Modia Ravalovotaka (R-Clée)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ม.ค. 2025
  • MODIA RAVALOVOTAKA (R-Clée)
    ------------
    Ho anareo rehetra izay miely any alavitra any e
    Mikaika ny eto Antanana:
    Modia Ravalovotaka.
    Agny avaratra agny: modia ravalovotaka
    Agny avaratra agny: modia ravalovotaka
    Agny atsimo agny: modia ravalovotaka
    agny atsimo agny: modia ravalovotaka.
    O lireto a! aza ariana ny tanindrazana
    O lireto a, aza ilaozana re ny havana
    O lireto a, aza ariana ny tanindrazana
    O lireto a, aza ilaozana re ny havana.
    Angy andrefana agny: modia ravalovotaka
    Agny andrefana agny: modia ravalovotaka
    Atsinana agny modia: ravalovotaka
    Atsinana agny modia: ravalovotaka.
    O lireto a ! aza ariana ny tanindrazana
    ....
    I Dada sy Neny efa tsa eo mba ho tanjaka sy ho hery ho anay (x2)
    Adidy mavesatra ny aty, miasa mafy agnay marina mafy (x2)
    Adidy mavesatra ny aty no aty, mila havana re mba hifanampy
    Fa mikaika, mikaika re ny eto antanana
    Renao va, modia ravalovotaka
    Fa mikaika, mikaika re ny eto antanana
    Renao va, modia ravalovotaka.

ความคิดเห็น •