Remembering Fafah & Dadah RIP

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 83

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 4 ปีที่แล้ว +2

    Indrisy mandriam-piadanana ianareo Nonoh.fafah.Dadah🇲🇬😭💔😪

  • @gasyihany
    @gasyihany 5 ปีที่แล้ว +7

    Ny irariana dia mba hisy mpahay tantara hanoratra ny tantaran'ity tarika Mahaleo ity. Mandria ampiadanana mairaka @ ireo zokinareo efa lasa taloha. Tsy maty akory ianareo fa mitoetra miaraka aminay mandrakariva. RIP Fafah sy Dadah.

  • @nathalieandriamialy2173
    @nathalieandriamialy2173 ปีที่แล้ว

    Tsy lefy laza tsy lany tsiro fa tena fy foana foana ! 😍😍😍😍!
    Mandria am-piadanana ireo rehetra efa lasa ! 🙏: Nônô, Raoul, Charles, Fafah, Dadah...
    Dama sy Bekoto moa sisa akanga nanamborana ! 😌😏!
    Mankasitraka hatrany sy mankamamy ary mankafy ny sangan'asanareo izahay e ! 🙏🙏🙏🙏

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 4 ปีที่แล้ว +6

    Quelle très belle amitié et complicité dans ce groupe
    Malgré le succès ils n ont pas trahi Dieu comme la plupart des artistes
    Ils ont toujours été ensemble, et combien même ils étaient libres de chanter individuellement ou dans des groupes sans nuire à leur amitié
    Rip

    • @galeolaveromanitra4828
      @galeolaveromanitra4828 4 ปีที่แล้ว +1

      Je suis d'accord avec vous, il y a toujours le respect entre eux pendant les spectacles ou respect des autres artistes qui chantent avec eux, chaque membre du groupe est unique en son genre (exceptionnel) et l'ensemble donne encore plus de magie. C'est un groupe fantastique avec des chansons aux textes et mélodies magnifiques. Des charismes en plus.

  • @miami3040
    @miami3040 4 ปีที่แล้ว +2

    Ontsa ny foko mahita an'i Dama, akanga sisa nanamborana.
    Olona tsotra daholo ry zareo ireo.
    Mandria ampiadanana ny olo-manga

  • @andrianiainarazafindrakoto5769
    @andrianiainarazafindrakoto5769 5 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Dadah sy Fafah tamin'ireo kanto rehetra niarahana hatrizay, nanefy ny fahazazana, nitantana ny fahatanorana teny ambony tamboho ... mbola hirahiranay ao an-tokantrano ... tsy ho lefy fa kanto loatra ho anay !!!

  • @ratovonirina2364
    @ratovonirina2364 5 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Dadah sy Fafah, tena misaotra nitaiza an-kira, nandrotsirotsy ny fahazazana (notezaina tamin'ny hiranareo Mahaleo izahay, nihaino Mahaleo foana isanandro tamin'ny mbola kely), ny fahatanorana, eny hatramin'izao, tsy ho faty ao am-poko mihitsy ee ! Mampamangy any amin'i Nono sy Raoul any, dia any amin'ny Neninay any koa.
    Respect.

  • @noro9063
    @noro9063 2 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka e! ❤

  • @ainarazafindrakoto1378
    @ainarazafindrakoto1378 5 ปีที่แล้ว +3

    M'salut am fifankatiavana mpirahalahy eo am reto mpikambana am Tarika mahaleo reto rangahy n'y tenako a....
    MANDRIA AM PIADANANA IANAREO EFA.DAHY EFA NODIMANDRY...MANKAHERY NY FIANAKAVIANA HOA AN'NY TSIRAIRAY SY NY TARIKA MAHALEO ARY MANATENA NY MBOLA HAHITA NY FIRAHALAHIANA EO AMNAREO TELO LAHY SISA VELONA...MISAOTRA ZOKIBE ISANY

  • @tovofetraramanantsoa1159
    @tovofetraramanantsoa1159 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena nitaiza sy nandrotsirotsy ny fahazazako sy ny fahatanorako, nianarako nitendry gitara 1er ny hiranareo. Mankasitraka. RIP

  • @grtsinjomallknaly
    @grtsinjomallknaly 5 ปีที่แล้ว +4

    😢😢😢😢 Mandriampiadanana 😭 Fafah, Dadah, tsy maty ato aponay ihanareo 😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢

  • @vickr1932
    @vickr1932 5 ปีที่แล้ว +2

    Mandria am-piadanana ! Maniry fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpankafy azy ireo ! Mbola hihaona no finoantsika !!

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 5 ปีที่แล้ว +2

    Sady taviny no volony mahery fo tsika ireo 🙏🖤🌒🎧🌙🌒🇲🇬🇲🇬🇲🇬RIP Dadah Fafah Nônô Raoul🙏🙏🙏Madagascar en deuil 🖤

  • @natasylearasoazanatasy3853
    @natasylearasoazanatasy3853 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsaroana foana ary tsy ho afaka am-bava sy ao am-po ny sangan'asanareo , Mandriam-piadanana ianareo !!!

  • @hasinjakarazafimbelo8793
    @hasinjakarazafimbelo8793 5 ปีที่แล้ว +2

    mbola nisy nono nen fafah teo! indrisy mampalahelo madria am-piadanana dadah fafah

  • @njarahasina6327
    @njarahasina6327 5 ปีที่แล้ว +6

    Ndriiiii😢😢😢😭tohana lotra NY foko 💔 tantara sisa e.... Tsy misy tsony... Lasa zareo nandao antska..... Very ilay olomanga..... 😢

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Fanetre-tena Tsy falemena. Beau medley. Fitia Tsy mety ritra. :-)

  • @bakolymonique
    @bakolymonique 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara sy raitra ny horonan-tsary!! Tsy nino ny tena ary tsy nety nino fa nanaiky tsy fidiny @ izao vaovao mampalahelo izao!! Mirary fiononana feno antsika rehetra!!

  • @rajaonariveloandriantahian2858
    @rajaonariveloandriantahian2858 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena latsaka ny ranomasoko marina! Lasa daholo izy roalahy! Malahelo ny tena, nefa atao ahoana moa! Mandria am-piadanana Dadah sy Fafah. Tsy maty ao am-ponay mandrakizay ireo hirahira rehetra ahatsiarovanay anareo, Ministera, Jamba, Tanalahy, Faribolana, Eva, .........

  • @harishue
    @harishue 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anareo zay nahatahiry ka nizara fa latsaka ampo @ fahalasanan'izy 2 lahy Fafah&Dadah rip 😢🖤.
    Tsy misy tokoa ny doria😥😥 Mandria ampiadanana Fafah sy Dadah😥

  • @lucettearilanto5394
    @lucettearilanto5394 5 ปีที่แล้ว +4

    ohatran'ny vao mainka mampitombo alahelo mijery an'itony hira itony, nefa tsy mety fa te-hijery kely foana! Tsy ho adino ireny hiranareo ireny> Mandria ampiadanana ry Dadah sy Fafah, hiaona any ankoatra @ i Nono sy Raoul ianareo. Izahay very olomanga!!

    • @gabrielleamd3966
      @gabrielleamd3966 5 ปีที่แล้ว +2

      Lucette ARILANTO ouiiiii plus on écoute plus mijaly be ny fo

    • @gabrielleamd3966
      @gabrielleamd3966 5 ปีที่แล้ว +2

      D zà taloha tiko ny tarika Mahaleo mais pas plus k ça, Mais là....... depuis leurs décès, mitombo isan´andro ny fitiavako andryzareo🍀👑🙏❤️🇲🇬👏🏻

    • @lucettearilanto5394
      @lucettearilanto5394 5 ปีที่แล้ว +1

      @@gabrielleamd3966 za efa hatramin'ny fahazazana no nankafy be azy ireo, nahita ireo zokiko mpanakafy be sy nihira foana ny hiran'ny zareo. Tena malahelo @ fo eh!!!

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 5 ปีที่แล้ว +3

    Tena vaky tateraka ny fo mandriam piandanana dadah & fafah 😭😭😭😭😭

  • @raharisonsandy9499
    @raharisonsandy9499 5 ปีที่แล้ว +4

    izany ka fihetsika tena maneho fifankatiavana.chapeau et respect!!

  • @expressdistribution6581
    @expressdistribution6581 5 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka izay nanao ny montage fa tena tsara be 👍👍 Any ho any indray izy mitsam mikanikany fa tafahoana....mampirevy ny any

  • @valisoafitahiana1210
    @valisoafitahiana1210 5 ปีที่แล้ว +4

    mafy ee tena mafyy :( tianay be nareooo milevina ao amponayy tsy misy mahasolo!!!! DADAH-anay sy FAFAH-anay foana nareo tsy atakalonayyyyy !!!!

    • @gabrielleamd3966
      @gabrielleamd3966 5 ปีที่แล้ว +1

      Akela Fitahiana Marina izany Antsika ireo🖤🙏🍀🌒

  • @razayketaka7169
    @razayketaka7169 5 ปีที่แล้ว +1

    "ny maty aza te ho maro"....mino aho fa any indray i nono, raoul, dadah, fafah manohy manao spectacle....dia faly rizareoan ankoatra manana azy ireo...mandria ampiadnana ianareo 4mirahalahy...dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana...tombondlazna re ny azy ireo e!!

  • @molkejabaly1394
    @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว +5

    Tsaroko fony isika teny @ lycée ianareo tsy mba miebo na mananganorona tena tary tsotra sy mendrika malahelo mafy isika moa dia frera hoy i Fafah rzay . Tsy manamparoa ny tarika Mahaleo. Do you know their name they are simply Mahaleo

  • @huadoohuadoo4699
    @huadoohuadoo4699 5 ปีที่แล้ว +3

    Mafy loatra izao,tena tsy zakan'ny saiko ertreretina akory 😭😭😭😭😭
    Tsy mety mino aho,tsy mino o

    • @galeolaveromanitra4828
      @galeolaveromanitra4828 5 ปีที่แล้ว +1

      Izay no lahatra ka tsy misy azontsika atao afa-tsy ny mivavaka na dia malahelo mafy aza.

  • @lalainarak4305
    @lalainarak4305 5 ปีที่แล้ว +8

    Misaotra Dadah, Fafah, Raoul, Nono, hipetraka eo amin'ny tantara ho an''ny fara mandimby ny kanto navalanareo

  • @diarynadia2291
    @diarynadia2291 5 ปีที่แล้ว +4

    ny kanto navelanareo tsy adino , hira sady tsara ny tonony no tsara ny feony avokoa , mifona anatra sy fitaizana , tena oe kanto

  • @razafindratompohanta5160
    @razafindratompohanta5160 5 ปีที่แล้ว +2

    mandria am-piadanana ianareo roalahy tsy ho voafafa ato amponay malagasy rehetra ny kanto nareo .....

  • @dorafanini73
    @dorafanini73 5 ปีที่แล้ว +2

    Ndryyy mandalo marina ny fiainantsika olombelona mpivahiny isika ety antany
    Mandriampiadanana nareo 2 lahy😪

  • @arilalaandrianavony7558
    @arilalaandrianavony7558 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena hoe mankasitraka, tena nankafy, tsy ho adino mandrakizay, reharehan'ny Malagasy, Mandria am-piadanana

  • @johannejoseph5021
    @johannejoseph5021 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena hontsa ny fo, mandria ampiadanana anareo roalahy😢😢😢

  • @samimanankasinarado6632
    @samimanankasinarado6632 2 หลายเดือนก่อน

    mampitomany nama maita anzalah reto le .. kiiiiii, fandalovana ny tany e, misaotra namela mamy

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว +2

    Ndry Mandria ampiadanana zoky be 😢😢😢😢💔💔😢😢😢!

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 5 ปีที่แล้ว +2

    Lasa lay feo kanto tsy misy panana lay mandrotsotsirotsy sady nitaiza mandriampiadanana nareo 2 lahy 😭😭

  • @mamyrahajanirina5210
    @mamyrahajanirina5210 5 ปีที่แล้ว +2

    Ndriiiiii aoka Marina

  • @millghanratefitiana7246
    @millghanratefitiana7246 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsy zakako otran nalasanzàndriko.tsy mety mino mht za.akipiko fona n masoko isakinmhaino le hira za.mafy lotra.

  • @peacematters3980
    @peacematters3980 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsy ho lefy mandrakizay ny kanto navelanareo RIP

  • @fidelemazelier5263
    @fidelemazelier5263 2 ปีที่แล้ว

    Merci, tena mahontsa ny fo ny fitiavanareo ny malagasy, respect groupe, repose en paix Fafah 😥

  • @rossjohn8362
    @rossjohn8362 5 ปีที่แล้ว +2

    légende , tena artiste. 💔💔

  • @jean-clauderalambotsirofo2929
    @jean-clauderalambotsirofo2929 10 หลายเดือนก่อน

    ❤tiko indrindra nareo 2 lahy ireo tao @ tarika Mahaleo 😢

  • @bernadettelagrange751
    @bernadettelagrange751 5 ปีที่แล้ว +2

    Mandria ampiadanana re ry izy mirahalahy Fafah &Dada

  • @aldojocelyn2596
    @aldojocelyn2596 5 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra betsaka @ zavatra vitanareo sy NY kanto navelanareo

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 5 ปีที่แล้ว +2

    ndrii, misaotra nandefa ny vidéo. Mandria am-piadanana ianareo 2 lahy.

  • @randriamanantenakekely7001
    @randriamanantenakekely7001 5 ปีที่แล้ว +3

    mandriampiadanana DADAH SY FAFAH

  • @fetrafamenontsoa5413
    @fetrafamenontsoa5413 5 ปีที่แล้ว +3

    MANDRIAM PIADANANA ry Zoky malalanay! :'(

  • @njararkt4395
    @njararkt4395 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka be dia be t@ soa sy hafaliana nentinareo sy ny feonareo ary ny hiranareo teo @ fiainanay !!! mandria ampiadanana!!!!

  • @njakarandriantiana8162
    @njakarandriantiana8162 5 ปีที่แล้ว +2

    mandria ampiadanana😢😢😢

  • @anilrosat5094
    @anilrosat5094 5 ปีที่แล้ว +2

    Mandria ampiadanana 😭😭😭

  • @stephanieandrianjaka9087
    @stephanieandrianjaka9087 5 ปีที่แล้ว +1

    ndriii... :'( MANKASITRAKA Mahaleo!

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsy maty akory fa matory inareo 4 mirahalahy

  • @chikishiou
    @chikishiou 5 ปีที่แล้ว +2

    Miara miory sy mankahery an'ny Tarika Mahaleo

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena vaky ny fo marina e😭😭😭😭

  • @sergeramboan4032
    @sergeramboan4032 5 ปีที่แล้ว +2

    Tohana ny fo. RIP Dadah et Fafah

  • @aurelieraharisoalalaina6684
    @aurelieraharisoalalaina6684 5 ปีที่แล้ว +2

    mandria am-piadanana DADAH SY FAFAH!!!!!!

  • @lalainabemananjara7636
    @lalainabemananjara7636 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra 🙏

  • @jijiquent3959
    @jijiquent3959 4 ปีที่แล้ว +1

    Tantara mipetraka nareo 2 lah . Revenay nareo

  • @tsiorimananaandrianarisoa7341
    @tsiorimananaandrianarisoa7341 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsy ho adinonay fa ato amponay mandram-pialanay ety koa ny mamy napetrakareo ho anay , mandria ampiadanana ry zoky malalanay

  • @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
    @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤❤

  • @petasoa3549
    @petasoa3549 5 ปีที่แล้ว +2

    Tianay ianareo

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena maratra ny foko e, 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @brunorakotonirina720
    @brunorakotonirina720 2 หลายเดือนก่อน

    Mlay fona oa

  • @lovarandafison151
    @lovarandafison151 5 ปีที่แล้ว +2

    Soa fa nisy ny sary

  • @christianloic6437
    @christianloic6437 5 ปีที่แล้ว +2

    Mandria am-piadanana😭

  • @gaelleandriamanantena3088
    @gaelleandriamanantena3088 5 ปีที่แล้ว +1

    Mamy be

  • @ramiandrasoahubert3228
    @ramiandrasoahubert3228 5 ปีที่แล้ว +2

    mandria am piadanana e

  • @fiankinanarakotomalala6788
    @fiankinanarakotomalala6788 5 ปีที่แล้ว +1

    👊👊👊

  • @Herytiana-qo2nw
    @Herytiana-qo2nw ปีที่แล้ว

    ❤😂

  • @clairethemusician968
    @clairethemusician968 4 หลายเดือนก่อน

    How did they die?

    • @tolotraerica1824
      @tolotraerica1824 หลายเดือนก่อน

      they died within a month
      Rip légend

    • @clairethemusician968
      @clairethemusician968 หลายเดือนก่อน

      Yeah I know, but I'm trying to ask is what was their death cause👍
      They've been dead for almost 5 years!💔😲

  • @mankalazatsiry4539
    @mankalazatsiry4539 4 ปีที่แล้ว +1

    eFA TAMIN"NY 1982 IZAHAY NO NAHENO IZANY HIRA IZANY AN. mAHATSIARO

  • @tolotraerica1824
    @tolotraerica1824 7 หลายเดือนก่อน

    Ato am-ponay mandrakizay

  • @miandrazorakotoarisoa8835
    @miandrazorakotoarisoa8835 4 ปีที่แล้ว +1

    Les immortels