Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (1 Jao. 2: 3 - 11)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 5

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Jesosy

  • @NadiaStephanie-uh3we
    @NadiaStephanie-uh3we 7 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompo

  • @NampiandrazaTantelykenny
    @NampiandrazaTantelykenny 8 หลายเดือนก่อน +1

    Fiadanana, aona no anehoako ilay fitiavana rehefa manoloana ireo 4 amis
    mangataka sy miteraka foana zareo dia misy fotoana zaho manamelotena tsy hanome kanefa zareo sady tsy mety miasa sy taomina mandeha mivavaka dia mavandy hoe efa avy nivavaka. Miteraka fahasorenana ilay izy dia manjary manome nefa tsy vokatry ny fo.
    Ny an'ny vadiko moa misy fotoana ny rakitrany no omeny ireo olona kamo sy voretra ireo, dia rehefa sosotra aminy aho dia valiny hoe "izay atao amin'ireny madinika ireny dia atao @ Jesoa " kanefa tsy izay no andraisako azy fa oe izay tsy miasa aoka izy tsy hihinana.
    Mankasitraka pastera!

    • @mk1615_PstTahina
      @mk1615_PstTahina  8 หลายเดือนก่อน +1

      Izay resy lahatra fa tokony hanome noho ny tenin'ny Tompo dia afaka manome foana, fa izay ts te hanome koa noho ny tenin'ny Tompo dia aoka hanao izany izy satria na manome na ts manome dia samy noho ny Tompo daholo no hanaovana azy. Na izany aza ny mahantra ts ho foana fa hisy foana ka mety hoe afaka manome ihany fa ts voatery vola

    • @NampiandrazaTantelykenny
      @NampiandrazaTantelykenny 8 หลายเดือนก่อน

      mankasitraka tompoko
      @@mk1615_PstTahina