Otrany tsy dia hainy Zareo nga mba hoe hirpivavahana le hira. Ny Lehilahy tsy anatiny sy maurena. Le reste mini-jupe sy ra finjofinjo. Aleo tonga dia manao hiran'ny zao tontolo zao raha ohatra kah
Ye, za koa mahita oe ilay maquillage, trop loatra. + accentuation sur les couleurs, + ilay effet amin'ny sisiny... hm, aleo atao tsotra mahafinaritra @ manaraka ry ekipan'ny Dream'in a
Krismas krimas, le album Andro Malaza Pazzapa taloh iny koa nlay, pazzapa 3
merry christmas PazzapaNG
Mankasitra pazzapa Ng...manome Noely Sambatra
mlay be e! merci hoanle musicien e!
Otrany tsy dia hainy Zareo nga mba hoe hirpivavahana le hira. Ny Lehilahy tsy anatiny sy maurena. Le reste mini-jupe sy ra finjofinjo. Aleo tonga dia manao hiran'ny zao tontolo zao raha ohatra kah
Tsara be mintsiii ^_^
Tsy tsara ! Ovaovaina be loatra le hira moa le maquillage mila ezaka be
Ye, za koa mahita oe ilay maquillage, trop loatra.
+ accentuation sur les couleurs, + ilay effet amin'ny sisiny... hm, aleo atao tsotra mahafinaritra @ manaraka ry ekipan'ny Dream'in a
tsara. ... tiko. ..
mbola tsis namoaka hira mo zaza aby reo?
mlay eee
Mlay e
Misy ratsy feo be miintsy ...
(y)