MAY NY CITE ANDRAINJATO - Sabotsy 03 Sektambra 2022 à 10 h 30 min matin. |Fianarantsoa|

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Abonne-toi en cliquant ici: / @mafananew2770
    Abonnez-vous à notre chaîne you tube pour nous soutenir et activez la cloche pour ne pas manquer une de nos prochaines vidéos.
    MAY NY CITE ANDRAINJATO - Sabotsy 03 Sektambra 2022 à 10 h 30 min matin. |Fianarantsoa|
    May tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo androany ny Cité-ny mpianatra ao Fianarantsoa Andrainjato. Trano miisa 10 no rava vokatr’izany, 6 tamin’ireo may raha toa ka noravaina ny 4 hisorohana ny fihitaran’ny afo. Ora iray taorian’ny firehetana moa vao voafehy ny afo noho ny olan’ny mpamonjy voina teo amin’ny rano.

ความคิดเห็น •