"Feno fiderana anao" (hira fisaorana) - Malagasy eto Italia tany Pagani (Salerno)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 3 ธ.ค. 2024
- Malagasy eto Italia nandritra ny Sorona Masina lehibe nankalazana ny faha-50 taona nisian'ny fikambanan-drelijiozy redemptorista any Madagasikara. Ny Sorona Masina dia tamin'ny teny italianina fa ny hira kosa dia tamin'ny teny malagasy avokoa.
Pagani (Salerno), 30 septambra 2017.
Tiko kosa😍,merci🙏tsara ny Tompo
« Misaotra izahay fa notiavinao »
Misaotra anareo mirary ny soa sy ny tsara ❤❤❤❤❤❤
Andriamanitra Lehibe no isaorana, nefa isaorana ihany koa ireo Relijiozy fa tena tsara ny hira sy ny fiderana Misaaotra
salama tompoko izaho gasy mipetra eto à france ka mangataka ny repartion ny hira feno fiderana anao io en piano sy guitare raha mety misaotra mialoha tompoko.
Misaotra anao izahay Andriamanitra noho Ny Fitiavanao
Mahafinaritra Be Misaotra e! Haleloia
Tsar bé 🙏🙏🙏
izany ka fiderana tsara ,,,mahafinaritra loatra
Tsara e👍👍👍
😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤❤❤❤💋
tsara ery ny midera an'Andriamanitra
Amen ❤🙏🙏
Mankasitraka sy mankatelina, kay ve nisy fety koa tany e, otan masera Servante de Sainte Thérèse le mandihy sa diso aho?
tsy sûre aho r'ise fa toa Vocationistes izy ireo an, satria toa ny sasany tamin'izy ireo no nanao voady voalohany tao Pianura (Naples) ny afak'ampitson'ity fety ity.
Ja ja tsy masaba ny olona italine
misaotra e fa porofo ireny fa iray ny kristianina rehetra eran-tany mankasitraka e
mahafinaritra
merci Soazy
mafinaritra be