Ity ry Koto misy theme tiako mba ho velabelarinao. Maninona ireo gasy milaza azy ho kristianina mafana fo no manaja fatratra sy matahotra mafy ny fombandrazana?? Tena tsy mahasahy mandika ny fombandrazana. Kanefa ny fomba sy lalànan'Atra dia tsy raharahiandreo. Raha ny razana no nanao karazana "Didy folo" (aza mangalatra, aza mijangajanga, aza mangalabadinolona ...sns) fa dia tena mino aho fa hendry daholo ny gasy.
Misy tsy marina Na mpivavaka na tsia samy misafidy izay firenena handehanana sy ivelomany refa misy ny occasion Tsy hoe raha mpivavaka dia tsy maintsy mijanona aty Dago Safidy io hoatranao ihany Koto an Moa raha misy olona mirary soa anao ve de voatery ho valina eo no eo fa mba hatambatra ny famaliana azy Finoana na tsy finoana an i Jesosy sns koa safidy io Tsy terena e Ra misy firenena mantanjaka manaja ny finoan ny olona manerantany dia USA Dia kilasy T2 daholo ve izany ny any USA France sns Italie izay mino an i Jesosy Kristy indrindra ny katolika Tsy fivavahana mihintsy no mampahantra ny gasy e Tsy oe raha mpivavaka ny ankamaroan ny gasy dia hoe tsy afaka manohatra ny fitondrana Tsy oe mpivavaka ny ankamaroana ny gasy de oe miandry mahana avy any andanitra Mifoha vao maraina ny tena dia mahita olona mandeha mitondra angadinomby sns mamboly sns fa refa alahady dia mba mivavaka De zay ilay fiainana aty Safidy ny finoanay Mitovy amin ny mpino an France sy Allemagne sy USA ihany zahay na tsy mitovy faripiainana aza Ary tsy oe raha mpivavaka dia tsy maintsy oe lemen ny olona saina sns Misy kristianina savants sns misy Mafia sy dealers savant koa Misy mpiteny ratsy juste miteny ratsy fotsiny koa misy francs sns Misy kristianina mihatsaravelatsihy koa fa misy kristianina mba mendrika ihany BREF SAFIDY FOANA IO
Tokony mianatra histoire de la religion alou ireo kristianina ireo vao mieritreritra ny tokony ho arahiny. Raha tsy nataon i Empereur Constantin religion d Etat nohon'ny politika ny Katolika Romana dia tsy ni existe ary tsisy nahay akory izany Jesosy izany taty aoriana. Mety nijanona t@ fivavahandrazana isika ary mety nandroso lavitra kokoa. Ireo asiatika dia nijanona t@ fivavahandrazany. Aiza ry zareo zao??
Misaotra t@ combat nataonao zoky a. Avelao ao amin izay fa efa hitako be ny vitanao. Efa nanaovanao sorona ny tenanao mihitsy. Ajanony any fa tsisy fika intsony io e.
Koto a! Iza no miteny fa mpivavaka b i hantatiana ??? chantal Goya anie no nokopieny e e! Fa 'no modifien i Ndriana ramamonjy ho evengelique fotsiny satria izy mbola kely t@ zany ,mpitady vola @ alalan hira evengalique izy izay mora mandona ny fo. Gasy t2 fa tsy hoe mpivavaka benao zany ,efa vofatotra izy d mody malefaka ambadiky ny ecran ho fitandroana ny imageny e! Reo tompoko alohan miakatsehatra tsy mivavaka akory fa manao manja2 dia manomboka 😂😂,sady na poziny ve d mpivavaka b zany e star gasy izy 😅😅😅
Mino Aho fa Na analyse aza no ataonao, tsy misy attaque personnelle? Misy doute Aho, eny e, fomba fijerinao manokana IZANY, ''mpihatsara ivelatsihy'' ireo Tsy fantany hoe misy fahoriana any Madagascar Sur amin'izany vé ianao? Mino Aho fa mahatsiaro anao ambavaka izy, Hay moa fahadisoana ny maha aty andafy? Raha miteny ianao hoe ''debile ny resaka Jesosy ,Dia tsy misy analyse atao intsony, satria resaka finoana io Mirary soa tsy misy fihatsarambeletsihy ,mirary ny tsara indrindra ho anao
Raha ilay suite-ny indray aloha dia tsy d'accord aminao aho fa vao haingana aho no nahita hoe archéologues nahita maniscrits sy zavatra hafa preuves ny nandalovan i Jesosy teo @ ilay toerana.
N mpiatsara ivela tsihi no betsaka r Koto a, dimanche mivavaka, fa n 6 andro hafa manao n ataony, d otran zay ko n Gasi. Sad ts vitan fivavahana alo n A mélioration n adduction d'eau potable s alimentation électrique n'ireo ville reo
Salama Mr Koto, marina ny teny nao. Je suis aussi très déçue par la "Diaspora Malagasy" qui s'agite ici, mais c'est aussi aux Malagasy sur place de se prendre en mains. Le fait d'entretenir leur embrigadement n'est effectivement pas honnête, ni d'afficher sa richesse. Je pense que les Malagasy de l'étranger sont "tenus" avec toutes les imbrications familiales et financières. Ilay niveau koa tsy mitovy. Merci à vous d'essayer d'éclairer, ce n'est pas facile. Sur le Net "ils" salissent les gens comme vous de diverses façons. Jereo tsara. Ceci dit, les gros mots ne sont pas obligatoires 😅, maro ny Malagasy aty ivelany tia misehoseho fa tsy mampianatra sy manampy.
Betsaka ny olona fantatro milaza azy ho kristianina mafana fo kanefa hypocrite grave be daholo. Raha ny fahazoako azy dia mino ireo fa tsisy izany fanjakan'ny lanitra sy afobe izany fa ilay fivavahana dia entina fotsiny hanadiovantena eo imason'ny fiarahamonina sinon manaraka atsakany sy andavany ny voalazan'ny baiboly reo.
Trompé ianao fa misy côté masiaka izy, tsy ho asehony eo mihitsy akory zany, efa niaraka taminy akaiky aho nandritra weekend iray. Fa Zao Koto a, normal be, ny olona efa nandray an i Jesosy teo @ fiainany dia tsy voatery ho tonga dia tsara toetra avy hatrany fa peocessus ilay fiovana ho olombaovao, arakaraky ny tsirairay manaiky na tsia ny hiasan ny Fanahy masina intensément si assidûment. Betsaka ny kristianina no mbola dépourvu d'amour satria mbola ho ela vao ahatratra ny ohatry ny fahafenoan i Kristy.
Nga koa moa n'y olona tsotra na hoe tsy mivavaka voatery tsimaintsy miteny ratsy e. Midika fahambanitsaina izany afaka n'y teninao, enao koa zany tena Biby fa tsy olona e
Aleoko lavitra mifanèrasèra amin'ôlo mpañasà toy izay amin'ôlo malemy mantsiña ;-). Wèrawèra tsy maintsy mandeha, izay no maha "HAINO aman-JERY" an'itony tranonkala (a)sôsialy itony. Haino aman-jery tena mahavery jery ny marivo salosana. Nahita tataka hoy i Koto sa nahita L*taka ;-), maha lasa lavitra, tsy any USA ihany arak'ilay hira iray iny, fa hatrany Soisa ihany koa ny drakohely & jaolahibe ;-), ho an'izay mahay mampiasa ny fiTAOVAny. Ny mpanarato bizna (1flianSERA) na mpanaraton'i Jesoa dia samy manana ny fomba fihazany trondro (mavesatra fo saingy maivan-doha) daholo: misy manjono mampiasa kankana; misy manosoka rano; misy mampiasa arato; misy mampiasa vovo; misy mampiasa longy ;-). Io baiboly io karazana zava-mahadomelina mahery vaika indrindra ka sarotra dia sarotra ho an'izay efa nivary lavo tamin'io ny hiala sy hanafaka ny tenany. Ny mpaminany tsy masina an-taniny hoy ny fitenenana. Mila vazaha no miresaka amin'ny gasy izao resaka ataon'i Koto izao vao heken'ny gasy ny fahamarinany. Firy moa ny fianakaviana rava tanteraka amin'ity resaka baiboly sy fifavahana mirongatra izay tsy izy ity fa maro no mifidy ny hoe: aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-pivavahana.
Zah miteny aminao sy ireo olona izay ts mino sy ts mahafantatra na koa ireo izay mahafantatra fa ts afa miala nohon ny zavatra izay nekena sy efa mamatotra,tsy angano ny baiboly fa tena zavatra ts maintsy hiseo ze voasoratra,mbola ts tara maty jesosy hamonjy n olona rehetra,ary mbola hoavy hitsara,izy no lalana tokana hahazoantsika famonjena
MBA nisy zavatra marina n zavatra nolazainao ry zoky koto atramizay fa rah resaka momban ny jesosy de aza miteniteny fona fa ts ze ataon ny olona hitanao no hoentinao animbazimbana my zavatra hinoan my olona fa mahavonjy azy,
Maranitra mihintsy i koto ,,,,mbe ny olona mivavaka mpihatsara velqtsihy mody malefaka fa ny fanjakany ety antany no tena tena important aminy
Ity ry Koto misy theme tiako mba ho velabelarinao.
Maninona ireo gasy milaza azy ho kristianina mafana fo no manaja fatratra sy matahotra mafy ny fombandrazana?? Tena tsy mahasahy mandika ny fombandrazana.
Kanefa ny fomba sy lalànan'Atra dia tsy raharahiandreo.
Raha ny razana no nanao karazana "Didy folo" (aza mangalatra, aza mijangajanga, aza mangalabadinolona ...sns) fa dia tena mino aho fa hendry daholo ny gasy.
Inona ko no hialonana an le Hantatiana.
Zay tsy fan
Marina be voalazan'i Koto
Misy tsy marina Na mpivavaka na tsia samy misafidy izay firenena handehanana sy ivelomany refa misy ny occasion Tsy hoe raha mpivavaka dia tsy maintsy mijanona aty Dago Safidy io hoatranao ihany Koto an Moa raha misy olona mirary soa anao ve de voatery ho valina eo no eo fa mba hatambatra ny famaliana azy Finoana na tsy finoana an i Jesosy sns koa safidy io Tsy terena e Ra misy firenena mantanjaka manaja ny finoan ny olona manerantany dia USA Dia kilasy T2 daholo ve izany ny any USA France sns Italie izay mino an i Jesosy Kristy indrindra ny katolika Tsy fivavahana mihintsy no mampahantra ny gasy e Tsy oe raha mpivavaka ny ankamaroan ny gasy dia hoe tsy afaka manohatra ny fitondrana Tsy oe mpivavaka ny ankamaroana ny gasy de oe miandry mahana avy any andanitra Mifoha vao maraina ny tena dia mahita olona mandeha mitondra angadinomby sns mamboly sns fa refa alahady dia mba mivavaka De zay ilay fiainana aty Safidy ny finoanay Mitovy amin ny mpino an France sy Allemagne sy USA ihany zahay na tsy mitovy faripiainana aza Ary tsy oe raha mpivavaka dia tsy maintsy oe lemen ny olona saina sns Misy kristianina savants sns misy Mafia sy dealers savant koa Misy mpiteny ratsy juste miteny ratsy fotsiny koa misy francs sns Misy kristianina mihatsaravelatsihy koa fa misy kristianina mba mendrika ihany BREF SAFIDY FOANA IO
👋👏👏👍
Tahian'i Jesosy hono reo e! zay tsy isany loha ze bidon mavo ny gasy any e! kkkkk
Miarahaba Mr Koto efa hoe tsy mety ho takatrin'ny Gasy mihintsy ny tianao hatongavana @ resaka fivavahana ,zah nefa mankasitraka ny Analyse ataonao Ramose koto
❤
fa nisy ve le Jesosy sa tsia e, eo ela miteny fa tsisy de avieo ndray hoe misy ralahan Jesosy sy Marie Magdalena sy jodasy , inona ihany lesy a. 🤣🤣🤣
Tokony mianatra histoire de la religion alou ireo kristianina ireo vao mieritreritra ny tokony ho arahiny.
Raha tsy nataon i Empereur Constantin religion d Etat nohon'ny politika ny Katolika Romana dia tsy ni existe ary tsisy nahay akory izany Jesosy izany taty aoriana.
Mety nijanona t@ fivavahandrazana isika ary mety nandroso lavitra kokoa.
Ireo asiatika dia nijanona t@ fivavahandrazany. Aiza ry zareo zao??
Misaotra t@ combat nataonao zoky a.
Avelao ao amin izay fa efa hitako be ny vitanao. Efa nanaovanao sorona ny tenanao mihitsy. Ajanony any fa tsisy fika intsony io e.
😂😂😂😂😂 aza mampimoehy rakoto a
Mankasitraka amin’ny fanehoan-kevitra fa ao anatin’ny quête de votre existence ianao...mise azo raisina ny teninao...
Koto a! Iza no miteny fa mpivavaka b i hantatiana ??? chantal Goya anie no nokopieny e e! Fa 'no modifien i Ndriana ramamonjy ho evengelique fotsiny satria izy mbola kely t@ zany ,mpitady vola @ alalan hira evengalique izy izay mora mandona ny fo. Gasy t2 fa tsy hoe mpivavaka benao zany ,efa vofatotra izy d mody malefaka ambadiky ny ecran ho fitandroana ny imageny e! Reo tompoko alohan miakatsehatra tsy mivavaka akory fa manao manja2 dia manomboka 😂😂,sady na poziny ve d mpivavaka b zany e star gasy izy 😅😅😅
Mino Aho fa Na analyse aza no ataonao, tsy misy attaque personnelle? Misy doute Aho, eny e, fomba fijerinao manokana IZANY,
''mpihatsara ivelatsihy'' ireo
Tsy fantany hoe misy fahoriana any Madagascar
Sur amin'izany vé ianao?
Mino Aho fa mahatsiaro anao ambavaka izy,
Hay moa fahadisoana ny maha aty andafy?
Raha miteny ianao hoe ''debile ny resaka Jesosy ,Dia tsy misy analyse atao intsony, satria resaka finoana io
Mirary soa tsy misy fihatsarambeletsihy ,mirary ny tsara indrindra ho anao
Raha ilay suite-ny indray aloha dia tsy d'accord aminao aho fa vao haingana aho no nahita hoe archéologues nahita maniscrits sy zavatra hafa preuves ny nandalovan i Jesosy teo @ ilay toerana.
zah miombo-kevitra @ty resaka ity.
misy teknika izay ianaranreo (any @ ireny école pastorale ireny izy izay??), asa lay oe langage théologique? (ohtr izay lay izy); mody malefaka, dia mitrerona kely atsefatsefany eny; mody manambitamby dia mampiesona?
==== mitovy, tsis valaka @ ireo fampandriana adrisa ataon'ireo mpanao politika!
na fomba fijoro, ny fipetraky ny tanana rhf miteny sns...
FA,
ny daika ihany no MIESONA e! zay
N mpiatsara ivela tsihi no betsaka r Koto a, dimanche mivavaka, fa n 6 andro hafa manao n ataony, d otran zay ko n Gasi. Sad ts vitan fivavahana alo n A mélioration n adduction d'eau potable s alimentation électrique n'ireo ville reo
Salama Mr Koto, marina ny teny nao. Je suis aussi très déçue par la "Diaspora Malagasy" qui s'agite ici, mais c'est aussi aux Malagasy sur place de se prendre en mains. Le fait d'entretenir leur embrigadement n'est effectivement pas honnête, ni d'afficher sa richesse. Je pense que les Malagasy de l'étranger sont "tenus" avec toutes les imbrications familiales et financières. Ilay niveau koa tsy mitovy. Merci à vous d'essayer d'éclairer, ce n'est pas facile. Sur le Net "ils" salissent les gens comme vous de diverses façons. Jereo tsara. Ceci dit, les gros mots ne sont pas obligatoires 😅, maro ny Malagasy aty ivelany tia misehoseho fa tsy mampianatra sy manampy.
Sady misy vidin pidirana ny hira évangélique ataony ry zareo ireo
Betsaka ny olona fantatro milaza azy ho kristianina mafana fo kanefa hypocrite grave be daholo. Raha ny fahazoako azy dia mino ireo fa tsisy izany fanjakan'ny lanitra sy afobe izany fa ilay fivavahana dia entina fotsiny hanadiovantena eo imason'ny fiarahamonina sinon manaraka atsakany sy andavany ny voalazan'ny baiboly reo.
Trompé ianao fa misy côté masiaka izy, tsy ho asehony eo mihitsy akory zany, efa niaraka taminy akaiky aho nandritra weekend iray. Fa Zao Koto a, normal be, ny olona efa nandray an i Jesosy teo @ fiainany dia tsy voatery ho tonga dia tsara toetra avy hatrany fa peocessus ilay fiovana ho olombaovao, arakaraky ny tsirairay manaiky na tsia ny hiasan ny Fanahy masina intensément si assidûment. Betsaka ny kristianina no mbola dépourvu d'amour satria mbola ho ela vao ahatratra ny ohatry ny fahafenoan i Kristy.
Olona rehetra mahay fa tia voninahitra ry zareo
Nga koa moa n'y olona tsotra na hoe tsy mivavaka voatery tsimaintsy miteny ratsy e.
Midika fahambanitsaina izany afaka n'y teninao, enao koa zany tena Biby fa tsy olona e
Dëbat manaraka : "vory saina tsara ve i Koto ?"
Aleoko lavitra mifanèrasèra amin'ôlo mpañasà toy izay amin'ôlo malemy mantsiña ;-). Wèrawèra tsy maintsy mandeha, izay no maha "HAINO aman-JERY" an'itony tranonkala (a)sôsialy itony. Haino aman-jery tena mahavery jery ny marivo salosana. Nahita tataka hoy i Koto sa nahita L*taka ;-), maha lasa lavitra, tsy any USA ihany arak'ilay hira iray iny, fa hatrany Soisa ihany koa ny drakohely & jaolahibe ;-), ho an'izay mahay mampiasa ny fiTAOVAny. Ny mpanarato bizna (1flianSERA) na mpanaraton'i Jesoa dia samy manana ny fomba fihazany trondro (mavesatra fo saingy maivan-doha) daholo: misy manjono mampiasa kankana; misy manosoka rano; misy mampiasa arato; misy mampiasa vovo; misy mampiasa longy ;-). Io baiboly io karazana zava-mahadomelina mahery vaika indrindra ka sarotra dia sarotra ho an'izay efa nivary lavo tamin'io ny hiala sy hanafaka ny tenany. Ny mpaminany tsy masina an-taniny hoy ny fitenenana. Mila vazaha no miresaka amin'ny gasy izao resaka ataon'i Koto izao vao heken'ny gasy ny fahamarinany. Firy moa ny fianakaviana rava tanteraka amin'ity resaka baiboly sy fifavahana mirongatra izay tsy izy ity fa maro no mifidy ny hoe: aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-pivavahana.
Grave be marina raha sanatria oe io Vatican io no rava tampoka. Ho aiza daholo ny Kristianina. Izany hoe impossible izany
plus reo mivavaka sy baiboliny, plus reo minanemanini
Mbola tsy tara Mr Koto
Tianao Jesosy
Ahoana no ahafantaranao an'izany ?
Kotooo tapaka ny tsinaiko @ lay tananao manaraka ilay filantolanton'ilay feo 😂
Tena ratsy loha ity bandy ity , milaza fa tsy manakina nefa inona izao otaon'lah izao
Mihaino dia mandinika.
raha mbola resaka fivavahana aloha dia tsy voafeany Koto.
Il comprend rien en fait
@@ezechielrasi7672 fivavahana @andriamanitra adala v letsy d ela no milaza fa oe micomprendre , boki nla no fople,
1 millions de likes
Enao koto tena mahagaga Ianao ve efa tany isiraely marina lazain baiboly ary avy am Andr/tra ny didy 10 , mataora an Andr/tra fa misy ny fahafatesana
Izany hoe ny Gaigy sy adala toa an'ialahy ihany izany no afaka mipetraka any Suisse ?
Zah miteny aminao sy ireo olona izay ts mino sy ts mahafantatra na koa ireo izay mahafantatra fa ts afa miala nohon ny zavatra izay nekena sy efa mamatotra,tsy angano ny baiboly fa tena zavatra ts maintsy hiseo ze voasoratra,mbola ts tara maty jesosy hamonjy n olona rehetra,ary mbola hoavy hitsara,izy no lalana tokana hahazoantsika famonjena
😄
MBA nisy zavatra marina n zavatra nolazainao ry zoky koto atramizay fa rah resaka momban ny jesosy de aza miteniteny fona fa ts ze ataon ny olona hitanao no hoentinao animbazimbana my zavatra hinoan my olona fa mahavonjy azy,
efa ela ko anie zai nivavahana ho an le tani io zai, fa vao maika ts avotra , miha ts avotra
@@ArmandMamba_
Ny kolikoly no mahapotika an'i Madagougou. Zay manam-bola sy mahafantatra olona no tafiditra miasa, Concours zany tsy lazaina intsony.
following you, so kolkoli is stronger than @@balimalalachou9625
Lasa Adala angamba ity olona ity, tsy mila teny maloto manantateraka asa, manao asa tsara
ela ian no nteny oe ny andriamanitr'ela d Adala, ny andriamanitr'ela no adala😀