Salama Ikala Lonjo, Nisy vidéo nao vao hitako à peine 15 minutes izay, AVIA HILALAO, hiran'i Barijaona sy Odette Suzannah, ary tamin'ny vidéo no publier-nao dia ny petits chanteurs à la croix du bois no nihira io hira io. À peine 15 minutes izay no nahitako azy, dia noverenako nojerena fa tsy hitako intsony😮🤔❓ Nisy commentaire tao hoe nanao plagiat io hira io ny mpihira vahiny...... Afaka re publier na ve svp🙏 Misaotra sy mankasitraka 💐
Zany ka hira Malagasy; anisan'ny mpihira ankafiziko loatra raha i Barijaona , mankasitra ho an'izay nampiditra ny hira , sady vakoka mitoetra mandrakariva tsy ho adino !!!!!
mdrr... mino aho fa maromaro isika no niteny toa zay. Izaho koa fony zaza sy adolatsento ka nihaino hiran'i Barijaona sy O'Suzah dia olona efa antitrantitra zany no niheverako azy ireo. Akory hagagako hoe snou snou tsy mahasosotra mihitsy i O'Suza
@@ikalalonjo en..e! Maroc @ tsik no velom'panotaniana hotranao Zay fa isik no mahalala izay fa na izk ane de MBA manotan tena za marna t@ tanora de hotran hoe sno kely
Merci de partager j adore en etant enfant❤😢
😢ndroooo mahafatifaty tokoa re izany a!❤🤩
Misaotra nizara, tsara ny hiranli Barijaona sy Odette Suzannah🎶🎸sambany zah nahita video misy an'i Barijaona.
Mankasitraka ny mpizara👍💖
iza avy no 2020 @za? :D ;)
Kanto loatra.. tiako eh ❤ (novembre 2024)
Hatsiarovako an'ilay reniko Ity hira Ity
Misaotraaa eeee 👍
Kanto tena kanto
Tsy mahita ny teny entina maneho ny hakanton'izany hira izany ny vava fa ny fo no mitempo fitiavana lalina.
Merci du fond du cœur ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
👍
Cette video est très precieuse ! 😍
Concert VIP taloha angamba izao. Tena mahafinaritra a
Soa tokoa
Izay aho vao nahita ny raki-tsary Barijaona...mety tsy tara aho vao nahita satria mbola tsy ampy 30 taona :) mbola tena kanto na akanjo na fahamatorana...Misaotra eh
Ts mis fisoran fa MBA mis ko âne hotratsik hoe maheno fa ts Mbola nahita rakotsar betsak @ tsika zan nef tena mankafi maf
tsara! misaotra ô!
Misaotra nizara e, sarobidy be izany oronantsary izany an!
07/24 tena mahatsiaro ny taloha aho ! toy ny fahatanorako é! La vie passe trop vite !!!!
Misaotra betsaka tompoko ô! Mankasitra bé aho!
Ts mis fisoran tompok ô!
Ontsôooo ❤️🎧🇲🇬🍀🙏
🙋♀️
Barijaona : lehilahy maha-te-ho-tia
Salama Ikala Lonjo,
Nisy vidéo nao vao hitako à peine 15 minutes izay, AVIA HILALAO, hiran'i Barijaona sy Odette Suzannah, ary tamin'ny vidéo no publier-nao dia ny petits chanteurs à la croix du bois no nihira io hira io.
À peine 15 minutes izay no nahitako azy, dia noverenako nojerena fa tsy hitako intsony😮🤔❓
Nisy commentaire tao hoe nanao plagiat io hira io ny mpihira vahiny......
Afaka re publier na ve svp🙏
Misaotra sy mankasitraka 💐
Tena miaiky ny talentan'i Barijaona aho !
Zany ka hira Malagasy; anisan'ny mpihira ankafiziko loatra raha i Barijaona , mankasitra ho an'izay nampiditra ny hira , sady vakoka mitoetra mandrakariva tsy ho adino !!!!!
kanto dia kanto
tena tsara ilay hira raha maba azo atao dia asivo hira hafa koa an'i barijaona sy fidimalala sarotra hita ilay clip ohatran'izao misaotra mialoha
❤
Hay ve otrizao zany o'suza sy barijaona zany ??
mdrr... mino aho fa maromaro isika no niteny toa zay. Izaho koa fony zaza sy adolatsento ka nihaino hiran'i Barijaona sy O'Suzah dia olona efa antitrantitra zany no niheverako azy ireo. Akory hagagako hoe snou snou tsy mahasosotra mihitsy i O'Suza
@@ikalalonjo en..e! Maroc @ tsik no velom'panotaniana hotranao Zay fa isik no mahalala izay fa na izk ane de MBA manotan tena za marna t@ tanora de hotran hoe sno kely
Tamin'ny taona firy azafady le horonantsary
faramparan'ny taona 60' na fiandohan'ny taona 70' tany ho any r'ise.
Misaotra betsaka