Avelao an zaniii black fa olo ts maintsy manaratsy avw fiananao atw Mendrika nadia fa tance mena io ratsy taiza zaho ts miala @nw nadia fa enw tiko fona bisous zokiko❤
Izao aho vao nahita an'ity Black Nadia, ka izao no ataoko anao hialao lavitra . Ny hiangaviako anao dia ampy izay nanaovany anao izay avelao izy ho any .Ny tenako dia tsy manavaka fa tiako ny gasy mitovy amiko indrindra fa ny avy ao Atsimo longo soa
Courage enao BLACK NADIA,ampiasao ilay SYSTEME,zay mankafy anao fou💗💗💗💗💗
Ka manenina iha neny,fa ny soa atao lavenambola fa ny ratsy atao loza mihantona, courage neny fa mbola miheno anao aho!
Cc,,, courage Gea longo ts mampiova antika zao Gea.... bis
courage li iha fa tsika baka toliara agny tsi mahantsa Zao fa iro mahantsa fa tsy iha
Tena marina, ny marina tsy ankasitrahan'ny olona.
Ra marina avokoa ny lazainao tena manampanahy tsara ianao madama 🙏,Mankasitraka 🙏
Merci Nadia maiza mandefitra jereo nybaiboly za dry OK courage ianao
Manja bé foana indry na tezitra aza e...Ay ve manja be izany Black Nadia izany e !
Mahereza e,zay lay fiainana....
Avelao an zaniii black fa olo ts maintsy manaratsy avw fiananao atw Mendrika nadia fa tance mena io ratsy taiza zaho ts miala @nw nadia fa enw tiko fona bisous zokiko❤
Izao aho vao nahita an'ity Black Nadia, ka izao no ataoko anao hialao lavitra . Ny hiangaviako anao dia ampy izay nanaovany anao izay avelao izy ho any .Ny tenako dia tsy manavaka fa tiako ny gasy mitovy amiko indrindra fa ny avy ao Atsimo longo soa
Coucou bonjour.
Je suis vraiment très triste en écoutant ton histoire.
Je suis de tout cœur à écoutant toi.
Courage ma chérie ❤️❤️❤️😘😘❤️
Zay aky tia andry foana. 💋
je m en fou oe retsy aa ,tiako hira igny neny!😘😍
Marina zan black nadia ❤
Courage blak e❤
Fialonana olona Ty tena maharatsy fiavanana
Bé fialonana any black Ilay ramatoa tsy tiko io
Malahelo aho raha ny longo avy ao atsimo no atao toy izao
fomba ny tampany no mikombana Nadia fa mahereza tohozy ny asanao
Indray andro enao dia i TENCE MENA,TINA TI, nanao spectacle tao BETONGOLO,nanao ahoana ianao tsy tonga
Toi alia mahafinaritra foana e tiko bé aza mihova aminy fihetsikao izao fa tena Mety mohajz bé bisous bé 😢😢😂
kaiky me sud est mitovy amina anao blak? Mankafy anao hatsany black courage fa maro gny tsy mahazaka gny fivoaran'olo li black
❤❤❤
Misaotra Nadia e, tiako fona anao e,mankafy anao e
Mahereza Black Nadia fa misy manenjika faona eo amin'ny fiainana.
Courage neny fa NY mpanenjika toujor afara FO anao mahery zahay mpnkafy manohananao fona
Merci black, zay vo mazava tsara.
N'y marina ts mba maty courage