Fisaorana sy fankasitrahana hoan'ny mpitantara. Efa tsy misy havana any Madagascar Aho. Mba te hampianatra teny gasy @ zanako nefa tsy be fahana sy vakoka ahafako mahaliana azy ireo @ tenin-drazako aty France. Raha any Mada, misy torana ve ahitana boky angano an-tsary hoan'ny ankizy? (J'ai réappris le malgache vraiment à l'âge adulte, déçue que ma mère n'ait pas insisté pour me la transmettre) mila mailo aha mba tsy ho very ty teny @ zanako.
mankasitraka mamerina ny angano Ntaolo Malagasy 🇲🇬🇲🇬
Misaotra betsaka.
Mankasitraka indrindra tompoko
💞💞💞
Fisaorana sy fankasitrahana hoan'ny mpitantara.
Efa tsy misy havana any Madagascar Aho. Mba te hampianatra teny gasy @ zanako nefa tsy be fahana sy vakoka ahafako mahaliana azy ireo @ tenin-drazako aty France.
Raha any Mada, misy torana ve ahitana boky angano an-tsary hoan'ny ankizy?
(J'ai réappris le malgache vraiment à l'âge adulte, déçue que ma mère n'ait pas insisté pour me la transmettre) mila mailo aha mba tsy ho very ty teny @ zanako.
Salama Tompoko.
Misokatra ho an-tsika rehetra ny ESPACE COMMENTAIRE.
Misaotra anao
Salama eh... ny angano malagasy ve misy droit d'auteur? Mankasitraka
@@ericasan7699 Salama, ianao no ankasitrahako..
Ny "Auteur"n'ny Angano Malagasy dia ny NTAOLO ka...An'izareo ny droit rah toa ka misy.
Afaka mahazo ny adresse mail anao ve fa misy fanontanina maro maro vitsivitsy tiako anontany. Misaotra
@@ericasan7699 aleo FB no omeko
ANDRIANARIVELO Tojo Hasina
ITi¥÷