- 72
- 535 702
Niry Fara Farimanintsoa
เข้าร่วมเมื่อ 21 ต.ค. 2016
Izay hitako fa "tsara" ... Hampisy fitsikiana ... Hizarako hafaliana ... Omena am-pitiavana
FFPM 224 - TAFAVORY IZAHAY KA MANATONA ANAO (Farimanintsoa)
FFPM 224 - TAFAVORY IZAHAY KA MANATONA ANAO (Farimanintsoa)
มุมมอง: 604
วีดีโอ
Any Ho Any (Ny Mpitory) hirain'i Fara RASOLONJANAHARY
มุมมอง 504ปีที่แล้ว
Any Ho Any (Ny Mpitory) hirain'i Fara RASOLONJANAHARY
DADAVELO (NY AMBIO) hirain'i Rondro sy Fara (Near You)
มุมมอง 5492 ปีที่แล้ว
DADAVELO (NY AMBIO) hirain'i Rondro sy Fara (Near You)
Cover NY MINO (Groupe Laurent Rakotomamonjy) hirain'i Fara R. & Manoa R.
มุมมอง 1402 ปีที่แล้ว
A/C: Laurent RAKOTOMAMONJY
ENDREY NY HAMAROAN'NY SOA - FFPM 537
มุมมอง 9462 ปีที่แล้ว
Mpihira : Fara Rasolonjanahary Feonkira : Jacques Raharison
INONA NO HAVALIKO (Hantatiana) hirain'i Fara Rasolonjanahary
มุมมอง 7802 ปีที่แล้ว
A/C: Ndriana Ramamonjy Rakitsary: F'art'manintsoa
FFPM 700 - AO NY ANDRO LEHIBE
มุมมอง 4543 ปีที่แล้ว
Feonkira: Fara RASOLONJANAHARY Rakitsary: F'art'manintsoa
Indreto Ny Voronkely (Near You)
มุมมอง 1.1K3 ปีที่แล้ว
"Chant traditionnel" (hira vakodrazana) malagasy. Feo: Near You Valiha: Niry Fara RASOLONJANAHARY
IANAO NO HERIKO (T: Haingo / F: Bessa) hirain'i Rondro sy Fara - Near You
มุมมอง 2523 ปีที่แล้ว
IANAO NO HERIKO (T: Haingo / F: Bessa) hirain'i Rondro sy Fara - Near You
FFPM 818 - RY ZANAK'ONDRY O, MPISOLO NY MPANOTA!
มุมมอง 5643 ปีที่แล้ว
FFPM 818 - RY ZANAK'ONDRY O, MPISOLO NY MPANOTA!
Something For Thee by PRAISE GATHERING (FFPM 439 Mba taomy aho e)
มุมมอง 6493 ปีที่แล้ว
Something For Thee by PRAISE GATHERING (FFPM 439 Mba taomy aho e)
Manaiky aho Ny Koraita FJKM Manarintsoa Finoana
มุมมอง 2.6K3 ปีที่แล้ว
Manaiky aho Ny Koraita FJKM Manarintsoa Finoana
PANGALANA (Mbola Talenta&Fara Rasolonjanahary)
มุมมอง 7784 ปีที่แล้ว
PANGALANA (Mbola Talenta&Fara Rasolonjanahary)
FFPM 622 MBA TANTANO RAIKO O! Hirain'ny Mpidera FLM Toby Fanantenana 67 Ha
มุมมอง 1.3K4 ปีที่แล้ว
FFPM 622 MBA TANTANO RAIKO O! Hirain'ny Mpidera FLM Toby Fanantenana 67 Ha
Promise me - Beverley Craven - Cover by Fara R.
มุมมอง 524 ปีที่แล้ว
Promise me - Beverley Craven - Cover by Fara R.
Mazava Atsinanana (nolalaovin'i Fara R)
มุมมอง 1564 ปีที่แล้ว
Mazava Atsinanana (nolalaovin'i Fara R)
FFPM 600 Ry Raiko ô! Izaho aty mpivahiny
มุมมอง 5364 ปีที่แล้ว
FFPM 600 Ry Raiko ô! Izaho aty mpivahiny
ZAVATRA IRAY IHANY FFPM 667 - MPITSANTA, FLM Toby Fanantenana 67 Ha
มุมมอง 2.4K4 ปีที่แล้ว
ZAVATRA IRAY IHANY FFPM 667 - MPITSANTA, FLM Toby Fanantenana 67 Ha
Boudah el taga
Tena Sahaza izay fomba rehetra hamalianao anay ...... Tena alahatra aho ka matoky Anao ❤
Misaotra fa tena mampahery❤
Tsara bé tena tsisy ambara aho❤❤❤
Mila miaino vavaka foana misaotra ny Tompo
tiako ity hira ity ,fa olona ihany ka malemy indraindray
Mamiko loatra Ianao Jesoa Malala Mankasitraka e
Fananako
Tena mamelombelona Fanahy ilay Hira
Jesosy o, tsy manankantrnaina afa tsy ianao dia ianao irery ihany, vonjeo Jesosy o😢😢😢
Talata 13 Jona 2023 Misaotra an'Andriamanitra irery ihany 💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟💟
mamintina ny 25 taona naha Pasteur ahy ity hira ity Misaotra an'i Jesoa ary misaotra anareo mpihira ihany koa Yesos met'sou
Tena Kanto 🎉🎉🎉
❤️🙏
🙏💟🙏 Tsara Be Misaotra Tompoko
Sao mba misy lay "irakao" an'i Rado iny re mba alefaso eto e.
Tsy mbola nahita aloha hatreto. Raha mahita dia halefa eto ihany tompoko
Tsara tena tsara
Mihaino vavaka Ianao ka isaorana Tompo o. Finaritra mahatsapa ilay fiadanam-po nomenao Mpamonjy Tia Ianao. Misaotra Anao. Matoky Anao. Amen
malala eo imasony aho IZY no ahy averiko sy anteriko IZY no ahy
misaotra Anao , tena misaotra Anao fa mihaino vavaka azo itarainana Ianao
Jesosy tena harena sarobidy ho ahy
❤️❤️❤️❤️🙏♥️♥️♥️♥️🙏♥️♥️♥️♥️♥️🤲🤲🤲🤲
Tsara,tena tsara
Tena tiko be ity hira ity
TENA tiko be mihintsy ity hira ity mihaino vavaka azo intarainana ny tompo ka mihomana fah mialoha lalana ny fitiavany Sady tsifantatra izay amaliny anao misaotra ny mpamorona 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏!!!
Tsara loatra, misaotra tompoko
Amen
Tsara loatra 🙏
Tena tsara loatra 😍😍
tena tsara sady tena mampahery tokoa mankasitraka bdb tompoko
Misaotra Jesoa Tompo Mpamonjy !
Soa ré ry Ray raha eo akaikinao. N'y hazo fijaliana ho Tonga maivana.
Mirary fiononana feno ho an Fianakaviana sy ny antoko Mpihira NY MPITORY
Tohina ny fo!! Mandria am-piadanana Dada Laza. Isaky ny mihaino hira dia mahatsiaro anao!!
Mandria am-piadanana Dr Laza. Hanakoako hatrany ny hira ho fiderana Azy. 😢
Gaga Dia gaga ny ankaso Nahita ahy nitony Tsy latsa-dranomaso Na mitomany intsony. Satria ny Tompo tsara Nisinda ny toloko Raha Ianao no anjara Izay nofidin'ny foko. Ho gaga koa ny vola Raha nanalavitra ahy Nahita anay tsy tola Na reraka am-panahy. Satria Jesoa malala Ny harena nitokiako Sy vitsy mpahalala: Ianao Ilay nofidiako. Ny rofiko mikiky Ho gaga manoloana Ny endriko mitsiky Toa andro lohataona. Satria ry Jesoa tiako Ianao no tena hery Manohana ny diako Ka zakako ny fery
Mankasitraka atrany ny @ hira fa tena mampahery🙏🙏🙏♥️♥️
tsara loatra, tena mitarika ny olona hiantoraka amin'Andriamanitra!
Aoka tsy hisalasala intsony ,manatona an Andriamanitra ,ndriiiiiiiiiiii ela no niandrasany ,mbavalio izy ,marina izany
Kanto tokoa deraina Mandrakariva ny Tompo lehibe indrindra dia ho azy irery ihany ny voninahitra Mandrakizay Amen Amen Amen 🙏🙏🙏❤️💒
Mankasitraka tena tsara ilay hira
Kanto loatra an
Tsara ny midera an i JEHOVA amen
Mankasitraka ankafiziko ilay hira mamelombelona fanahy
Mankasitraka indrindra 😊
Atolotro ho ahy.. tiako loatra
💔💔💔💘💘💘💘🙏🙏🙏
fantatro fa tia ahy loatra ry Jesoa ô , azo itarainana Ianao , mihaino vavaka Ianao , misaotra , misaotra misaotra e! Misaotra ny Hosana ihany koa e!
Ho an'Andriamanitra irery ihany n'y voninahitra. Mankasitraka indrindra.😃
Rainay tsara indrindra ô vonjeo ny Firenenay , vonjeo ny taninay , mamindra fo e!
Tsara beu
Fitaovana nampiasain'ny Tompo izy.