Hanambady tsy mpino sa mbola hiandry ihany?

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 18

  • @fahandriampanarivo3381
    @fahandriampanarivo3381 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena marina 😁, tsy négociable ilay Jesosy noraisiko ❤️

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiako💓♥️ be ilay fampianarana mankasitra @ toridalana tompoko ! O
    Voninahitra ho an' Andriamanitra rery ihany .
    Amen

  • @koloinapriscarazafindrabea8148
    @koloinapriscarazafindrabea8148 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka oo ;)

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 ปีที่แล้ว

    🌷🌷🌷💕💕💕 misaotra betsaka 🙏 fa tena mitahy ahy izany hafatra izany. Fa iza ary ireo olona manao 👎🏼 ireo? 😕

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra izany fampianarana sy fampaherezana izany! 🌷💕 tsy ampy ahy ilay commentaire eto.

  • @hajaraboanarijaona1772
    @hajaraboanarijaona1772 4 ปีที่แล้ว +1

    Marina loatra. Mankasitraka indrindra 🙏🙏🙏

  • @joarakotoarison3017
    @joarakotoarison3017 5 ปีที่แล้ว +1

    (y)

  • @lalainaravakarajoelinivo9827
    @lalainaravakarajoelinivo9827 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra leisy ahhh!!!!

    • @GasyMMB
      @GasyMMB  5 ปีที่แล้ว

      Eny aki à :-)

  • @misoalalainarandriamifidy3287
    @misoalalainarandriamifidy3287 5 ปีที่แล้ว +2

    misaotra tompko ô!

  • @andriamadyainambolatiana3019
    @andriamadyainambolatiana3019 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompoko :) :)

  • @moio1420
    @moio1420 9 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara be rangahy ity fampianaranareo ity a, tena mila atao large diffusion. Mila manova lasintsaina mihitsy ny célibataire kristianina hoe inona no valeurs-ko. Ny tsy voateny kely tato... normale satria ianao lehilahy, ny gestion de solitude, gestion de libido ny vehivavy célibat kristianina. Défis be mantsy io.

  • @tokynandrasanajudianah5143
    @tokynandrasanajudianah5143 5 ปีที่แล้ว +1

    Isaorana mandrakrv Tokoa Andriamanitra @ alalan'ny JESOSY KRISTY Tompontsika.
    Satria naniraka anao izy, nanambara ny teniny izay marina sady ts azo lavina,, ilay fahamrinan'ny teny nambaranao nampita amnay rehetra teo iny,, Indrindra fa izaho no niantefan'ilay fananarana, tiako sady mamiko loatra Ilay.
    Manoatra Lavitra nahazo babo , na Volamena sy volafotsy ary Harena sarobidy sy zava-tsoa ety Antany, Mihoatr'izny rehetra izn no nazahoako ilay teny Fananarana sy fampaherezana. Ilay olona Tia JESOSY sy mankamamy ny fahamrinana de faly tretrika @ fampaherezan mananatra anay toizany,
    mba ts ho any @ fahalavoana sy fandrika. hanaraka lalana malalaka irentirentenay tanora Sasany amzao mitady vady, nefa voafitakin'ny tarehy amam-bika sy harena ary fitaovana, nefa ilay, teny @ " Ohabolana 31; 30 " teo iny ts ao anaty, na kely akory aza,
    Rehefa aveo tafy iray zioga @ Mpino sy maiky sitrapony, nefa ts arak an'Atra, Zioga entina rh iraisana @ ts mpino.
    JESOSY anie hitazona sy hiaro mafy ny NY Fanahiko ary an'izay tia azy ihany koa, mb ts ho be fanahina loatra resak vady, izay efa mandentika anay tanora maro hiala @ JESOSY sy mahafoy ny fahamrinana,
    Tafalentika @ fahoriana, Satria nibaikon'ny Fo izay mamitaka mihoatran'ny zavatra rehtr, ka tsy nijery ilay fitafina mendrika izay sarobidy ao anaty
    Fa sodokan'ny zava-mahafinatr ety ivelany,
    Nefa ts mahasoa.
    Na ho isy vady na tsia, fa efa ataoko Ampy aho JESOSY.
    Hampitombo mandrakrv ny fahalalana tsara sy fahaizana ary fahamarinan sy hampitafy toetra mendrika ho anao mandrakrv anie Jesosy Kristy izay izay mitoetra ao anatinao.
    Ho anao sy ny Ankohonanao anie Fahasoavana'i JESOSY TOMPO.
    " Filemona 1; 3, 4 == Isaiah 11; 2

  • @landyrandriamarotia2005
    @landyrandriamarotia2005 3 ปีที่แล้ว

    tsss. Mora ampitenenana izy zany fa refa tsy salama enao nefa sad tsis vady no tsisy zanaka de iza no hianteheranao eo ? Ny olona samy sahirana amin'ny azy.

    • @jeanjohnary2863
      @jeanjohnary2863 2 ปีที่แล้ว

      Romana 15:4_Eny, izay rehetra hitantsika ao amin'ny Soratra Masina dia voasoratra ho fampianarana antsika mba hananantsika ny fanantenana no ho ny faharetana sy ny fampaherezana avy amin'ny Soratra Masina.

    • @moio1420
      @moio1420 9 หลายเดือนก่อน

      Mety ho piège ihany ity voalazanao ity fa iza moa no afaka miteny hoe rehefa manambady sy mananjanaka ianao ka marary dia hikarakara anao ireo. Ny fiheverako azy hoe raha nahay nizara fitiavana t@ vady sy ny zanakao ianao t@ fahazazany, fahatanorana ka marary any aoriana... ka eo ry zareo (tsy maty alohanao) na tsy lasa nipetraka lavitra anao dia mety eo ry zareo hikarakara anao. Ny célibat nahay nifandray t@ olona koa dia mety hahazo izay tombotsoa izay.