🔴TSY AIKO🎼PIT LEO X TWOKII🔵 ____________________ 1er cpl : Efa nataoko fanahiniana tsy ho hita mihitsy ianao dia mbola tsy mety ihany. Fa mitamberina ireo hamamiana ny foko hatram'izao mbola mitempo ho anao ihany Fa ny saiko mandà mahatadidy an'ireo zavatra tsy nety nataonao anah an! Za malemy fanahy toa mitady anaiky hamelanao ihany nefa tsy masaha an....!! Ie ie ie... Ie ie ie... Ie ie ie... Oh my baby gyal Ref : Tsy aiko na ny foko na ny saiko anie no diso fa tsy fantatro ze marina !! (ie eee..) Matahotrao ny ho diso safidy nefa za anie mba te ho tafarina Ny *foko tia azy eih!! Nefa *ny saiko mandà ah!! (ou ou ouh..) Ny *foko tia azy eih!! Nefa ny*saiko mandà ah!! Ou ou ouh..) 2em clp : Natositosikao anefa tam'ireny Fa nampanginiko ihany aloha ny vavako Vohitsakitsakao anie fa tsy sahy niteny ! Nefa tsy mety manadino anao ny foko. Efa nandramako nalevina izay rehetra mombanao, Ny sarinao ny fisinao hatramy ny anaranao Fa tsy mety voafafa tena mbola mahatsiaro, Na mangidy aza niainako fa nisy koa natsiro Dia tsy aiko zay atao fa vaky mitsy anie ny lohako hAmerina hitia anao hiverina amin'ny naloako Niezaka anadino tsy voateliko ny rorako Toa manarinary saina hatramy toaka aza nigohako oh!! Ieh ieh ieh ..!!! (×3) Ref :tsy aiko...
🔴TSY AIKO🎼PIT LEO X TWOKII🔵
____________________
1er cpl :
Efa nataoko fanahiniana tsy ho hita mihitsy ianao
dia mbola tsy mety ihany.
Fa mitamberina ireo hamamiana
ny foko hatram'izao mbola mitempo ho anao ihany
Fa ny saiko mandà
mahatadidy an'ireo zavatra tsy nety nataonao anah an!
Za malemy fanahy toa mitady anaiky
hamelanao ihany nefa tsy masaha an....!!
Ie ie ie...
Ie ie ie...
Ie ie ie...
Oh my baby gyal
Ref :
Tsy aiko na ny foko na ny saiko anie no diso
fa tsy fantatro ze marina !! (ie eee..)
Matahotrao ny ho diso safidy nefa za anie mba te ho tafarina
Ny *foko tia azy eih!!
Nefa *ny saiko mandà ah!! (ou ou ouh..)
Ny *foko tia azy eih!! Nefa ny*saiko mandà ah!! Ou ou ouh..)
2em clp :
Natositosikao anefa tam'ireny
Fa nampanginiko ihany aloha ny vavako
Vohitsakitsakao anie fa tsy sahy niteny !
Nefa tsy mety manadino anao ny foko.
Efa nandramako nalevina izay rehetra mombanao,
Ny sarinao ny fisinao hatramy ny anaranao
Fa tsy mety voafafa tena mbola mahatsiaro,
Na mangidy aza niainako fa nisy koa natsiro
Dia tsy aiko zay atao fa vaky mitsy anie ny lohako
hAmerina hitia anao
hiverina amin'ny naloako
Niezaka anadino tsy voateliko ny rorako
Toa manarinary saina
hatramy toaka aza nigohako oh!!
Ieh ieh ieh ..!!! (×3)
Ref :tsy aiko...
mlay b le tononkira 👌✌
Merci ee
Zah merc nj ee
Tsy mety voafafa tena mbola mahatsiaro😢😢
Ovina ndray ny nouvelle album Mahandry a
mankasitra ry izy mtsam a, tena tsy aiko mintsy
milay e any andraikiba a ,😚😉
diso tsara lotra e!!!!!
sura lets Pit e!!!
ten tsr fa tohizo fa milay e
Ny foko tia azy nefa ny saiko mandà!
atv kiah zemt aah korz nj eeh !
ny foko tia azy nefa nsaiko manda
MILAY LE ANDRAIKIBA AN
CHRISTIAN
siora
Pit leo
alfso lts AA !
Tiko loatra
😎😎
Sur mits les Prins Aimix a!
merc nj aah !
Tsra a xD
ny foko tia azy nefa nsaiko manda