Miarahaba anao Mr President misy soso-kevitra kely ndray hita fa madagasikara dia tena mahantra tsy inona mahatonga izany fa ny tsy fahampiany hasa any mada manko rehefa tsy manana diploma dia tsy afaka miasa ny olona nefa ety ivelany na nianatra na tsy nianatra dia afaka miasa daholo ny olona satria maro ny orin'asa izay misokatra etsy sy eroa ary zay no tsy ampy any mada mila anokafana orin'asa be dia be hialan'ny olona @ fahantrana toy ny usine de peinture izay afaka exportena usine de savon etc ...mirary fahasalamana de bon courage
Mankasitraka ny filoha, ny mpikarakara ny fandaharana fa indrindra indrindra izy mirahavavy sy ny mpiaramiasa aminy. Mahavelombolo ny mahita ny tanorantsika mandray anjara @ fampandrosoana ary hirariana ny fanosehan'ny fanjakana azy ireo katsy hiankindoha intsony @ vahiny. Farany Atoa filoha manana fomba fijery hoe: NY GASY ALOHA VAO NY VAHINY
zao no be resaka @ zavatra tsis dikany zao ihany no mahavoa ty rangahy ty, fahantrana mamely, ny ts fandriapahalemana miha-ratsy, ts mbola nisy mpitondra otran'ty teto hatrizay! ny olona mianjady @ vahoaka maro an'isa no andrasana aminao fa ts be resaka fotsiny otran'zao
io ilay rajao godra.4 taona teo am fitondrana tsy misy kabarony. miverena a madagascar manao cour d u soir politika am rajoelina..filoha be vinavina 3mois dia tapitra ny delestage..looooo.mahay mikabary fa tsy misy apoaka be vinavina fa raha fampandrosoana hamingana namany ? ok..taiza mba nisy ministre de finànce lasa filoha izany ra tsy teto dago?? miverena a dago manasa kidkifnaping izay nampianarinareo hvm ny vahoaka malagasy fa mampalahelo ny mahazo vahoaka am.lova ratsin ny kidaping navelàreo hvm..
Mahamenatra be we filohampirenena ve no halaina sary dia tsy mba hatao matianina ny mpaka sary ? camera 2 fotsiny no miasa sady tsisy rèflecteur akory na dia iray aza Tsy mba azo gros plan ny tarehan'ilay olona miteny sad maizina ny sasany!
Très beau projet, cela mérite d'être intégré au projet présidentiel!!
tena manome fanantenana anay Tanora ihanao andriamatoa filoha omeo Andraikitra ko izahay na aminy fitondrana
mba teneno moa hoany zay afaka miresaka mivantana any am filoha fa toa matetiky loatra izy manao huumm huumm huumm otrany hoe manadala lay olona miresaka aminy, lay olona anefa tsy manao hum hum rehefa miresaka izy.
Filoham pokon tany fa tsy filoham pirenena.
Mpitondra miasa no ilaina ao Madagascar fa tsy olona be resaka be otr'izao.
Rosalie Tinah Efa asa koa izao ataony izao ary tokony hotohizana
Gentleman ny filoha!
Miarahaba anao Mr President misy soso-kevitra kely ndray hita fa madagasikara dia tena mahantra tsy inona mahatonga izany fa ny tsy fahampiany hasa any mada manko rehefa tsy manana diploma dia tsy afaka miasa ny olona nefa ety ivelany na nianatra na tsy nianatra dia afaka miasa daholo ny olona satria maro ny orin'asa izay misokatra etsy sy eroa ary zay no tsy ampy any mada mila anokafana orin'asa be dia be hialan'ny olona @ fahantrana toy ny usine de peinture izay afaka exportena usine de savon etc ...mirary fahasalamana de bon courage
mifankahazo resaka tsara kosa izy 3 ko
teo am le 2:29 no nakisako ny soris de oe "mis mikapa" tapaka ndray ny chargemet teo de misy mikapa zany
mba tsetsatsetsa tsy aritra
Mankasitraka ny filoha, ny mpikarakara ny fandaharana fa indrindra indrindra izy mirahavavy sy ny mpiaramiasa aminy.
Mahavelombolo ny mahita ny tanorantsika mandray anjara @ fampandrosoana ary hirariana ny fanosehan'ny fanjakana azy ireo katsy hiankindoha intsony @ vahiny.
Farany Atoa filoha manana fomba fijery hoe: NY GASY ALOHA VAO NY VAHINY
Tiako be ry izy roa vavy ilay hoe hanova ny fomba fijerin'ny olona ny fako!
mmmm !! humm humm!! aaaiii!
hahaha mandrerak be tssss
mahafinaritra !
blessings
Ary ny karama ny olona tsirairay dia 3.000.000 minimum ary miakatra tsikelikely fa tsy mijanona @zay hiany
Shalom Atoa Filoha, Shalom à tous les Malagasy : Fiadanana , Paix, Plénitude, bonheur, Bénédictions... be blessed!
zao no be resaka @ zavatra tsis dikany zao ihany no mahavoa ty rangahy ty, fahantrana mamely, ny ts fandriapahalemana miha-ratsy, ts mbola nisy mpitondra otran'ty teto hatrizay! ny olona mianjady @ vahoaka maro an'isa no andrasana aminao fa ts be resaka fotsiny otran'zao
cheblie madi Efa ady @ fahantrana izao raha tafavoaka tsara, ary rehefa resy ny fahantrana Dia milamina Ho azy ny tany
Zava-dehibe kosa ho an'ny tanora miketrika sy miasa, ny mitafatafa @ Filoha toy izao
Mr le Président plus proche des jeunes malgaches. Fondamentale!
zah ranga te-hanana president ohatra an'i Vladimir Vladimirovitch Poutine a!
Indrisy mantsy!
io ilay rajao godra.4 taona teo am fitondrana tsy misy kabarony. miverena a madagascar manao cour d u soir politika am rajoelina..filoha be vinavina 3mois dia tapitra ny delestage..looooo.mahay mikabary fa tsy misy apoaka be vinavina fa raha fampandrosoana hamingana namany ? ok..taiza mba nisy ministre de finànce lasa filoha izany ra tsy teto dago?? miverena a dago manasa kidkifnaping izay nampianarinareo hvm ny vahoaka malagasy fa mampalahelo ny mahazo vahoaka am.lova ratsin ny kidaping navelàreo hvm..
Au lieu de jouer au journaliste. Il y a d'autre truc plus intéressant pour un président...
Mahamenatra be we filohampirenena ve no halaina sary dia tsy mba hatao matianina ny mpaka sary ?
camera 2 fotsiny no miasa sady tsisy rèflecteur akory na dia iray aza
Tsy mba azo gros plan ny tarehan'ilay olona miteny sad maizina ny sasany!
tena naturel be le firesahana !!tsis mise en scène mintsy
Zerooooo ialahy rajao..ze rooooo...théorique mahay..pratique zerooooo...reeeeesaka fooona...tsy misilana an ialahy.
C est quoi le but de faire toute ces Vidéo?0
Chen Haihuac77 Raha ny frantsay aloha Dia azoko antsaina fa tena tsy faly @ izao fampandrosoana mivantana an'Mkara izao e