Satrin’i Lemizo a, Mba ho any Texas é, Hitaingin-tsoavaly a. Any a Zamerika é Manjaka toa mpanjaka Ny mpilalao basy a. Izany no mba nofinofiny Avy any anaty aloky ny Cher-fréra- N’Ambodin’andohalo a Tananan’i Lemizo a Ka efa mba nataony Ho toy ny Texas a. Any Andavamamba é Manjaka toa mpanjaka Ny mpilalao antsy a. Tsy azo lalovana hariva anie Ny eo antetezan’ilay Bekiraro Fa mety mahafaty a. (2) Ny vovon’i Lemizo a Ka vitany amin’ny daba a Miampy fehim-barika é. Rahoviana ka rahoviana Ny any andavamamba Ho toy ny zamerika é. Tomany, tomany i Lemizo anie Ka nampalahelo ka nampalahelo Ilay akama kely a Miakatra, miakatra ny rano anie Ambany tetezan’ilay Bekiraro Ka tondra-dranomaso a. I Dadan’i Lemizo a Mitondra dilizansy é. Eny Anosibe. Mahafinaritra azy Ny mitondra voiazera a. Manao taingim-be. Fa saingy ilay dilizansy anie Ka miadam-pandeha fa tsy ampy sakafo Ireo soavaly roa a. Indray maraina izay a. Voalako i Lemizo Voalakon’i Dada. Fa tratrany nitondra a Nitondra soavaly Soavalim-boatiry é. Soavaly anie ka antom-pivelomana é. Fa tsy rendrarendra, fa tsy rendrarendra Toa ny any Texas a. Satrin’i Lemizo a Mba ho any texas é. Hitaingin-tsoavaly a.
💞Magnifique chanson des années 70.Quel souvenir!Merci
Satrin’i Lemizo a,
Mba ho any Texas é,
Hitaingin-tsoavaly a.
Any a Zamerika é
Manjaka toa mpanjaka
Ny mpilalao basy a.
Izany no mba nofinofiny
Avy any anaty aloky ny Cher-fréra-
N’Ambodin’andohalo a
Tananan’i Lemizo a
Ka efa mba nataony
Ho toy ny Texas a.
Any Andavamamba é
Manjaka toa mpanjaka
Ny mpilalao antsy a.
Tsy azo lalovana hariva anie
Ny eo antetezan’ilay Bekiraro
Fa mety mahafaty a. (2)
Ny vovon’i Lemizo a
Ka vitany amin’ny daba a
Miampy fehim-barika é.
Rahoviana ka rahoviana
Ny any andavamamba
Ho toy ny zamerika é.
Tomany, tomany i Lemizo anie
Ka nampalahelo ka nampalahelo
Ilay akama kely a
Miakatra, miakatra ny rano anie
Ambany tetezan’ilay Bekiraro
Ka tondra-dranomaso a.
I Dadan’i Lemizo a
Mitondra dilizansy é.
Eny Anosibe.
Mahafinaritra azy
Ny mitondra voiazera a.
Manao taingim-be.
Fa saingy ilay dilizansy anie
Ka miadam-pandeha fa tsy ampy sakafo
Ireo soavaly roa a.
Indray maraina izay a.
Voalako i Lemizo
Voalakon’i Dada.
Fa tratrany nitondra a
Nitondra soavaly
Soavalim-boatiry é.
Soavaly anie ka antom-pivelomana é.
Fa tsy rendrarendra, fa tsy rendrarendra
Toa ny any Texas a.
Satrin’i Lemizo a
Mba ho any texas é.
Hitaingin-tsoavaly a.
zany ka tena kanto eeee!!!, mankasitraka ny pizara e!!!
Ity version ity tena mba tiako fa vao mainka mampisongadina an'ilay nofin'i Lemizo. Nofin'ny ankamaroan'ny tanora Malagasy amin'izao fotoana izao. Tsy foiny ny tanindrazany kanefa te-hilefa degany amin'ny tanana izy nohon'ny fiainany anaty fahantrana lalina. Mpanankanto sady mpamorona feo i Angelo Rakotomanga no mpamorona tononkira. Tononkira izay tena mitantara ny zava-misy kanefa mitaona ny olona handinika.
Ny tanora anefa ity indrisy, resy tanteraka, manaiky habadoina daholo. 😢
Ahatsiarovana ny fahatanorana mankasitrak n tarika
Manja lay hira ka
❤❤❤Misaotra tsy adino akory❤❤❤❤😢❤❤❤❤
@@perleolgaralalarivony6383 bonjour
❤❤❤
Misatra betsaka tsara le hira
Matsiarotsiaro ny fahatanorana 🤗. Tsy mety lany manja "lemizo" an👍🏼.
Mankasitraka 🥰. Misaotra ny mpizara 🌹
Henri ratsimbazafy
Tsara 😊
Tiko an!
Mlay e!tsy hadinoko mitsy e
tsara
Hiran'i Herykely t@ Izy Mbola kely
Rah oavy
tsy mankaleo e
Misaotra leroa
Qui est encore là octobre 2024 ⌚
Isika eeee!
Mlay e