Fihirana ffpm 515 tsara lova Ry Jeso o

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 18

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 6 หลายเดือนก่อน

    Amen Amen Amen. Gloire à Toi Seigneur Jésus-Christ❤

  • @rollandrandriamampianina9196
    @rollandrandriamampianina9196 4 ปีที่แล้ว +6

    Hira mampitraka sy mampahery. Izao no tsarovy, raha sendra ady mafy ianao, izao totntolo izao tsy misy vahaolana, ny tenin'Andriamanitra sy ny tononkiram-piderana ihany no mampahery sy mampitraka....

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 2 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra sady mampahery zaho ! mankasitraka feno Tompoko fa mazava be ilay feo sy ny enregistrement !!homba anareo anie Jesosy mahery AMEN 🙏💖

  • @randriamparany
    @randriamparany 4 ปีที่แล้ว +4

    1. Tsara lova, ry Jeso ô!
    Ny mpanota voavotrao,
    Fa fonenana soa
    Amboarinao ao,
    Hanefanao ny teninao:
    Fiv : Ho amin' io tany io tokoa
    No izoran' ny dianay;
    Jeso Tompo no ao, sady efa manao
    Trano soa hipetrahanay.
    2. Tsara lalana, Jeso ô!
    Ny vahiny tarihinao;
    Raha misy manjo.
    Tsy mba kivy ny fo
    Fa tohanan' ny herinao:
    Ho amin' io,
    Ref..
    3. Tsara vatsy, ry Jeso ô!
    Ny mpandeha fahananao,
    Fa ny teninao soa
    Mofon' aina tokoa
    Iveloman' ny olonao:
    Ho amin' io,
    Ref...

  • @mitsimbinarazanamampionontsoa
    @mitsimbinarazanamampionontsoa ปีที่แล้ว

    "HO AMIN'IO TANY IO TOKOA NO HIZORAN'NY DIANAY"
    mankasitraka fa tsara be ilay hanaovanareo azy

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +7

    Tsara Lova Jesoa ny mpanota voavotrao (Korintiana: 1: 10)

  • @dimbyandrianina
    @dimbyandrianina 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara sady madio be ilay son

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana3532 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotsa fa ahatsiarona ni fanasa ni tompo tao andakoro Tuléar miarak'amin'ny Ray amandreny pastora SAMBISOLO misaotsa tompoko

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 6 ปีที่แล้ว +1

    Nipetraka aho dia nifantoka nihaino, dia feno ny foko ...., marina ny tononkira izany .

  • @robertrasolonjatovo425
    @robertrasolonjatovo425 4 ปีที่แล้ว

    Ho amin'io tany io tokoa no izoran'ny dianay......,.

  • @jackiehenintsoarajaonarivo951
    @jackiehenintsoarajaonarivo951 5 ปีที่แล้ว

    Torotoro ny fo, ontsa ny Fanahy

  • @fidynomenjanahary9353
    @fidynomenjanahary9353 4 ปีที่แล้ว

    🙏🙏👍

  • @aliceravoahangy8008
    @aliceravoahangy8008 3 ปีที่แล้ว

    Tsara lova ry Jeso o

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 ปีที่แล้ว

    🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 2 ปีที่แล้ว

    Mangataka koa zaho ny hametrahanareo ilay hira hoe :O ry Jesosy mifaly ny foko !!azafady Tompoko! misaotra betsaka sahady!

    • @ranjaarinala1027
      @ranjaarinala1027  2 ปีที่แล้ว

      th-cam.com/video/Qu6gOJPJAJA/w-d-xo.html. Mirary soa indrindra tompoko.

  • @ezithenandrasana5697
    @ezithenandrasana5697 6 ปีที่แล้ว

    Tiako ai ai

  • @voahangyandriamandimbiaris7216
    @voahangyandriamandimbiaris7216 3 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra