ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tena tsy misy tahakan ny tompo toko e ! Makasitra,fa tsarabekoa n'y akanjonareo♥️♥️♥️
Na inona na inona na iza n iza tsy misybazo oharina Aminao Ray 🔥❤️
salama tompoko,mety mahazo ny ton-kira ve tompoko,misaotra indrindra tompoko o
Tsara Ianao Tompo o , mendrika Anao ny dera , mendrika Anao ny haja , mendrika Anao ny voninahitra, tsy misy toa Anao , tsy misy tahaka Anao
Zany mihitsy Tompo o, TSY MISY NY TOA ANAO !! Amen ♥
Tsara JeHovah !ho an Lay Avo indrindra ny Voninahitra velona Jesosy amen!
ary mahay tsika gasy an Milayh beh ilay video s'ilay feo. Bravo Voninahitra ho an'i Andriamanitra
waouh..tsara be..❤ Fiadanana...
Aleloia deraina JESOSY
Mahagaga fa tsara enao Tompo ô,mankasitraka nareo ô,tahin'Tompo nareo
Mevasoa Lydia dlaL
Anao rery izahay Jesosy an
aleloia !!!!!!!!!! tsar ianao tompo ooo
Zanimitseee tsr jesosyeee
GOD BLESS MADAGASCAR
Tsara ianao❤
Inona kay ny titre anio hira io am teny frantsay azafady
❤🙏
TSARA TSARA MAHAGAGA Tena TSARA
Fiadanan Tompo zoky Mahandry amisaotra nizara fa tena tsara
Mendrika ny hoderaina tokoa Ianao Ray o.Amen
Tiako
inona kay ny titre anio hira io amin'ny teny Anglais azafady???
You deserve the Glory
Na oe "You are Great"
You are great
Tena tsy misy tahakan ny tompo toko e ! Makasitra,fa tsarabekoa n'y akanjonareo♥️♥️♥️
Na inona na inona na iza n iza tsy misybazo oharina Aminao Ray 🔥❤️
salama tompoko,mety mahazo ny ton-kira ve tompoko,misaotra indrindra tompoko o
Tsara Ianao Tompo o , mendrika Anao ny dera , mendrika Anao ny haja , mendrika Anao ny voninahitra, tsy misy toa Anao , tsy misy tahaka Anao
Zany mihitsy Tompo o, TSY MISY NY TOA ANAO !! Amen ♥
Tsara JeHovah !
ho an Lay Avo indrindra ny Voninahitra
velona Jesosy
amen!
ary mahay tsika gasy an Milayh beh ilay video s'ilay feo. Bravo Voninahitra ho an'i Andriamanitra
waouh..tsara be..❤
Fiadanana...
Aleloia deraina JESOSY
Mahagaga fa tsara enao Tompo ô,mankasitraka nareo ô,tahin'Tompo nareo
Mevasoa Lydia dla
L
Anao rery izahay Jesosy an
aleloia !!!!!!!!!! tsar ianao tompo ooo
Zanimitseee tsr jesosyeee
GOD BLESS MADAGASCAR
Tsara ianao❤
Inona kay ny titre anio hira io am teny frantsay azafady
❤🙏
TSARA TSARA MAHAGAGA Tena TSARA
Fiadanan Tompo zoky Mahandry a
misaotra nizara fa tena tsara