Oli Andris - Tantarantsika

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 5

  • @escanorliones752
    @escanorliones752 2 หลายเดือนก่อน

    Milay ilay vazo 👍👍👍👍

    • @ArcHsNG
      @ArcHsNG  หลายเดือนก่อน

      Misaotra betsaka ❤️❤️

  • @ArcHsNG
    @ArcHsNG  9 หลายเดือนก่อน

    Le premier single "Tantarantsika" est disponible en streaming sur les plateformes :
    TH-cam : th-cam.com/video/Lu-VAssQlQg/w-d-xo.html
    iTunes : music.apple.com/us/album/tantarantsika-single/1730200167
    Apple Music : itunes.apple.com/album/id/1730200167
    Tiktok:
    vm.tiktok.com/ZM6TSFpK3/
    lien bientôt disponible sur d'autres plateformes (Spotify, deezer, amazon, pandora,...)
    Parole :
    Maka anao any an-trano
    Dia avy eo , miaraka eny an-dalana
    Mifamihina mafy ny tananako sy ny tananao
    Ianao tia miteny, manafana ny resaka
    Ianao Ilay Mila mody rehefa Tonga ny amin'ny efatra
    izaho ilay namomana zavatra be dia be
    Mba ampiomehy anao
    izaho ilay tsy afaka nandany vola be
    ampifaliana anao
    izaho ilay tsy dia nanantena fa niketrika ihany
    Nande ny fotoana dia iny ianao fa zakako ihany
    Ref:(1)
    Henoy Kely aho
    Oh malala!!
    Tia anao aho ka hila ho lasa adala
    Tsy mahasaraka anao toy ny zazakely
    Tsy mahafohy anao aho f'aza avela irery eh
    Tia anao aho
    Oh ry tiana!!
    Tsy mahatokana aho fa aza ariana
    izaho + anao ,tena tsara kely
    Efa ana mba marina ianao raha ho ariako
    Rehefa mihaona , isika roa ,izaho foana no tonga voalohany
    Iny ianao ,tsara kely , mitsiky ahy , avy lavitra
    Ilay fandeha ,maikamaika
    izaho nefa , tsy sarotiny
    Menatra ianao mivaramena Sady mialatsiny
    ianao ilay olona nahay namafa ireo
    Tantarako taloha
    ianao Ilay olona tsy mba maika ny ijery
    izay mba fananako
    ianao teo foana nanoro sy nanohana ahy
    Sambatra ery Ilay foko
    Fa ianao Dia ahy ahy ahy eh
    Ref:(2)
    Bridge:
    Sambatsambatra isika roa
    Falifaly fa tafaraka
    Mitambatra ho iray Ilay fo
    Ny hasambarana manaraka
    Fitiavantsika no harenako
    Dia fefeko ary ho arovako
    Tsy avelako hisy harombaka
    Ref :(3)

  • @theprof1248
    @theprof1248 9 หลายเดือนก่อน

    mlay e

    • @ArcHsNG
      @ArcHsNG  9 หลายเดือนก่อน

      Misaotra betsaka🎉
      Abonne toi a ma chaine 🙏😁