Tsy haiko oviana no nivoaka ity hira ity fa nampihainoan'ny vadiko ahy t@ 14 février teo dia TIAKO BE avy hatrany ilay izy.Tonga dia nianaranay roa ka kasainay hiraina @ volana mai ( 35 ans de mariage) raha sitrapon'Andriamanitra.Misaotra ny mpamoron.kira,misaotra ny mpihira fa kanto dia kanto,mankasitraka indrindra tompoko !!!
27 ans déjà que nous avons célébré et cette chanson était notre ouverture de danse
koa maninona moa nareo raha mifankatia e! hahaha
Mahay mamoronkira ianareo
Sady mazava
Tsy mitovy ireo hira rediredy fotsiny
Tiko bé, misaotra betsaka ❤.Farany Soavimasoandro
Tsy tambazana harena ny fitia ❤
Tsara noho ilay originale 👍
Ahatsiarovanay ny 05 avril 1997 tao Toamasina😢
Kanto lotra 😍🤗, mankasitraka tompoko
Tsy haiko oviana no nivoaka ity hira ity fa nampihainoan'ny vadiko ahy t@ 14 février teo dia TIAKO BE avy hatrany ilay izy.Tonga dia nianaranay roa ka kasainay hiraina @ volana mai ( 35 ans de mariage) raha sitrapon'Andriamanitra.Misaotra ny mpamoron.kira,misaotra ny mpihira fa kanto dia kanto,mankasitraka indrindra tompoko !!!
Mankasitraka tompoko
Rehefa Tia...
Misaotra fa tena tsara
❤️
tena tsara