes reo sy sy fianakaviany ry vahoaka an, Mba ataovy amboletra raolona fa nareo Tena tsy misy sahy d manaiky fotsiny, d Lalaovindry TGV nareo??
    Aza be resaka fa ataony resy nareo
    Asivo action re fa aza be tantara ny zava-misy efa fantatra, fa mankaleo tompoko
    Bravo ny vahoaka ny Vatomandry zao no modely tokony harahan’ny vahoaka Malagasy rehetra. Tsy matahotra fa mitaky ny marina
    Antananarivo tokony haverina koa ny élection

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Piray tsikombakomba ireo zandary s'y miaramila matoa tsy tratra le pangalatra

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Mercenaires alaina Dia vitæ Io

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Inona no itondranareo joker ho any fitondrana ????

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Ianareo ao tana ireo ihany no sanana

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 วันที่ผ่านมา

    Iiiiinona moa tsy hanao a nareo zavatra nampharin dravalomanana teto... MBa iiiiza masahy milaza fa nanaiky fivoeriana etsy s'y eroa i ravalomanana raha aorizn n'y fahalaniany jo filoha... Azzza manaiky ry mpomba an drajoelina fa olona hita fa resy lava isaka mis fifidianana eto i ravalo.. Aza mis manaiky ametrahan na i ravalo ho ondra ity firenena na oviana na oviana... Te haka fitondrana am tsy ara dalana ihany io ravalo io... Raha n'y any am faritra dia tsy ampiakatra azy am fitondrana velively fa fangalaram bato d'y famadihana valim pififianana ihany toy fataon n'y Tim eto am firenena champion am fangalaram bato ihany no aza hoan n'y Tim vato manerana an i Madagascar..

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Mercenaires alaina Dia vitæ Io