Tantara malagasy (fiz2) - Tatao (Radio Feon'ny Mania)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 17 พ.ค. 2021

ความคิดเห็น • 36

  • @vojimpirenenahaja3018
    @vojimpirenenahaja3018 3 ปีที่แล้ว +5

    Indrisy ry tanindrazako, mb firy @ reo velirano 13 no tanteraka akehitriny, !!!!! Tantara tokoa fa raha ny zavatra hita iainana dia mapalahelo ny zavatra mitranga eto @ firenena 😭😭😭😭😭😭😭

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be fa misaotra betsaka nizara tompoko tena feno anatra hoany ireo mpitondra firenena merci beaucoup

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Merci bcp nizara lay tantara gasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @harifidyrajaonary6720
    @harifidyrajaonary6720 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra hanareo feon'ny Mania sy ireo mpiara miasa rehetra fa tena tsara ilay Zava misy amin'izao fiainana izao ... makasitraka tompoko ... Bravo daholo eee

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra be tsaka eh🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦🇸🇦🇸🇦😍😍😍🥰🥰

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 ปีที่แล้ว +1

    misaotra ndrindra tikony taniko tsiatakaloko ny hafa🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @radymarcelin1941
    @radymarcelin1941 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra @ ilay tantara tsara sady tena manaraka vanim-potoana an-kehitriny. Fa saika lava loatra ny feon-kira fandravahana.

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsar le tantar fa misaotr 😘😘😘❤❤❤❤

  • @jocelyneletruong8212
    @jocelyneletruong8212 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ô ! ❤

  • @ravaoolyvia4667
    @ravaoolyvia4667 3 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra betsaka eee, Masina ny tanindrazana 🙏 ✌️

    • @soarivojosephine2702
      @soarivojosephine2702 3 ปีที่แล้ว +1

      Solutions num 13 😂

    • @samrasamra1208
      @samrasamra1208 3 ปีที่แล้ว

      Noana izahay aleo Simon Nomenjanahary MBA milatsaka ho filoha

  • @angellahirene5938
    @angellahirene5938 ปีที่แล้ว

    Mercie beaucoup e 🙏🇰🇼💞🇲🇬

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka monsieur , Simon , Atsimpy n'y tady eny atandroki n'y omby Atsimpy n'y teny ao ampo n'y misaina misaotra tompoko

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 3 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra betsaka indrindra oo Raha Simon Nomenjanahary milatsaka ho filoh mety maminy vahoaka nohony Andry fa mankasitraka ihany oo

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka indrindra oo ❤❤❤❤❤🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @poudjah125
    @poudjah125 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitrak 😍😍

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka anareo atrany 🎧❤🙋‍♀️

  • @corna8495
    @corna8495 7 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka 🇲🇬🎧🇰🇼

  • @leontinemalalawartina4474
    @leontinemalalawartina4474 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra Topoko

  • @manateninaolive499
    @manateninaolive499 2 ปีที่แล้ว +1

    mbamangatka ny anarany lay pihira ato amity tantara ty topoko refa nakareraka goverinora de nadeha lay hira iny ka zay mahafatatra ny anarany de mbameo fa tikob iny hirainy

  • @user-wl4pd2lq3j
    @user-wl4pd2lq3j หลายเดือนก่อน

    Nahoana no notoloranao olona tsy manjary mpamotika tanindrazana tia tena ny vahoaka

  • @monikamonika5293
    @monikamonika5293 3 ปีที่แล้ว +2

    Makasitraka tompoko

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotr betsak 🙏❤😍

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️💞🇲🇬🇲🇬♥️♥️♥️♥️♥️💞💞💞♥️🇰🇼🇰🇼❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tampoko asa mba henony andry Rajoelina ve ty 💋😘❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 ปีที่แล้ว

    indrisy ry velirano fampiesognana sy velirano nofy rirignina 13💔💔💔💔💔😭😭

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว +2

    3 taona izay no naha zava misy ny nofinofin’I Simon Nomenjanahary ny @ veliranon’i Andry Rajoelina. Asa raha mbola resy lahatra ny @ ny ilay velirano ihany ianao ry Simon. Lany tokoa i Rajoelina. Mahazo laka ny volomboasary manerana ny firenentsika. Moa ve hita ao anaty vilanin’ny malagasy ny nampandaniana an’ Andry Rajoelina, mandry ao anaty falemana ve ny firenena, miaina ao anaty fahazavana ve ny vahoaka….? Tompo’andraikitra @ fahoriana iainan’ny malagasy ianareo rehetra nampandany i mpitondra io koa na dia ny fanonganam-panjakana nataony r@ 2009, ka nadatsaka an-davaka ny firenena dia toa noheverinareo ho toy ny tsy nisy !

    • @fidisonrandriamalala3876
      @fidisonrandriamalala3876 2 ปีที่แล้ว

      Miarahaba anao oo
      Za mpihaino ny radio feonimania ary tiko daholo ny tantara alefany eto ary mbola mirary soa hatrany za @ asan' ny ry zareo ary mirary mba hitoy hatrany .
      Fa za koa dia lanohana ny hevitrao 100%100 tompoko
      Mirary soa

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka nizara rea

  • @donnadaniellalantolalaovoa1295
    @donnadaniellalantolalaovoa1295 2 ปีที่แล้ว +1

    De sanatria ny vava ve dia mbola resy lahatra amin'ny laharana faha 13 ianao Andriamatoa Simon eeee????
    Ny velirano toa lasa veli-kibay.
    Ny kobaka am- bava sy ny lainga tsara lahatra no manjaka

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka tompoko f tena tsara b ny tantara d mb mangatk ny lohatenn hirampivavhn io tompoko Zay mahfantatr ny mpihira Azy syny lohatenn d mankasitraka ndrindra ré tompoko oo

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 ปีที่แล้ว +1

    TSY ADALA AKORY NY RAY SY RENY NAHARY IZAO TONTOLO IZAO KA TSY MAHAY IZAY METY SY NY TU METY ARY IZAY TOKONY SY NY TSY TOKONY ATAO KOA KA HAMELA NY KARAZANTSAINA MARARY ISANKARAZANY HITONDRA NY VAHOAKANY REHETRA ISAKA NY FIRENENA ETO AMBONY TANY ETO.
    MAHITA SY MAHAY IZAY REHETRA MISEHO ERAN’IZAO TONTOLO IZAO IZY IREO.
    EO AMPELATAN’IZY ROA IREO NY FIAINAN’I OLOMBELONA REHETRA TSIRAIRAY AVY ARY IZY ROA IHANY KOA NO MANAPAKA NY HEVITRY NY OLONA TSIRAIRAY IZAY NAMBOARIN’IZY IREO.
    NY NAHARY IZAO TONTOLO IZAO NO TOMPONTENY SY DIDY FARANY AMN’NY FIKASAN’I TSIRAIRAY ARY MANANTANTERAKA IHANY KOA NY TANJON’I OLOMBELONA TSIRAIRAY AVY.
    HITAN’IZY IREO SY FANTAN’IZY IREO IHANY KOA NY HERITRERITRY N’I OLONA TSIRAIRAY IZAY NAMBOARINY.
    TAHAKA NY RAY AMANDRENY SY NY ZANAK’IZY IREO.
    TSY MISY KISENDRASENDRA IZANY MIHINTSY AMIN’NY FIAINANA FA IZAY REHETRA MISEHO SY MIPETRAKA EO AMIN’NY FIAINANA ANDAVAN’NY ANDRO SY HITA MASO ARY TANTERAKA DIA EFA VOASORATRA HO LALAMPIAINANA ETO AMBONY DAHOLO.
    IZAY TSY VOASORATRA KOSA DIA TSY TANTERAKA IZANY MIHINTSY KOA AMIN’NY FIAINANA.
    KA HANKAHALA SY HANAO NA INONA NA INONA NY OLONA REHETRA AMIN’NY ZAVAMISEHO REHETRA ETO AMBONY TANY DIA IZAY NISORATANA HO LALAMPIAINANA DIA TSY MAINTSY TANTERAKA IHANY NA AMIN’NY FOMBA AHOANA IZANY NA AMIN’NY FOMBA AHOANA.
    RAHA TSY NANAMBOATRA NY TENANY TAO ANKIBON’ILAY VEHIVAVY HO RENINY IZAY HITERAKA AZY ETO AMBONY TANY NY SAINA VATANA TSIRAIRAY DIA MAZAVA TSARA FA TSY NY OLOMBELONA NO MANDIDY SY MANAPAKA NY LALAMPIAINANA REHETRA ETO AMBONY TANY ARAKA NY SITRAPONY ARY TSY IZAY REHETRA REHETRA DIA EO AMPELATANANY AVOKOA ARY TSY NY OLOMBELONA KOA NO TOMPONTENY SY NY DIDY FARANY AMIN’INONINONA.
    MANAO AZY MAHAVITA TENA IRERY NY OLOMBELONA ARY MITSANGY AZY HO MAFY LOHA IHANY KOA KA MANAONAO FOANA ISAKY NY MIHETSIKA.
    MANITSAKITSAKA SY MANOLANA LALANA TENA MARINA IZAY LAFIKY NY FIAINANA SY MITONDRA NY FIAINANA REHETRA ETO AMBONY TANY ARY HADINONY TANTERAKA FA TSY IZY OLOMBELONA NO NAHARY NY VATANY FA OLONA NAMBOARINA IZY.
    NA DIA VOVOKA IRAY FOTSINY AZA DIA NAMBOARIN’OLOMBELONA KA NOHO IZANY DIA TSY IZAY HEVINY SY NY SITRAPONY MANOKANA NO ARAHIN’IREO NAHARY AZY NO SADY JEREN’IZY IREO FA NY TOETSAINA SY NY FIHETSEMPO ARY KOA NY ZAVATRA REHETRA IZAY ATAON’I TSIRAIRAY AVY.
    NY SOAN’I BE SY NY MARO NO TANDROVAN’IREO FA TSY NY FITIAVANTENA N’I OLONA VITSIVITSY.
    KA IZAY MIKASA NY HANAO ADIDY AMIN’NY PIARABELONA AMINY ARY KOA HANATSARA NY FIAINANA ETO AMBONY ETO IHANY NO TENA MIFANDRAY AMIN’IREO NAHARY AZY.
    FA IZAY MPAMONO OLONA SY MPIHETRAKETRAKA SY MPISOMPATRA NO SADY MIALONA LALANDAVA
    DIA TSY MAINTSY MIJINJA NY VOKATR’IZAY NATAONY IHANY NA HOVIANA NA HOVIANA IZANY, ARY FOTOANA IHANY NO MAHA HELA NY HIJINJANY IZAY NAFAFINY.
    NY TODY TSY MISY FA IZAY ATAON’I OLOMBELONA IHANY NO MIVERINA AMINY.
    TSY IREO NAHARY NY OLOMBELONA NO MANODY AZY NA KOA MANASAZY AZY FA IZAY ATAON’I OLOMBELONA IHANY NO TSY MAINTSY MIVERINA AMINY NA HAINGANA IZANY NA HO HELA, ARY MITOMBO INDROA NA INTELO HAVOENY NY HAMAFISAN’IZAY HIVERINA AMINY.
    KA IZAY LANY EO ARY MANAO IZAY TOKONY HO VITANY AMIN’NY FIVOARAMPIAIN’OLOMBELONA ETO AMBONY TANY DIA EFA INY IZY VOAFIDY TAO ANATIN’I MARO INY.
    DIA TSY TOKONY KORONTANINA NA LATSALATSAINA SY VAZAVAZAINA ISAKY NY MIHETSIKA SATRIA TSY ZAVATRA MORAMORA AKORY IZANY MITONDRA VAHOAKA MARO AN’ISA IZANY AZONY SAMY HAFA NY ZAVATRA SY NY FIAINANA TIAN’I OLOMBELONA TSIRAIRAY AVY.

  • @hubertrakotomanga8889
    @hubertrakotomanga8889 3 ปีที่แล้ว +3

    Mais c'est tout a fait le contraire de ce qui s'est passe et ce qui se passe aujourd'hui. C'est le "tantara" le plus mediocre avec un autre intitule "menja".