COULISSES 'feon'ny fialofana' DU 22 NOVEMBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 พ.ย. 2020
  • COULISSES 'feon'ny fialofana' DU 22 NOVEMBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 8

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara sy kanto ery , deraina ny Tompo nanome ny talenta e ! mahereza mandrakariva ao amin' i Tompo Jesosy amin'ny asany

  • @francoiserasoloarisoa6502
    @francoiserasoloarisoa6502 2 ปีที่แล้ว +1

    Tohina tokoa ny fo mahita s'y maheno anareo mitory ny filazantsara ankira.Mahereza daholo @ fanarahana ay TOMPO

  • @rabezakasoabax6068
    @rabezakasoabax6068 3 ปีที่แล้ว +2

    Koa dia Mahefa be aminy asa fitoriana e! Ny Tompo hanafy hery anareo rehetra.

    • @rabezakasoabax6068
      @rabezakasoabax6068 3 ปีที่แล้ว

      Ilay Andriamanitra manankarempahasoavana anie handrotsaka be dia be ny herimpanahy ahefanareo ny asa tsara izay efa niantsoany anareo ,

  • @harimbolatsiorisoarakotoni2356
    @harimbolatsiorisoarakotoni2356 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny feon'ny fialofana 🥰🥰🥰 anisan'ny Chorale tena ankafiziko🙏🙏🙏 tiako ny mihaino ny hiranareo, indrindra ilay hoe " Hirao mafy ny hira fiderana" iny 🥰🥰🥰

    • @haja345
      @haja345 3 ปีที่แล้ว

      Tsara feo kosa ilay trésorière a

    • @rabezakasoabax6068
      @rabezakasoabax6068 3 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra nyTompo nanome talenta anareo ,koa dia mahereza sy mahatanjaha eo ambany fitarihiny Fanahy Masina

  • @francoiserasoloarisoa6502
    @francoiserasoloarisoa6502 2 ปีที่แล้ว +1

    👏🙏👍