Miroso tsy miverina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Miroso tsy miverina - Hira Lomay
    Hira Tily Eto Madagasikara
    Chant des Éclaireurs de Madagascar
    Chant scout de Madagascar | Malagasy scout song | Cantar scout de Madagascar
    Hira mitaiza, sareba, fanentanana
    1-Miroso tsy miverina
    Izay no tarigetra
    Na inona itsapana
    Na inona fepetra
    Hainandro mahatorana
    Fanala vao maraina
    Sokajy sahy sedra
    Sokajy iray aina
    Fiverenana:
    Ka hira no manako
    Hatrany lavitra any
    Hiran-tily sambatra
    Mavitrika fandeha
    Famindra sy fihetsika
    Manintona aoka izany
    Handeha hamakivaky
    Havoana marobe
    2- Lalao na teknika
    Fampiasana herim-batana
    Asehonay ‘zahay
    Fa tily roso lalana
    Ka indro ny faneva
    No asandratray tokoa
    Ny satan’ny sokajy
    Mandrisika ao am-po
    3- Tsy manana ahiana
    Fa tena feno toky
    Fa ny mpitarika ahy
    Dia i Jesoa zoky
    Na ino-mampijaly
    Na ino-manahirana
    Atao ampitsikiana
    Sy tava mirana

ความคิดเห็น • 3

  • @mampitaiorenana2272
    @mampitaiorenana2272 4 ปีที่แล้ว +1

    Miroso tsy miverina izay no tarigetra
    Na inona itsapana na inona fepetra
    Hain'andro mahatorana
    fanala vao maraina
    sokajy sahy ise
    sokajy iray aina
    ka hira no manako hatrany lavitra any
    Hita tily sambatra mavitrika aok'izany
    Mavitrika fandeha
    Famindra sy fihetsika manintona aok'izany
    handeha hamakivaky havoana marobe
    Lalana teknika,fampiasa herimbatana*
    Asehonay,izahay fa tily roso lalana
    Ka indro ny faneva no asandratray tokoa
    ny sasany sokajy mavitrika ao am-po
    ka hira no manako hatrany lavitra any
    Hita tily sambatra mavitrika aok'izany
    Mavitrika fandeha
    Famindra sy fihetsika manintona aok'izany
    handeha hamakivaky havoana marobe
    Tsy manana ahiana fa tena be ny toky
    fa ny mitarika ahy,
    Tia ahy i jesoa zoky
    Na ino-mampijaly na ino-manahirana
    atao am-pitsikiana sy tava-mirana