BENORO (Clip Officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ม.ค. 2025
  • Dédicace spéciale à ma regrettée Mère qui nous a bercé avec ces fascinantes histoires de ces régions ou elle a grandi.
    LA LEGENDE DE BENORO
    Marin pêcheur et musicien danseur en pays Antambahoaka, Benoro n'animera pas cette année la fete du Sambatra, la circoncision collective. Emporté par une tempête au cours d'une pêche au grand large, il manquera aux enfants qui auront un peu plus mal sans sa musique et à ses amis de Tsaravary,
    Mais son esprit restera présent et le son de son accordéon résonnera
    à chaque cérémonie du Sambatra.
    On l'aurait aperçu à l'intérieur des terres africaines du coté du Zimbabwe ! A suivre....
    Merci à Dom, Lova, Jao et Farah pour cette nouvelle aventure musicale.
    Lyrics :
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity e
    Hitomany irery ilay angorodao
    Aza Benoro, Aza Benoro o
    Hitomany irery ilay angorodao
    Aza Benoro mba handihy
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity
    Ndesin'ny sambo an’izy lasana e
    Roa volana izay
    Ndesin'ny sambo an’izy lasana e
    Roa volana izay e
    Lasa nanjono any antsisin’i Afrika
    Any Zimbabwe
    Lasa nanjono any antsin’i Afrika
    Efa tonga hatrany Zimbabwe
    Ndesin'ny sambo an’izy lasana e
    Roa volana izay
    Ny fampielezam - peo aza mba efa nitantara
    Fa hisy sikilaona
    Nanorana ny andro tamin’izay
    Fa i Benoro nitondra ny lakany
    Mbola lasa foana
    Nandihy e nandihy e...
    Entin’ny onja misavoana
    Hangirifiry izay mitapaka
    Amin’ity taona ity
    Hangirifiry izay mitapaka
    Amin’ity taona ity e
    Mila tambitamby ny zaza hoforaina
    Aza Benoro Aza Benoro
    Mila tambitamby ny zaza hoforaina
    Aza Benoro mba handihy
    Sarotimpery izay mitapaka
    Amin’ity taona ity
    Tsy mila dokotera ny didipoatra
    Fa vitan’i Benoro
    Ny Manamaivana marary
    Feon’angorodao miampy korintsana
    Tsinjak’i Benoro
    Adino o adino o
    Ny any ambany foatra
    Hangasihasy anie ny zanaka e
    Sy ny vadiny aty
    Hangasihasy anie ny zanaka e
    Sy ny vadiny aty o
    Sasa mitazana fara - vodilanitra
    Aza Benoro Aza Benoro
    Sasa mitazana fara - vodilanitra
    Aza Benoro mba modia
    Hangasihasy anie ny zanaka
    Sy ny vadiny aty
    Fa ny ojan - dranomasina
    Midoboka masiaka
    Toa manambara ratsy
    Fa i Benoro angamba rankizy
    Tsy hiverina amintsika
    Fa very any antsisin’i Afrika
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity e
    Hitomany irery ilay angorodao
    Aza Benoro, Aza Benoro o
    Hitomany irery ilay angorodao
    Aza Benoro mba handihy
    Hampalahelo anie ny Sambatra
    Amin’ity taona ity
    Paroles et musique : Angélo RAKOTOMANGA

ความคิดเห็น •