DON DRESAKA DU 07 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ก.ค. 2024
  • DON DRESAKA DU 07 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 35

  • @rajaonarisontantely2154
    @rajaonarisontantely2154 24 วันที่ผ่านมา +5

    ...aza be resaka fa efa gistra lava tsika vokatry nataonareo !!!!

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier4095 24 วันที่ผ่านมา +3

    Mpisolelaka nareo bandy kely ty

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe2354 24 วันที่ผ่านมา +3

    Hatramin' ny nitondran-dRajoelina izay dia tsy nisy ady nisakana ny fampandrosoana teto, kanefa dia gisitra i Madagasikara noho ny kolikoly avo lenta nataon' ny mpitondra. Ka izay stabilite politika feno kolikoly izay ve no mbola tianareo hitohy ry Tahina, mba hanohizanareo karana mangalatra ny harem-pirenena ampilaminana tsy hisy mpanelingelina?

  • @ZolalainaRaherilisy-zp1rk
    @ZolalainaRaherilisy-zp1rk 24 วันที่ผ่านมา +3

    Ataoni Alain Andriamiseza tsy misotro Rano mihintsy ingahy loholona 😂

  • @aloaloromeo3564
    @aloaloromeo3564 24 วันที่ผ่านมา +2

    Tsy azo hodina tsy hita ny maha gisitra ny firenena, mazava loatra fa ny filoha no tompon’andraikitra voalohany. Mahafinaritra ny mahita tanora miditra antsehatra, kanefa ilaina ny Mandinika sy mamakafaka tsara fa tsy miantehatra amin’ny “Finona” (beliefs, croyances), matoa tsika gistra dia ny fitondrana no tsy mety.

  • @dood587
    @dood587 24 วันที่ผ่านมา +3

    Gisitra ny Firenena !!! Mpanohana Fitondrana bontolo no tena tsapa eto . Ry loholona karana ( foko Chabani?) hita fa fatsora hatrany !!! Misaotra Ingahy Andriamiseza 👍.

  • @margodelarosa7268
    @margodelarosa7268 24 วันที่ผ่านมา +2

    Karana be resaka

  • @armandrandrianaivomanana8465
    @armandrandrianaivomanana8465 24 วันที่ผ่านมา +1

    Mandat 1 5 taona ge ry independence ve tsy hitanareo ho miovaova foana ny anaran' ilay fampandrosoana fanaovana business ÈTAT...

  • @johnrakotovao6012
    @johnrakotovao6012 24 วันที่ผ่านมา +2

    Vodin olona io fa tsy loholona tsy misy ilavana azy

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 24 วันที่ผ่านมา +1

    ny tena marina diso kajy sy diso fanantenana ireo mpanohitra fa nieritreritra hoe haka majorité!! tsy noeritreretin'izy ireo mihitsy hoe sady ahazo ny majorité ny IRMAR no ireo Indépendant maro an'isa mpanohana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Echec et Matt

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 24 วันที่ผ่านมา +1

    Courage enao zandry kely ah , raiso ny andraikitra dia aza mihemotra mihitsy aza matahotra anio ngoika antitra Alain Andriamiseza tsisy ampoka io intsony efa vita ny any ireny bye bye

  • @andryrazanakoto4855
    @andryrazanakoto4855 23 วันที่ผ่านมา

    Ny independant mintsy no tokony ho foanana fa tsy mampisy stabilite politique.

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 23 วันที่ผ่านมา

    Politique de détournement fa tsy politiques de développement, raha y roso am fandrosoana mila velomina daholo n'y oronasa rehetra sy mila toanana mpamboly stop ny fanafarana sakafo

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 23 วันที่ผ่านมา

    Président vazaha élu par 2 millions

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier4095 24 วันที่ผ่านมา

    Resaka lainga halatra,hafetsena no mampantanjaka azy si non zéro

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 24 วันที่ผ่านมา

    Le fanaovana politika ao Madagascar mintsy no ts mety, vola daholy ny ao ambadiky ny politika rhf ny vola no miasa d afaka manova ny mainty ho fotsy na ny fotsy ho mainty

  • @henrietteursula3008
    @henrietteursula3008 23 วันที่ผ่านมา

    Mbola tsy naneno akory n akoho d efa handa ahy in3 ianao !!!!!!
    Mpamadika palitao!!!!
    Mpamitaka vahoaka!!!!

  • @mamymd445
    @mamymd445 23 วันที่ผ่านมา

    lehilahy vavivavy feo sy toetra tony koa moa dia misy mifidy ko

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 23 วันที่ผ่านมา

    Lé indépendant tsy my saina raha manaiky plan ratsy ny volomboasary satria taranaka sy ny havany izy réo ihany ho voa

  • @henrietteursula3008
    @henrietteursula3008 23 วันที่ผ่านมา

    Mbola tsy naneno akory n akoho d efa handa ahy in3 ianao !!!!!!
    Mpamadika palitao!!!!

  • @MANANTENAHERMANNARIVOSON
    @MANANTENAHERMANNARIVOSON 24 วันที่ผ่านมา

    Izaho izao VEZO dia inona no olana raha tenenina , VEZO daholo no nilatsaka députés taty Toliara dia maninona izao?

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier4095 24 วันที่ผ่านมา

    Namita bahoaka nareo fampandrosoana tdy.vita hatrizay tsisy intsony

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 24 วันที่ผ่านมา

    dépité.tsimiakina.pisolelaka.pameno.posy.aza.bereka.nga.elah.jesosy.no.mananimarina.

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 23 วันที่ผ่านมา

    Vitesse pays le plus pauvre du monde

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา

    Toa i andriamiseza ihanyno te.a mutatatata 😂😂😂

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา

    Miady am independant i andriamiseza sarria tsy nanatevin daharana hanampy isa ao am mpnohitra mihena tanjaka isaka mis fifidianana 😂😂😂😂😂😂😂😂😂 atsahaaaro io toetsainan amboanareo mpanohitra am fanavakavahana tsy mankatia cotier toy ravalomanana ry mpnohitr alika lelena bavy isany ireto aaaa..olom belona tahak areo ny cotier!!!t ay. Soro tay io tampo m bodin ialahy io mba haniry mpanavakavaka porin alika ity...androamiseza andriamiseza andriana very seza ny mpaanohitra..

  • @yvette5974
    @yvette5974 23 วันที่ผ่านมา

    TSISY HÔPITAL MANATONA VAHOKA ETO MADAGASCAR
    HOPTAL MAMONO VAHOKA IZAY TSY MANAMBOLA
    NY HOPTAL FADIDID FO ZANY TSY NIILAINA TALOHA.
    MARO ANKEHITRINY NY MALAGASY MARARY FO.
    DA VOHATERY HANOKATRZ ANIZANY ETO.
    VITSY NY MARIRY FO RAHA METY NY FARIPONENAN.I MPONINA.
    NY FASAHIRANANA
    NYFITAINTAINANA
    TSISY FADRIAMPAHALEMAA
    NY VOLA HATANZN.OLOMBITSY
    NY HARENA REHETRZ TRANDRAHAN.I SASANY
    SY HAHODRZNA ANTSOKOSOKO
    ZAO EFA MARO NT

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา

    Tsy ny 120 na 80 no marque ny fahalemena...fa nahoana tsy ametrahana fanontania ilay nahazo depute 22 izay manao fivoriana etsy fivoriana eroa isanandr isandro etsy sy eroa miovaova slogan lava...lasa izao eee..ndao resahana eee ..zao ny malaza eeee...sahia aaa..lera eeeee...hihetsika mafimafy kokoa izahay eee nefa tsy hita mihetsika akory ..natao ny fifidianana 12% mbola resin ni siteny en plus...natao fifidianana depute? 22 monja ..tsy nahampy mba farafaharatsiny mba ampah efany 25..tsy tokony any va ranamana no tena anontaniana hoe matanjaka ve i tim l ??i geste manao fivoriana etsy sy ero isanandro eto andrenivohitra??? Eeeto andrenivohitra aaan!!!fa any am faritany c est pas ka peine na hanao tsikolo batita isanandro any am faritra i ravalo ts ilaim bahoaka any am faritany olona nanao hazalambo ny taranany tany am faritra..ka na iiinona na inona tabataban ialahy eto ry andriamiseza??? Maleeeeemy ny mpanohitra. Ma le myyyyyyyy...any am mpamatsy vola no apetraho ny fanontaniana..matanjaka ve izao fitondrana izao.. !.any am mpamatsy vola...zay mahay manorina am vola avy mpamatsy vola dia matanjaka ara tsaina am fahaiza manao...ny sasany mi balade mitondra taboriny eto andrenivohitra nefa record am fangalaram bolam bahoaka sy fangalaran tanim bahoaka...nampihena an io dia netsaka ny niala..raha vao niala? Lasa nandeha nilatsaka tam anarany manokana iz ..na koa nandeha nanao makoreli fa mbola matanjaka ny valahany...lany va ireny olona ireny tam fifidianana sepute teo???? Ao am.pony iz ireo mamaly hoe. Tahak izay nijanona ihany satria moteur a essence ny ahy fa an irajoelina moteur turbo...😂😂😂😂😂 am zao iz 80...am taona 2029 dia ihena 49 . Fa io 22 io mety hiakatra 25 ..ampahefatra... asa iza no mbola matanjaka am zany??? An dri tim dia mihena toy ny fee ny lehibeny...12%....an drajao moa laisse tomber..8%....5%%... na natambatra aza tsy ampy 25 % akory..matanjaka ve ny mpanohitra ramose??????😂😂😂

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา +2

    Matanjaka i rajoelina face n i ravalo sy rajao n ino n inon kambaranareo mpanohitra eto..derain mpamatsy vola iz noho fahaiza manoriny..matanjaka i rajoelina toy izay ravalo..asaivo manao paompy hoe i ravalo??? Vao midina ambany foysiny tonga tdia mipetaka am tany eo ny kibon draa ny 7 fevrier

  • @ainaranaivo3519
    @ainaranaivo3519 24 วันที่ผ่านมา +1

    ZAVATRA kely IHANY TSARA AVERINAREO 2 LAHY LEHIBE IREO ao antsainareo:
    - EFA NIROTSAKA KA LANY T@ FIFIDIANANA VE NAREO IREO TOY IO ZANDRY KELY IO SA BE OAOA FOTSINY EO AMBONY LATABATRA EO FOTSINY
    - TSY MENATRA AN'IO ZANDRY KELY IO VE NAREO BE ANTITRA IREO HOE KELY IO LE ZANDRY DIA EFA NAHASAHY NITSAPA VAHOAKA, MANANA HAMBOMPO, FITIAVANA NY FARITRA NIAVIANY.
    - NDANA ALOHA MITSAPA VAHOAKA DE MIRESAKA AVY EO.
    - HO AN'NY I ALAIN ANDRIAMISEZA, MBA AFAKA MILAZA ZAVATRA 1 FOTSINY VE ENAO HOE NISITRAHAN'NY VAHOAKA NA NY FIRENENA T@ NAHA MINISITRA ANAO.
    FEHINY:
    ZANDRY KELY BE HERIMPO IO ANOLOANAREO IO DIA OMEO COURAGE IZY ARY MBA MENATRA AZY.
    NY PGE RY NGAH IRAY IO VE OVAOVANA ISAKY NY FIVORIAN'NY SOLOMBAMBAHOAKA ??? AZA MITENITENY FOANA FA MIANARA ALOHA E.

  • @RabehevitraJeanHerve-ok1ho
    @RabehevitraJeanHerve-ok1ho 23 วันที่ผ่านมา

    Monsieur Sénateur ianao no miaradia @ Monsieur le Président , raha ny fahitako ilay débat ; mba miangavy fotsiny hoe " mba teneno @ président hoe ma jereo ny route nationale Tana jusqu'à Antsiranana " misaotra