Ny Tia - Tanora Masina Itaosy (Clip)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 28

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 7 หลายเดือนก่อน +1

    Ny Tia dia Ilay mifaly raha toa ka mahomby Anao 🤩💞

  • @BenOscarBaraka
    @BenOscarBaraka 8 หลายเดือนก่อน +1

    Ny fitiavana dia manolotra ny ainy hamonjy ny hafa, tsy mila takalony
    Mahafinaritra kosa ilay tonon-kira🙏🙏🙏❤❤❤
    Hafatra, aza mitady "contre partie" rehefa manampy olona iray na dia tsy fantatrao aza izy, tsy hay izay any aorina
    Grand merci TMI

  • @raza7958
    @raza7958 8 หลายเดือนก่อน

    Lehibe ny fitiavan’Andriamanitra ❤❤❤….Mankasitraka indrindra tompoko 😊❤❤

  • @sandrinerakoto102
    @sandrinerakoto102 5 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka indrindra ry zareo fa tena mankahery be dhl ny hiranareo. Ny voninahitra aoka ho an'Andriamanitra irery ihany. Samy ho tahiana dhl isika rehetra. ♥️

  • @rakotomahefatonnyhugo4361
    @rakotomahefatonnyhugo4361 8 หลายเดือนก่อน

    Tsy manao izay tsy Maha mendrika, tena izany mihintsy❤❤

  • @CynthiaFanomezantsoa
    @CynthiaFanomezantsoa 8 หลายเดือนก่อน

    Tiako loatra❤ latsaka kely mihitsy ny ranomasoko💓

  • @Lalatianaramangarivony
    @Lalatianaramangarivony 6 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra,mandona fo 💖💖💖

  • @harenamitia2354
    @harenamitia2354 8 หลายเดือนก่อน

    Lay mifaly raha mahomby ianao ❤️
    Lay nananatra raha toa mizahozaho ❤

  • @CynthiaFanomezantsoa
    @CynthiaFanomezantsoa 8 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra❤ mankasitraka TMI 😚

  • @rakotosonrakotoson-mi1bu
    @rakotosonrakotoson-mi1bu 8 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara loatra!

  • @julianarasoasimbola3185
    @julianarasoasimbola3185 8 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra ❤❤❤

  • @valisoaeliasmaminomenyidea6635
    @valisoaeliasmaminomenyidea6635 8 หลายเดือนก่อน

    Deraina Jesosy 💖💖

  • @es-htoandroniaina4728
    @es-htoandroniaina4728 8 หลายเดือนก่อน

    Tsy manao izay tsy mahamendrika ❤

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 8 หลายเดือนก่อน

    🙏🙏❤️❤️
    Mankasitraka anareo TMI hatrany

  • @HajaStephane
    @HajaStephane 7 หลายเดือนก่อน

    Tsara ny tompo mankasitra hatrany 🙏🙏

  • @ZakaErica
    @ZakaErica 4 หลายเดือนก่อน

    Tsy manao zay ts mahamendrika ❤❤❤

  • @christianodavid5519
    @christianodavid5519 5 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra 🥰

  • @pierremichelranaivoson8453
    @pierremichelranaivoson8453 8 หลายเดือนก่อน

    Tsara ny hira!
    Mora ny définition-n'ny Fitiavana sy ny atao hoe mitia: Fa ny manantateraka azy? Firifiry no mba tena mahatanteraka azy?

  • @ZakatianaRakototsaroana
    @ZakatianaRakototsaroana 8 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka eee 🙏🙏

  • @ratiarijaonamoelisoamalala7890
    @ratiarijaonamoelisoamalala7890 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤ tsara lotra

  • @thierryratiarisoa7567
    @thierryratiarisoa7567 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka eh❤🎉

  • @hasinarandria4030
    @hasinarandria4030 8 หลายเดือนก่อน

    Misaotra TMI!

  • @manosheriman2054
    @manosheriman2054 6 หลายเดือนก่อน

    Ny fitiavana dia manolotra ny ainy hamonjy ny hafa

  • @NavalRandrianaivo-og5mm
    @NavalRandrianaivo-og5mm 8 หลายเดือนก่อน

    🙏🙏🙏

  • @onjarazafindrakotoo
    @onjarazafindrakotoo 8 หลายเดือนก่อน

  • @Grace73278
    @Grace73278 8 หลายเดือนก่อน

    Merci ❤

  • @Sitrakarandriamiharisoa
    @Sitrakarandriamiharisoa 7 หลายเดือนก่อน

    TSARA

  • @Sitrakarandriamiharisoa
    @Sitrakarandriamiharisoa 7 หลายเดือนก่อน

    TSARA