NANIE - Medley (confinement) ft. Mamy Tiana, Anthony, Anthania

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 16

  • @wemboo
    @wemboo 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara foana, misy hira iray zay tena tsy haiko ny titreny fa tena tedaviko foana dia tsy itako 🎤🎤🎧🎵🎵 Ianao, eny ianao, babonao re ny fo, lasanao manontolo...... '

  • @dominiquerakotovao5014
    @dominiquerakotovao5014 4 ปีที่แล้ว +4

    Du bon jazz comme j'aime.Votre voix est magnifique Nanie, les musiciens au top. Merci à vous .On attend la suite😍

  • @tantelinirinarazafimahefa4912
    @tantelinirinarazafimahefa4912 ปีที่แล้ว

    Tsara nama❤

  • @hajaniainaandrianavalona8108
    @hajaniainaandrianavalona8108 2 ปีที่แล้ว +1

    The best, love it

  • @nirinaandriana9022
    @nirinaandriana9022 3 ปีที่แล้ว +1

    Tokony ho tsara fa zesita Mamitiana Be loatra tsy naturel fa amboarina, tsara mahay tohizo

  • @randriamalalamiora4412
    @randriamalalamiora4412 3 ปีที่แล้ว

    Nanie _tsara lotra . Mamitiana & Famillyhapeau !!!! 🙏

  • @ramilijaonampoina3862
    @ramilijaonampoina3862 4 ปีที่แล้ว +1

    Wonderful, milay be

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 3 ปีที่แล้ว

    Cest Nickel bravo au realisateur franchement

  • @mbolaandria5049
    @mbolaandria5049 4 ปีที่แล้ว

    Ndrii mampatsiahy ny fahiny fa mba mangataka an'ilay hira taloha be iny re 😪 ny titre tsy haiko fa ny refrain hoe: Ny hiverina anefa, hifonako, fa tsisy fitia ho an'izany intsony, ny ho an'ny hafa indray no itolomako, ny hery fitia nangoniko... 🥰🥰🥰

  • @Jyinefull
    @Jyinefull 4 ปีที่แล้ว

    Un vrai plaisir pour les oreilles. Votre voix est toujours aussi flawless

  • @antsarivelo
    @antsarivelo 3 ปีที่แล้ว

    tiiiiiikooo🇲🇬

  • @nico007s
    @nico007s 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be lay ambiance. Misaotra betsaka ! Souvenirs daholo ! 👍

  • @TSIARORABE
    @TSIARORABE 4 ปีที่แล้ว

    Ouh! Wow 😯 ❤️❤️❤️❤️❤️❤️ MANKASITRAKA 🇲🇬🤟❤️

  • @fitiaprimaellefonenantsoa4082
    @fitiaprimaellefonenantsoa4082 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ❤️

  • @Zarabesso
    @Zarabesso 4 ปีที่แล้ว +1

    Bien harmonisée, MERCI