Tanora teraka 89 aho fa tena nirotsirotsy tao anaty hira kalon'ny fahiny tam fahazazako , niaraka tam papa sy neny, Tena ankafiziko sy haiko a 70% ny hira Henri R. Maita ty live ty aho d tena faly, chapeau, bravo 👏 fa tena mbola mitazona be izy , ny feo tena mbol ao tsara Mirary soa azy aho ho feno fahasalamana mandrakariva , hanana hery sy tanjaka Tahian'Tompo manokana anie enao sy ny ankohonanao Mr Henri R. Avy aty Bordeaux aho no manoratra 😊
Heureux de te retrouver mon grand frère de Tana après si longtemps, Raymond nous a quittés . Nous gardons un souvenir de nôtre voyage inefacable dans l 'ile.. Gros bisous du VEZO de Tulear. VELOMA❤ 😂
Le plus grand artiste de Madagascar de tous les temps
Merci,encore mille fois merci Tonton Henri longue vie a toi
Joyeux anniversaire Henri Ratsimbazafy
Ho ela velona Ianao Henri ary dia maharitra hatramin'ny ela indrindra. AMEN
mpanakanto tena ankafiziko , Misaotra Henri Ratsimbazafy , ho ela velona anie ianao tompoko 😘🙏🙏
Voahirana koa tena mbola ao tsara mihitsy!! Tsy lefumy mihitsy ny feo! Mankasitraka ary ho ela velona ombam-pahasalamana e!🥰🥰🙏👍
Mankasitraka eee. Hafa mihintsy ny hira fahiny. Mirary soa Dear Henry
Mankasitraka tompoko dia ho ela velona hi salama mandrakariva e!🎉🎂🎉🎉
Tanora teraka 89 aho fa tena nirotsirotsy tao anaty hira kalon'ny fahiny tam fahazazako , niaraka tam papa sy neny, Tena ankafiziko sy haiko a 70% ny hira Henri R.
Maita ty live ty aho d tena faly, chapeau, bravo 👏 fa tena mbola mitazona be izy , ny feo tena mbol ao tsara
Mirary soa azy aho ho feno fahasalamana mandrakariva , hanana hery sy tanjaka
Tahian'Tompo manokana anie enao sy ny ankohonanao Mr Henri R.
Avy aty Bordeaux aho no manoratra 😊
Tena hafa ihany henri Ratsimbazafy an!!❤❤❤
Le Dernier Géant de la Chanson Malagasy
Henri Ratsimbazafy est le grand Artiste de la grande île mascareigne🥰😄😍🤩😘
Mbola mitana, ho ela velona. Kintan ny Kanto Malagasy. Manaraka note, sady mpitendry, mpamorona , mpihira👍💕
. Bravo Henry RATSIMBAZAFY❤❤❤
Ho ela velona ianao Tompoko Henri Ratsimbazafy ô! 👍
Je me rappelle de son succès ton lamba blanc .
❤Ho tahin'Tompo ianao Tompoko, ho ela velona.
Makasitraka amin'ny fizarana !! ho ela velona HR !!!
Tsara be , misaotra nizara!
Heureux de te retrouver mon grand frère de Tana après si longtemps, Raymond nous a quittés . Nous gardons un souvenir de nôtre voyage inefacable dans l 'ile.. Gros bisous du VEZO de Tulear. VELOMA❤ 😂
Le Dernier Des Géants de la chanson Malagasy.
Tsy mampino raha ny taonany no jerena. Ho ela velona dear Henri !
Misaotra Henri Ratsimbazafy, tahin'ny Tompo hatrany
🙏🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka tanteraka ny tenako. Ho ela velona hatrany ianao
Super spectacle 🎉👏👏👏
iZANY LETSY KA HIRA A
Tena voatazona tsara lay Io feo Io ref voataiza. Sambatra ianao Tompoko. Ho ELA velona indrindra.
Misaotra sy mankasitraka eh