Neniko misaotra an'Andriamanitra fa mbola velona soa amantsara 60ans izy @zao. Saingy ontsa sy latsaka ny ranomasoko vu mihaino any hira ito...mahereza daholo ianareo izay nilaozany neninareo fa tompon-dalana ny azy.
raha mbola velona ry zareo i NENY dia hajao fona izy fa izy ihany no hany tena hakaiky antsika sy mahalala izay tsara hoantsika tsy hanolo-bato mafana antsika izy!!!!!!!
Fetin bent nef indrisy ts eo tson ianw r nen malal😢😢😢😢ranomaso ts met ritr mahatsiar anw fôn neny efa 15 las izai ts nah teo anw.....maf f ts maints m'ptrak, ts ho adin mandrakizai ianw nen malal
Za tana mitomany akehitsiny nilaozany maman v erinandro zao mafy nitena antanilavitra mitovy amin clips io mitsy n fasaingy tsy mampitovy azy za andafy mitady oany neny tsy naita n fatiny akory tena maotsa fa zay n lahatra
Tiko ty hira ty, ❤❤❤ je t’aime maman
A chaque fois J'écoute ste zik j fonds en larmes sa donne des frissons 😯😢😢
Mandriampiadanana mama tiako ❤️ efa niova aho mama...
Magnifique !!!! Magnifique j'adore cette chanson ❤️❤️🙏🙏
Neniko misaotra an'Andriamanitra fa mbola velona soa amantsara 60ans izy @zao.
Saingy ontsa sy latsaka ny ranomasoko vu mihaino any hira ito...mahereza daholo ianareo izay nilaozany neninareo fa tompon-dalana ny azy.
Tsara be lay hira fa mapagoragora fo be mieno azy!💓💓merci nizara
Tena mahontsa ny foko io hira io, Hafatra kely : Mahaiza manaja an'i Neny fa aha misy ditranao dia mankarary ny fon'i Neny izany !! zay an!!
Indrisy ry Mama tapabolana sahady zay no nandaozanao anay!Mandria ampiadanana Mama malalanay!
raha mbola velona ry zareo i NENY dia hajao fona izy fa izy ihany no hany tena hakaiky antsika sy mahalala izay tsara hoantsika
tsy hanolo-bato mafana antsika izy!!!!!!!
😭😭😭😭😢😢😢💔💔💔💔💔💔😢😢😢 tsy hahita maso tsony anao zah 😢😢😢
Hira fihaino fony fahazaza fa tena mandona ny fo tokoa
Ontsa tanteraka miheno azy😢😢😢😢
malaelo be mieno azy ry Hasina
Best music of my life😍
I love you mum ❤❤😘
Je t'aime maman
Fetinao ry neny afaka andro vitsy ka aza matahotra fa hoavy hanomr cadeaux hoanao,je t'aime maman
tsara fa mahaontsa lôtra ny mihaino azy!
za tena tsy mety mavita mijery azy io atram farany! ndrindra mo fa lay film
Sarah Nirihanja inona ki ilay film?
mampitomany be ny maheno an'ilay hira
Any Zay Neny Malala😭😭😭😭
Tiko lotra Io hira Io...mankasitra n'y reny rehetra
Tiko lotra rah i Neny iza no mahasolo anao r Neny
Jtm maman
tsara be fa mampalaelo be anah ilay izy ❤🩹💔💔❣💕💝
tiako faon 2021
ndry mahatsiaro any Madagascar very mieno any zay.....
😢😢😢😭
tsar aloh le hira fa mapitomany b
zany ny vazo eh
😪👏
😭😭😭
Neny tiko😢
ndriii mampalahelo be ahy ity hira ity!
ontsa be ny foko
feno fananarana
😢😢😢
Ndriii 😭😭😭
misaotra e, veloma ianao mama a, tsy manadino anao izahay zanakao
tiako e, lay vcd tany miarinarivo mbola tsy matiko lolo ry tarika Hasina a
Aza kivi isika zay mati mama Fienana eto bo tany tobodalana nenazy Mandria piadanana anao Mamako mahatsiaro ano fona isanandro
Mampalahelo be mintsy. ontsa ny foko mihaino azy. misaotre bdb ô
oka marn e......mandona b le hira....
Bonsoir, tsy lano tsiro fa hovao toy ny teo aloha fa trara
trop be kous rangah an tena mampalaelo be tsar euh ry neny o
Hajao r zala reny an izay mbol manan izay mantsy tsy manan intson ee
😭
driii
ndriii
Heeee
mapanganoano marin a
sao dia mba misy manana an'io film io nareo , na lien azo hijerevana an'io ato @ net ,, merci d'avance
Fetin bent nef indrisy ts eo tson ianw r nen malal😢😢😢😢ranomaso ts met ritr mahatsiar anw fôn neny efa 15 las izai ts nah teo anw.....maf f ts maints m'ptrak, ts ho adin mandrakizai ianw nen malal
Za tana mitomany akehitsiny nilaozany maman v erinandro zao mafy nitena antanilavitra mitovy amin clips io mitsy n fasaingy tsy mampitovy azy za andafy mitady oany neny tsy naita n fatiny akory tena maotsa fa zay n lahatra
tiko b; mampalahelo
Mandria ampiadanana mamako tiako
ts adinok n dia ts itan'ny masok tson ar n renik
nirinarisoa Fleury's
MBA arabo ihn l reny rhf miteny f rhf TS eo tsony nge izy tena mila AZY foan ENW e
mamplhl b