Misaotra betsaka @izay remarque izay :) , ilay izy ko mo ny panambady no mifidy ny hira dia apres ko ny olona samy manana ny tiany sy ny tsara aminy :) ny anjaranay dia manatateraka ho @zay mahatsara azy fotsiny
Tsara be fa tokony mba nasiana feony zareo kely mba miteny. Le nanao vœu ou quelque chose comme ça fa lasa otrany monotone be le vidéo. Tsy le prise io resahako io ah. Le vidéo tena tsara. Fa raha nisy mba niresaka mety nisy nisy émotion kokoa en plus nga mba
Rare b zao gasy lehilahy mahazaka vazah vavy zao an 😱❤️
ils sont trop beaux
mais quel amour, waouuu!
Très belle vidéo. belle prise et bon montage. Grand bravo au photographe. Un très tres beau mariage .☺
merci beaucoup :)
beau couple
TROP BIEN :)
Tsara be 👍👏. Mety afaka fantarina ve iza no nanao ny décoration azafady? Misaotra indrindra
Miala tsiny fa tena tsy fantako ny nanao azy fa izaho nanao ny vidéo fotsiny ihany
très belle video .
fa lay mozika fotsiny no itako tsisy romantisme am le hoe mariage. Mais l'ensemble est top.
Misaotra betsaka @izay remarque izay :) , ilay izy ko mo ny panambady no mifidy ny hira dia apres ko ny olona samy manana ny tiany sy ny tsara aminy :) ny anjaranay dia manatateraka ho @zay mahatsara azy fotsiny
Tena amle 👍
Tsara be
Tsara be fa tokony mba nasiana feony zareo kely mba miteny. Le nanao vœu ou quelque chose comme ça fa lasa otrany monotone be le vidéo. Tsy le prise io resahako io ah. Le vidéo tena tsara. Fa raha nisy mba niresaka mety nisy nisy émotion kokoa en plus nga mba
misaotra indrindra amin'ny (remarque) ary misaotra amin'ny (proposistion) . manasa anao aho ijery ny vidéo efa nataoko hafa fa efa misy anio teneninao io ihany ny sasany , mazotoa ô
Efa presque hitako daholo kah. Zay noatonga miteny hoe efa tsara. Tohizo hatrany eh
Afaka mahazo contact lay olona nanao video
dinarajaonah@gmail.com
Tsara be è!! Tamatave ab iz zany o?
Annie Einnah >Merci e :) ya Tamatave
Dina Andriamihajamanana Rajaonah Jvous en prie!!! Ma ville natale me manque!!! vs faites un magnifique travail! Merci bcp