Ataoko ahoana moa ny hangiana Lasanao tanteraka aho Niseo be saina hoe tsy mila Fa vao tonga ianao dia izao Saika hiseo hamilafila fa ny foko tsy nahatana , resy... Resy lahatra aho , fa ianao ilay fanahy iray Ilay niandrasako hatrizay Izay izany no nahatonga ny hafa tsy nisy nampierika ahy Ahoana no hanazavako hoe feo iray dia mampitony ahy Hafakely, sady namako no olon-tiako... My Soulmate... Tena tia aho fa tsy noterena Ny fitiavako anao tsy voafetra Ny ambom-poko navelako , Eny, ianao no nampanantena Fa mbola misy ny fitia Ianao ilay ''Tena izy'' My Soulmate.. Zatra irery aho saika lasa Namela antsika roa Fa na dia nitabataba ary aho hoe : ''Avelao aloha'' , teo foana ianao tsy nandao ahy Na dia indraindray miady kely ary , tsy misy miala eo, tsy misy miala eo Satria ianao ilay fanahy iray niandrasako hatrizay Tsy mila mitantara akory aho hoe efa fay Satria sitrana ny foko eo ankaikinao,eo anilanao Ndri ... Sady namako no olon-tiako Te hisaotra anao androany aho , satria ianao teo foana Na nitsiky na nitomany aho , ianao nanaja ahy foana Na dia nangidy tamiko ny lasako Ianao tsy nandatsa ahy fa mbola eo My Soulmate.. ...My Soulmate...
Rare ny ametrahiko like 👍 ato am TH-cam fa mijerijery fotsiny de ankafiziko eny! 🙄Mbola tsy nanao commentaire mihitsy aho raha tsy androany koa tato am TH-cam. Nankafiziko nanomboka vao navokanao tato ilay izy fa tsy naharitra tsony aho androany de napetako ny like! Franchement tena tsara loatra sady ni touchée kely ahy! Bravo Ayam.❤️
Ce clip décrit parfaitement ce que les paroles disent. Première fois de ma vie qu'un clip malgache arrive à prendre mon coeur tout entier. Waou vraiment waou Ayam. Jsuis fan. ❤️
Comme on le dit '' la musique traverse toutes les frontières sans Visa ni passport'' Je n'y comprends absolument rien😂 mais comme elle me transporte...😂 Je suis passé par presque toutes les émotions en écoutant. 😭😭😍😍😍😍 Wahou, wahou, wahou. Depuis ABIDJAN en CÔTE D'IVOIRE je te dis mes félicitations et je vais de ce pas voté pour toi à #prixdecouverterfi 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Ataoko ahoana moa ny hangiana
Lasanao tanteraka aho
Niseo be saina hoe tsy mila
Fa vao tonga ianao dia izao
Saika hiseo hamilafila fa ny foko tsy nahatana , resy...
Resy lahatra aho , fa ianao ilay fanahy iray
Ilay niandrasako hatrizay
Izay izany no nahatonga ny hafa tsy nisy nampierika ahy
Ahoana no hanazavako hoe feo iray dia mampitony ahy
Hafakely, sady namako no olon-tiako...
My Soulmate...
Tena tia aho fa tsy noterena
Ny fitiavako anao tsy voafetra
Ny ambom-poko navelako ,
Eny, ianao no nampanantena
Fa mbola misy ny fitia
Ianao ilay ''Tena izy''
My Soulmate..
Zatra irery aho saika lasa
Namela antsika roa
Fa na dia nitabataba ary aho hoe :
''Avelao aloha'' , teo foana ianao tsy nandao ahy
Na dia indraindray miady kely ary , tsy misy miala eo, tsy misy miala eo
Satria ianao ilay fanahy iray niandrasako hatrizay
Tsy mila mitantara akory aho hoe efa fay
Satria sitrana ny foko eo ankaikinao,eo anilanao
Ndri ... Sady namako no olon-tiako
Te hisaotra anao androany aho , satria ianao teo foana
Na nitsiky na nitomany aho , ianao nanaja ahy foana
Na dia nangidy tamiko ny lasako
Ianao tsy nandatsa ahy fa mbola eo
My Soulmate..
...My Soulmate...
Tsara be, description parfaite an'ilay soulmate, ilay tena izy ❤️❤️
on t adore😘
Rare ny ametrahiko like 👍 ato am TH-cam fa mijerijery fotsiny de ankafiziko eny! 🙄Mbola tsy nanao commentaire mihitsy aho raha tsy androany koa tato am TH-cam. Nankafiziko nanomboka vao navokanao tato ilay izy fa tsy naharitra tsony aho androany de napetako ny like!
Franchement tena tsara loatra sady ni touchée kely ahy!
Bravo Ayam.❤️
Mankasitraka indrindra 🙏❤️
Tiko lotra ❤❤
Mamy Kely fona ❤❤
Merci Ayam
Atsiarovako olona Ray Zay tena manandanja eo am fiainako❤❤❤ misaotra anaz Téo fona
Un œuvre d'art! Misaotra betsaka Ayam. My soulmate ... Chris
tsara loatra ty hiran'i Ayam ty! ts sasatra aho mihaino azy. les mots me manquent pour le décrire. MErci akia!!
Vo niheno d tonga d tiako trop en boucle avy hatrany ❤ isaky zay mihetsika
Ce clip décrit parfaitement ce que les paroles disent. Première fois de ma vie qu'un clip malgache arrive à prendre mon coeur tout entier. Waou vraiment waou Ayam. Jsuis fan. ❤️
Ça me va droit au cœur. Merci infiniment ❤️
Chapeau. T es une révélation. J ai presque 50 ans mais je suis fan
ce clip incarne vraiment notre quotidien...C'est tellement Malgache...j'aime vraiment
tena tsara be 😍 un jour za ihiran an zay ho an'olona iray ! merci Ayam
😘
Mampatsiahy ahy fitiavana tsy raikitra ity Ayam ❤ Tena mpinamana be sy nifankatia, efa nandamindamina dingana sns fa tsy raikitra. Na tsy raikitra ary dia mbola tsapa foana ilay hamaminy rehefa mihaino ity hira ity ❤ Merci Ayam
Tena mangorintsina ny vatana miheno azy ♥️♥️🥰🥰 tena hainy ilay miangola ♥️ Mamy be ndry 🥰
Je viens de découvrir cette chanson, je suis en pleure ça me touche 🥺, wahouuu ❣️
moi aussi🥹
Sady namako no olon-tiko 🥰
Miandry ny hira manaraka 😄
WOW,,,,,,,tena oe mampitsangam-bolonkoditra🥵🥰
tena tiako❣
Tsy mety leo🥺❤️
Kanto tena kantoi ! Bisous avy aty majunga
Alors là c'est juste WOW🤍❤ça va droit au coeur!!!tellement Ayam t'es trop forte!
Merci infiniment ❤️
Bravo , super chanson , beaucoup émotion ..-misaotra 👏👏👏🌺🌺
Tsara be, bravo 🥰🥰🥰
sady tsara tarehy b no kanto ery le hira!
le clip kosa lo e!!!!!! tiko be
bravo
Comme on le dit '' la musique traverse toutes les frontières sans Visa ni passport''
Je n'y comprends absolument rien😂 mais comme elle me transporte...😂 Je suis passé par presque toutes les émotions en écoutant. 😭😭😍😍😍😍
Wahou, wahou, wahou. Depuis ABIDJAN en CÔTE D'IVOIRE je te dis mes félicitations et je vais de ce pas voté pour toi à #prixdecouverterfi 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Merci beaucoup 🙏❤
Bravo Ayam, mankafy hatrany izay mvOka tsara doly😍😍
Misaotra foanaaaa ❤️
Tsara loatra ohhh❤️🥰♥️😘
Bravo Ayam, waouuh
Tsara be foana ny inspiration anao 😊🤩
mafy le arrangement 💪
bravo ndri 👏👏👏
Merci beaucoup akia 🙏
J'entends un peu du "Still - Dr Dre" 😁😁😁 très beau titre. ❤️❤️❤️
Tsara ka💖💫
Avec ta voix, le clip, les paroles, c’est juste quelque chose de merveilleux, je n’ai pas les mots mais j’adore ❤️❤️ ca nous fait vibrer le coeur ❤️
Merci mille fois ❤️✨
tena tsara avokoa ❤️
Ny feo 🔥
Ny hira ❤️
Ny clip 🤩😍
Tout simplement magnifique, Vos chansons ne cessent de bercer nos coeurs et âmes, 🤩
Merci du fond du cœur 💓
tsara be
ry Antso sy Yves koa amnio e☺
Always the best song, i like it ;) my sister you are very special; kiss
Tsara be
Vraiment je l'adore🥺😭❤️
♥️♥️♥️♥️
Merci pour la musique
Boo..tout est dit 💕.
🥰❤😍 Ndriii, tsara loatra ❤
Alefa ayam ,mety e.
🤩🤩Tsara😍😍
Ty ko tena minantssss
C'est trop beau 😘
Tsara loatraaaa 🥹
Tena mafy enao Ayam ❤️
Mankasitraka tompoko
C'est juste waouhhh 🥰🥰
je l'écoute en boucle vraiment c'est trop beau et tellement apaisant comme music (^ - ^)
Ndriiii
Bravo Ayam ❤️ trop réussi
Merci infiniment
Trop beau..♥️♥️
Kanto loatra ❤️ tena tiako ito. Merci Ayam 🥰
Merci beaucoup 🙏❤️
tsara e 🥰
Tiako ❤❤ #merci
tiako♥️♥️♥️
Mamy be🥰💘💌
Tsara loatra 🥰🥰
tsara foana
😍😍😍
💫♥️
Tsara loatra 😍, fa aôna no nahafantaranao ny zvtr tsapako sy iainako kay🤔😘mercii ❤
Ndriii.. Misaotra betsaka
Mba mangataka parole svp 👏
Waouh 💕💕
Merci kia 😢😢
🥰😇🤩🤩😘
J’adore❤️❤️❤️
Merci beaucoup
J'adore votre chanson ma belle
Tiako.
❤❤❤❤
TSara be ,
😻😻😻😻😻😻
🙂😘💕
😮😮😮
🥰🥰🥰
❤️💝💖🥰
Ayam
❤🥹🥹🥹
👏❤️👏
❤️❤️❤️
Tiko
Reveko lay feo e
mlay be
❤❤❤❤❤❤