Andeha re ho zakaina - FEFI

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ต.ค. 2024
  • Tonony :
    Andeha re ho zakaina Raha ny hazo fijaliana
    No misakana tsy azahoana llay fonenana tsy mba vidina
    Tsy aleo ve dieny ety tokoa No miharitra zava-manjo
    Toy izay rehefa eo andapan-dRay Vao ho lavina mandrakizay
    Isan'andininy :
    Ô mba andrandrao (andrandrao)
    'Lay lapasoa ho anao (ho anao)
    Efa vonona ao (efa vonona ao)
    Ho ahy ary koa ho anao Ô avia re (ô avia re)
    Avia ka mijere (ka mijere) Fa sambatra‚ zay tafiditra ao
    Andeha re ho resena Raha toa ka ny fakam-panahy
    No jadona izay manakana Tsy handovana ny lapan’ny Ray
    'Zay nambarany fa ho an'ny olona Voafantina sy voafidy
    Nahatanteraka fihazakazahana Tsara saina nahay nisafidy

ความคิดเห็น • 2

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +1

    Halaviro amin'ny fakam-panahy izahay Tompo mba handova ny fiainana ao aminao mandrakizay

  • @veloniainatanjona9732
    @veloniainatanjona9732 7 ปีที่แล้ว

    Andeha re ho zakaina izany hazo fijaliana