HAVOTAFO DU 03 DECEMBRE 2023 BY KOLO TV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ธ.ค. 2023

ความคิดเห็น • 17

  • @nambinintsoarobinrandriana9866
    @nambinintsoarobinrandriana9866 5 หลายเดือนก่อน +3

    Tena nanova ny fomba fijeriko aminy fiainako andavanandro ny fanarahako anao ry Ankoahy😊mankasitra dia tohizo atrany fa izay vonona ny iezaka mba ho tena Andriamanitra 😊

  • @user-si1gs2wn9l
    @user-si1gs2wn9l 5 หลายเดือนก่อน

    😮😮

  • @huguesrabemananjara1935
    @huguesrabemananjara1935 5 หลายเดือนก่อน +1

    Raha mijery todika ny fanehoan-kevitr'ity Namana ity tamin'ny dimy taona lasa dia SAMIHAFA mihitsy.
    Midika izany amiko fa efa manomboka miditra ao antsain'ny malagasy mihaino azy ny tena Hasina ananan'izany MALAGASY izany
    Mankasitraka Zandry, satria inoako fa mbola zandriko ara-taona ianao fa zoky kosa amin'ny Fanomezana Hasina sy Lanja ny Maha-Gasy
    Manohana sy Mankasitraka hatrany ny ezaka ataonao ANKOAY a
    HO TAFITA ANIE MADAGASIKARA

  • @rhc09
    @rhc09 5 หลายเดือนก่อน +1

    MARINA MIHINTSY NY ANAO.
    SOA IHANY FA EO IANAO.
    MAKASITRAKA TOMPOKOLAHY. ❤

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 5 หลายเดือนก่อน +1

    Hay ve izany no tena mokon.ity Leopolde ity e!...hummm !

  • @bibisoamoisson995
    @bibisoamoisson995 5 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba
    Efa ela izahay tany toliara manisa mivadika io dia rehefa tonga aty anivon'imerina dia gaga ny olona fa manisa mivadika satria oe tenim-paritra izany fa soa fa ré lehiretsy a fa rehefa amin'ny manaraka dia atao amin'ny kely mitombo
    😊

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 5 หลายเดือนก่อน

    Ary raha mandinika ny tsirairay dia efa mitombo hatrany ny mpampivavaka eto amin-tsika ary ny ankamaroany dia tsy olona sahirana mihintsy. Mahafinaritra ny mihaino olona tahaka izao manazava ny tantara hanaovan'ny tsirairay manivana Izay tsara .
    Misaotra Tompoko.

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 5 หลายเดือนก่อน

    Rambon'ny Barea😂😂😂

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 5 หลายเดือนก่อน

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @hanitrinialaramarimampiani2531
    @hanitrinialaramarimampiani2531 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko Ankoay 🙏

  • @fleurieandrilalo5600
    @fleurieandrilalo5600 5 หลายเดือนก่อน

    Nefa ilay fanisana io no mba nampiavaka antsika malagasy aminy firenena hafa

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 5 หลายเดือนก่อน +1

    Eny tokoa hoa. Inona marina moa no atao any an danitra any. Hoe any tsisy aretina, tsisy hanohanana, tsisy mangetaheta, tsisy miadiady, sns...
    Hoe mihira fideran ny lanitra fotsiny sisa no atao any...ka ho lasa haut parleur mihira foana izany ilay olona...ny haut parleur tsy manana aretina, tsy mahatsiaro noana sy mangetaheta, tsy miraharaha izay vola anan hetsiny, tsy mahafantatra ny hanao zavatra tsara sy ratsy...ka inona izany fa lasa haut parleur mihirahira fotsiny ny fiainana any

  • @user-si1gs2wn9l
    @user-si1gs2wn9l 5 หลายเดือนก่อน

    Milay be le hira inona ny lohanteny ilay hira

    • @krismasy8709
      @krismasy8709 5 หลายเดือนก่อน

      Ry zatovo mandimby ny anaran-dray no lohatenin'ny hira.

  • @user-zq6dw5iy3k
    @user-zq6dw5iy3k 5 หลายเดือนก่อน

    milay marina ny voalazanao ry zokibe ankoay zah ary zay vo mandika le zah natao zareo .f le izy kosa lo tena nahomby he

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 5 หลายเดือนก่อน

    Fa nahoana moa ny olona any an danitra any no heverin ity mpihira ity ho europeens fotsy...araka ny sary avoakany am video

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 5 หลายเดือนก่อน

    Ary ahoana ireo Mpanamory sambon danitra any tsy taka maso, dia ny pipiany no sotroiny, satria tsy ampy ny rano vatsiany...tsy hoe sotroina avy hatrany. Fa mandalo processus maro anaty alambic ary fomba