Bakomanga feat Ramafadrahona - Ho inona intsony moa aho

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 10

  • @rinaandrianarimalala
    @rinaandrianarimalala 3 หลายเดือนก่อน

    Louis amstrong gasy

  • @rinaandrianarimalala
    @rinaandrianarimalala 3 หลายเดือนก่อน

    Louis amstrong

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 10 หลายเดือนก่อน +1

    Quelle classe❤❤❤
    Un showman👍🕺🕺
    Bakomanga -Ramahafadrahona , un duo plein de professionnalisme.
    Leurs musiques ont bercé notre enfance, notre jeunesse ❤
    Namela mamy ho antsika izy ireo❤❤💐💐💐

  • @tozzimoniafetra9596
    @tozzimoniafetra9596 4 ปีที่แล้ว

    mandriam-piandanana Papa an 'NAH

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 10 หลายเดือนก่อน

    Saika hanontany hoe sao mba misy mahalala ilay 2ème choriste miaraka amin'i Bakomanga azafady🙏
    Manja sy tsara feo daholo izy mirahavavy❤❤❤❤

    • @GwladysMalalatiana
      @GwladysMalalatiana 8 หลายเดือนก่อน +1

      Thérese no anarany , rahavaviny ihany io

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 8 หลายเดือนก่อน

      ​@@GwladysMalalatiana
      Mankasitraka anao amin'ny valinteny ❤❤
      Tena toy ny manequin, sady tsara tarehy no tsara feo🥰🎙🎤🎵🎶💐
      Zava-dehibe ho an'ny kolotsaina ny mahalala ireo artista niaraka tamin'i Ramahafadrahona sy Bakomanga ❤❤❤
      Nanohy nihira koa ve i Thérèse ?, mbola any ve izy?
      Isan'ny artista tsy tokony ho adinoina izy ireo❤❤

    • @GwladysMalalatiana
      @GwladysMalalatiana 7 หลายเดือนก่อน +1

      Nihira niaraka tamin´i Bakomanga foana izy fa indrisy efa maty tamin´ny herintaona

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 7 หลายเดือนก่อน

      @@GwladysMalalatiana
      Mankasitraka indrindra amin'ny fanomezana valinteny sy informations💐💐💐💐💐
      Isan'ireo sangany amin ny artista Malagasy izy ireo.
      Soa fa misy olona toy anao Gwladys Malalatiana manome fanazavana, zavadehibe ny archives.
      Mankasitraka 💐💐💐

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 3 ปีที่แล้ว +1

    RIP