Resy sy babo tateraka ny foko isaky ny mihaino ity hira ity,mamelona ny Fanahy fa tena mankasitraka e!!!indro aho Tompo anala ny alahelo ao aminao ka hanaiky izay sitrakao amin'ny fiainako,amen.
Mankasitraka e, toa mbola misy foana ilay procession isaky ny fetin'ny Sakramenta Masina fa ilay hira kosa no tsy dia fihira intsony. Izany indrindra no antony nanavaozana azy.
Mankasitraka tanteraka ny APL, mankasitraka an'Atoa Jean Jacques namoha sy namelona indray ity hira ity. Hira izay tsy fantatro mihitsy tao amin'ny Fihirana Vaovao (Katolika) nefa dia anisan'ny ankafiziko indrindra na ny fihirana azy na ny clip. Mahereza amin'ny fampiroboroboana ny asan'ny Tompo, dia Izy homba sy hitahy ny mpanompony avy.
Faly be aho nahita ny hiranareo tato amin'ny youtube. Misaotra anareo nanavao ny hira taloha sady nohavaozinareo manaraka ny toetr'andro. Mankasitraka, mahereza amin'ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly.
RY JESOA MALEMY FANAHY SY MANETRY TENA AO AM-PO ATAOVY MANAHAKA NY FONAO NY FONAY! LE VRAI PRINCIPE
Resy sy babo tateraka ny foko isaky ny mihaino ity hira ity,mamelona ny Fanahy fa tena mankasitraka e!!!indro aho Tompo anala ny alahelo ao aminao ka hanaiky izay sitrakao amin'ny fiainako,amen.
ok kosa letsy cousin!
Mankasitraka e, toa mbola misy foana ilay procession isaky ny fetin'ny Sakramenta Masina fa ilay hira kosa no tsy dia fihira intsony. Izany indrindra no antony nanavaozana azy.
Mampatsiaro ny fahazazana io hira tsara io
Mankasitraka tanteraka ny APL, mankasitraka an'Atoa Jean Jacques namoha sy namelona indray ity hira ity. Hira izay tsy fantatro mihitsy tao amin'ny Fihirana Vaovao (Katolika) nefa dia anisan'ny ankafiziko indrindra na ny fihirana azy na ny clip. Mahereza amin'ny fampiroboroboana ny asan'ny Tompo, dia Izy homba sy hitahy ny mpanompony avy.
Faly be aho nahita ny hiranareo tato amin'ny youtube. Misaotra anareo nanavao ny hira taloha sady nohavaozinareo manaraka ny toetr'andro. Mankasitraka, mahereza amin'ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly.
Tsara be mampientam-po fa raha mety mba homeo anay mpihaino ny mpamorina ny tonony sy ny feony ary ny daty nivoahany. Misaotra anreo rehetra
Mafinaritra a.
Hira mampientapo ho tia kokoa an’i jesoa