Tantara Iray - Kiady Andria ( Ofiicial Visualizer)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
  • Les souvenirs et les sentiments remontent.. rien de mieux que de la raconter et l'expliquer à travers une chanson 🍃
    Crédits :
    Composition : Kiady Andria
    Paroles : Miaiky Raz, Kiady Andria
    Piano : Kiady Andria
    Guitariste & Bassiste : Tantely Rasoloarimanana
    Batterie : Kevy Rakotoarivelo
    Arrangement : Kiady Andria, Tantely Rasoloarimanana
    Enregistrement & Mixage : Manitra Rabarisoa
    Paroles :
    To nangatsiaka aho androany
    Manembona ny lasa anilanao
    Fotoana fohy no niarahantsika
    Nefa hasambarana ny nahita anao nitsiky
    Miaraka mirava alin-dalina
    Ny orana efa niandry antsika
    Ny zakaranda koa falifaly
    Mahita ahy hihaona aminao indray
    Mbola tsiaro ao anatiko ao
    Ny manodidina toa misy kely anao
    Tsy hitazona ny alahelo
    Fa manembonembona kely
    Tsy misy ny nenina
    Fa maniry ny hihaino ilay feo
    Anorana indray ny andro
    Fa ianao, tsy eo intsony
    Tantara tsotra tsy ho adino
    Arahim-baratra sy rahona
    Andro feno fitiavana
    Izay tsy ho voazarako aminao intsony
    Mbola tsiaro ao anatiko ao
    Ny manodidina toa misy kely anao
    Tsy hitazona ny alahelo
    Fa manembonembona kely
    Tsy misy ny nenina
    Fa maniry ny hihaino ilay feo
    Anorana indray ny andro
    Fa ianao, tsy eo intsony
    Mbola tsiaro ao anatiko ao
    Ny manodidina toa misy kely anao.
    Bientôt disponible sur les platefomes de musique ( spotify, deezer, etc...)
    Hira voalohany nalefako amin'ny fomba ofisialy eto amin'ny tambazotra izy ity ka tena zava-dehibe ahy. Mihainoa finaritra. Bonne écoute !!!

ความคิดเห็น • 5