Misaotra Andreotti nizara fa miaina @ fitiavan Andriamanitra tokoa ny mpanoratra ka tsy miafina fa asehony @ tantara vokariny. Mankalaza sy mankasitraka anareo tompoko izahay mpihaino aty ambiance dranomasina
Tena mahaontsana mafy tokoa ity tantara ity, aza mba manao ratsy ihany amin'ity fiainana efa sarotra ity. Tsara be fa fianarana ho an'ireo tsy tonga saina manohona ny kely sy tsy manana. Mankasitraka tompoko ô !
Tsara be fa misaotra betsaka ooo
Mampalahelo be🙏🙏🙏🙏
Tiko ery le tatara kely teny amoropasika notatarainy ingay Gouverneur napahery ahy
Feno anatra be ilay tatara misaotra anareo nizara
Fa hafahafa no naheno an'i Lalaina nanao ratsy toetra 😊eny tatara iany iny merci daolo ooo
Mankasitraka indrindra Tompoko tsara be ilay Tantara ❤❤❤👏👏👏🙏🙏🙏
tena tsara be le tantara fa misaotra betsaka aa
Tonga indray tantara misaotra timpoko 👏🏼😘😘😘
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Misaotra nizara tompoko 🙏🙏🇰🇼🇰🇼💞🇲🇬🇲🇬
Good
Tsara n'y tantara sady mampalaelo, zavatra misy efa ela Io tohetsaina io arena no fototrizao , misaotra tompoko nizara
Misaotra betsaka nizara
Zany ka tantara 💖hafa ihany ny Radio 📻Feony Maniy❣Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣🇲🇬🇲🇬💞💛🧡💗❤💙💚💝♥️🇰🇼🇰🇼❤💙💚💝♥️
⁰0
Tena zava misy eny anivon'ny fiaraha-monina mampalaelo be tsara tokoa misaotra ny mpanoratra tompoko 👏🏼💗😘😘
Waooo, misaotr ai , ef ela be niandry tantara vao2 av @ fandrav ka mankasitrakieee 🤗
Eeee Tena Mampalahelo ity Tantara ity satry Tena zava misy eto Ambony tany toy izao
Merci beaucoup
Misaotra Andreotti nizara fa miaina @ fitiavan Andriamanitra tokoa ny mpanoratra ka tsy miafina fa asehony @ tantara vokariny. Mankalaza sy mankasitraka anareo tompoko izahay mpihaino aty ambiance dranomasina
Mankasitrakeee 😘😘
Tsara be, misaotra indrindra 🙏🙏
Misoatr betsak eee
Misaotr betsak nizar, ho ela velona anie isika rehetra 😍😍🙏🙏🙏
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara 🥰
Tsy tsara ny magnano ratsy, manaova ny marigny ihany fa Andriamanitra momba anao lalandava, ary Izy no FITIAVANA, FANANTENANA, ARY FINOANA
Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰😍❤❤❤❤🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤👍👍👍👍👍👍👍👍👍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
fa inona kay ny titre ilay hira @ 8:30 azafady misaotra Mialoha. 🥰😘
Misaotra betsak nareo fa tsar fa mampalahelo be😭❤️🙏
Mankasitraka tompoko 1:48:20 1:48:40 ❤❤❤
Tena manarabaiko toko Le nikaramaina iny no atao hoe manjora mantsilany kkkkkkkkkkkkkkkkkk
Kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
Nigerian movie, efa hitako film ty
Mankasitraka indrindra Nareo nizara topoko
Efa ela be zay tsisy tantara vaovao raha tsy zao
Makasitraka eee
Tsara be oo
Kkkkkkkkkkk Tena grave be ndray iny kkkkkk Zay Le hoe Manjora Mantsilagny
mitovy @ lay film Africain (Nigérian)
🎧🎧🎧🎧🎧
Tsara be merci 💝
latsaka ranomasoko mampalahelo lotra
Misaotra nizara!! Tsara be na dia mampalahelo aza!!
Mankasitraka tompoko 🙏
Misaotra betsak afa fon tantara soratany Simon Nomenjanahary
Misaotra betsaka
Mankasitraka ô
🌺🌺
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Zany rehefa adala loatra de ny zanaka no maty
Tena mahaontsana mafy tokoa ity tantara ity, aza mba manao ratsy ihany amin'ity fiainana efa sarotra ity. Tsara be fa fianarana ho an'ireo tsy tonga saina manohona ny kely sy tsy manana. Mankasitraka tompoko ô !
Mankasitraka indrindra Oa
Ela2 zay ka mankasitraka nareo ao @ radio feon'ny mania
Faly mihaino any Simon Nomenjanahary indray Oa
Mankasitrak tompok
Film africain izy ty no navadikan Mr Simon Nomenjanahar ho tantar ary nadkan tenu gasy
Makasitsaka tonpoko
A
Misy film gasy izay mitovy amty tantara ity mihitsy.
film africain ka
Otrany vehivavy mpiady antsena koa ilay Eva ka 😏
Merci 😊
merci beaucoup 💋💋💋💋
Tiako be ty efa itako film nigérian zay fa ts tadidiko titre Mampalahelo fa tsara be zavamisy am fihainana ampy ieritreretany mpanao ratsy
Mankasitraka indrindra tompok