Ny miaramila dia tokony tsy Azo kitihina fa omena fahalalana manokana satria andry Farany raha misy fanafihana avy any ivelany. Rehefa mivaralila koa ny mpitondra dia azony atao ny maka fahefana sahala amin'ny niseho tany Birmanie. Raha ny eto Madagasikara dia mazava fa manao politika ireo ary mahazo tombontsoa. Ny tokony ho izy anefa dia ampy hakan'ny miaramila fahefana ny loza sy ny antambo iainan'ny malagasy ankehitriny. Ny miaramila no tokony hetsika.
misy fahamarinana ny voalazanao satria gouffre financière d'état tsisy retour positif ny existence armée ato dago . mpanongampanjakana no tena fisianizireo eto dago . mamolava galons négatif général pacotille maro dia maro tsy voatanisa ny tsy fanjariany miaramila gendarmerie eto dago .... ...
Efa samy mahalala daholo ny malagasy fa tsy misy ilavana ireo vauriens ireo. Mila fahavononana mahery vaika amintsika hitondra eo vao mety ho foana ny fisian'ireo dimbaka ireo. Tena mamelona zanabaratra ny malagasy.
Rehefa zavatra misy an'ity "m-bahoaka" ity dia mazàna natao ho fanafenan-javatra fotsiny. Na io solombavam-BAHOAKA na io foloalindahim-BAHOAKA na io haino aman-jerim-BAHOAKA sns sns. Tsy misy mivaky loha amin'ny sarababem-BAHOAKA izany fa samy mihinana sy manao izay laniny sy danin'ny kibony izay olom-boafidy na/sy olom-boatendry ka manan-tseza sy manam-basy na dia mba mahaihay taratasy. Tsindraindray aho lasa saina amin'ny hoe maninona ny fanabeazam-PIRENENA no tsy natao hoe fanabeazam-BAHOAKA. Vahoaka tsara/ratsy taiza=fanabeazana (amin'ny heviny rehetra) dia manandratra mpitondra mitovy aminy. Tsy ny stroktkora no ratsy fa ny koltora iainana sy ampanjakaina ao anatiny. Mbola tena avo loatra amin'ny mpitan-tseza isan-karazany sy amin'ny ambaratongany avy izany hoe tena FITIAVAN-TANINDRAZANA izany, ka saika tavela sy tsy mihoatra ny fitiavan-kely, fitiavan-tena sy ny fitiavan'ankohonana sy fitiava-namana sy havana akaiky fotsiny ny raharaham-BAHOAKA (= RES PUBLICA). Ny VAHOAKA rahateo iaraha mahita ny fisaratsarahany sy ny fivakivakiana na ara-pahalalana na ara-pahaizana na ara-pisainana na ara-pihetsem-po na ara-pinoana sns sns. Ny firaisan-kina (HINA = HERY/Andriamanitra natahoran'ny/najain'ny gasy voalohany) no maha vahoaka ny vahoaka. Vahoaka mivakivaky izany dia miady tsara amin'ny piesin'ny mpitondra iva saina sy fohy fijery = zarazarao hanjakana. Tsy handroso izany i Madagasikarrra na dia terrrena rrraha tsy misy mamoha ny varrravarrrana hidirrrany/handrosoany ao an-tranony, satria tena tompontrano mihono(na) i Madagasikara sy ny Malagasy aloha hatreto. Aiza ilay hoe "velona irrray TRANO, maty irrray FASANA". P.S.: Miady tsara amin'ny Thema androany ny ilay T-Shirt ah!
Ny any rajoel sy ny forongony, ny vola tokony hanaovana zavatra ho an'ny vahoaka, laniany am telefrika sy otoroty, dia ilay vahoaka indray no poretina amin'ny fampiakarana vidimpiainana manemaniny tsara, hanetsemana indray ny tresorerie public. Tena mbo sanabavy, tsy mbola nahita mpitondra vendrapr ohatra an tony flou rajoel sy forongony pr reto aho hatramin'izay nisian'zany hoe madagasikara izany
Félicitations koto ianao irery no gasy mitovy fijery amiko tsy ilaina ny acmil fa ecoles d inge ro izy good
Preuve Costa Rica miadana ny vahoaka tsy misy miaramila, vola lany pory fotsiny miandry vavahady v lelena
Faly aho fa navoatran'i toi ilay eritreritro👍
Zandary tokony esorina satria lasa favalom'bahoaka.
Marina ny vinavina sy ny hevitrao.
Ombako namana fa fotsn ts hamenatra anreo no hivondrona ka hanangana karazana milice ra zan no tanteraka !
Mankasitraka zoky @ analyse
Esory i rajwel
Ny miaramila dia tokony tsy Azo kitihina fa omena fahalalana manokana satria andry Farany raha misy fanafihana avy any ivelany. Rehefa mivaralila koa ny mpitondra dia azony atao ny maka fahefana sahala amin'ny niseho tany Birmanie. Raha ny eto Madagasikara dia mazava fa manao politika ireo ary mahazo tombontsoa. Ny tokony ho izy anefa dia ampy hakan'ny miaramila fahefana ny loza sy ny antambo iainan'ny malagasy ankehitriny. Ny miaramila no tokony hetsika.
Hafa mihitsy izany foloalindahy t@ taona 60 70. Ry zareo ange hono natao hiaro ny fitondrana mijoro e !!! Izany ve no tena izy.
Pas besoin de ses gens la ni gendarmes ni militaires ni police
misy fahamarinana ny voalazanao satria gouffre financière d'état tsisy retour positif ny existence armée ato dago . mpanongampanjakana no tena fisianizireo eto dago . mamolava galons négatif général pacotille maro dia maro tsy voatanisa ny tsy fanjariany miaramila gendarmerie eto dago ....
...
Tena mety ilay eritretrao ry koto ah amizay mitovy tsy misy valaka otrany ny izay mitranga any Haiti n"est ce pas ???
Costa Rica tsy mi existe ny armée
io fatina Prefet io mints mila itsinao kely Koto fa tena alikan'olona ah
Efa samy mahalala daholo ny malagasy fa tsy misy ilavana ireo vauriens ireo. Mila fahavononana mahery vaika amintsika hitondra eo vao mety ho foana ny fisian'ireo dimbaka ireo. Tena mamelona zanabaratra ny malagasy.
Rehefa zavatra misy an'ity "m-bahoaka" ity dia mazàna natao ho fanafenan-javatra fotsiny. Na io solombavam-BAHOAKA na io foloalindahim-BAHOAKA na io haino aman-jerim-BAHOAKA sns sns. Tsy misy mivaky loha amin'ny sarababem-BAHOAKA izany fa samy mihinana sy manao izay laniny sy danin'ny kibony izay olom-boafidy na/sy olom-boatendry ka manan-tseza sy manam-basy na dia mba mahaihay taratasy. Tsindraindray aho lasa saina amin'ny hoe maninona ny fanabeazam-PIRENENA no tsy natao hoe fanabeazam-BAHOAKA. Vahoaka tsara/ratsy taiza=fanabeazana (amin'ny heviny rehetra) dia manandratra mpitondra mitovy aminy. Tsy ny stroktkora no ratsy fa ny koltora iainana sy ampanjakaina ao anatiny. Mbola tena avo loatra amin'ny mpitan-tseza isan-karazany sy amin'ny ambaratongany avy izany hoe tena FITIAVAN-TANINDRAZANA izany, ka saika tavela sy tsy mihoatra ny fitiavan-kely, fitiavan-tena sy ny fitiavan'ankohonana sy fitiava-namana sy havana akaiky fotsiny ny raharaham-BAHOAKA (= RES PUBLICA). Ny VAHOAKA rahateo iaraha mahita ny fisaratsarahany sy ny fivakivakiana na ara-pahalalana na ara-pahaizana na ara-pisainana na ara-pihetsem-po na ara-pinoana sns sns. Ny firaisan-kina (HINA = HERY/Andriamanitra natahoran'ny/najain'ny gasy voalohany) no maha vahoaka ny vahoaka. Vahoaka mivakivaky izany dia miady tsara amin'ny piesin'ny mpitondra iva saina sy fohy fijery = zarazarao hanjakana. Tsy handroso izany i Madagasikarrra na dia terrrena rrraha tsy misy mamoha ny varrravarrrana hidirrrany/handrosoany ao an-tranony, satria tena tompontrano mihono(na) i Madagasikara sy ny Malagasy aloha hatreto. Aiza ilay hoe "velona irrray TRANO, maty irrray FASANA". P.S.: Miady tsara amin'ny Thema androany ny ilay T-Shirt ah!
Ny any rajoel sy ny forongony, ny vola tokony hanaovana zavatra ho an'ny vahoaka, laniany am telefrika sy otoroty, dia ilay vahoaka indray no poretina amin'ny fampiakarana vidimpiainana manemaniny tsara, hanetsemana indray ny tresorerie public. Tena mbo sanabavy, tsy mbola nahita mpitondra vendrapr ohatra an tony flou rajoel sy forongony pr reto aho hatramin'izay nisian'zany hoe madagasikara izany
Metci koto !!
Also Polisy noatao tsara Formation de ampy
Mankasitraka ny hevitra Koto
Koto aaah ! Efa tsy latsakin'ny 20 Taona ny Tenako dia tsy nijanona Nitsikera an'io TAFIKA io ny Tenako. Ny TAFIKA Koto no tena FAHAVALO-MBAHOAKA Voalohany tsy Mapandroso an'i Madagascar ary izireo koa Mapanao ASA RATSY rehetra miseho eto aminy Firenena : DAHALO -MPANENDAKA- KIDNAPPING ary ny tena Mampalahelo dia izireo koa noho MANAO KOLOKOLO amin'ireo Politiciens Pourris Voavidy Vola sy ireo Vahiny Karana.tsy adino koa ny Fanampotehana ny Vehivavy Malagasy " Viols-Prostitution ect.. " Tsy Hilaina Fanazavana intsony ireo Koto aah ! Mbola ho Hoavy ilay Maraina eeh!
Misaotra zoky be Koto fa misy ho tsakotsako ry zareo foloalindahy izany
Milay ilay hevitra Koto. Mankasitraka
Toerana misy anao ve tsy misy zany
Mais comme les Malgaches sont T2 tu pense qu'ils ont le courage de faire ça ???
Tena tsy misy ilaivana azy fa Tena manabe tranotay fotsiny désolé !
tsy tafavoaka izany raha tsisy mesure d'accompagnement adéquat. Iteraka ady antrano izany, sady tsy ao anatin plan RCR izany😏
Mazava ho azy fa zava doza izany ary zavatra tsy tokony eritreretina mihitsy fa iz efa etiny fankahalana ny mpitondra dia efa mirediredy sisa
Maty raha manao an’izay