tsy rariny mihitsy zavatra mandalo 😢😢 aiza justice ⚖ aminy zany est ce que y a des loi dans ce pays fait montré si c'est vrai que y a des loi aminy tanana io la honte, efa resy olo ba mahatsapana la vérité fa tsy mamono namana karaha io où bien menace olo raha maty izy angaha anareo tsy bo hofaty koa lala nolo jiaby fahafatesana aza magataka namana ratsy fa tsy tsara dre tsy hay raha anareo no madeha alohany, courage ranadahy Andriamanitra hanampy anao inchallah amine ba manovana toetra atsika olombelo fa tsy tsara < Tody tsy misy fa nataonareo io bo hiverina aminareo>
Miarahaba atsika Malagasy tsy ankanavaka ! Hafatra hoan'i Filoha Andry Rajoelina ! Malahelo efa tsy voatanisa ny zanaka Malagasy ! Nohon'ny androm- panjakana hoentina re tompoko no hahita skandal maro ! Fitondrana Phönomene no misy eto Madagaskar eto ! Tsy haka antoka ny fisain'ny Malagasy tsirairay ny hatongavako @ izao hafatra hoanao izao tompoko ! Mampalahelo ny mahita ny Malagasy maro , miady eroa miady arỳ , miady etsy ! Ny fisian'ny korontana toy izao ve no mahafinaritra anao ry Filoham- pirenena Malagasy ? Amiko tsy fandrosoana no hoentinai hitondra ity Madagaskar ity tompoko ! Manana taranaka ianao ry Filoham- pirenena , fa maninona ny vahoaka izay tsy voatery ho momba anao no hatao izao ? Ianao tompoko no Filoha , ka ianao koa no tokony hampilamina ny vahoaka andaniny sy ankilany ! Misy farany ny zava- drehetra ry Andriamatoa Filoham- pirenena Malagasy ! Hoento ampilaminana ny vahoaka , na dia efa mahantra aza , ary tsy haha- tonga anao @ toerana milamina mandrakizay @ fiainanao , raha toa ka hananan' ny vahoaka maro alahelo , sy tantara ratsy nitondranao ny vahoaka Malagasy tompoko ! Masina ny Tanindrazana !
Mbôla tsara antsika jiaby !
Tsy tokony hambela ho vitavita môra zao nanjoa agnao zao Mr AFAKANDRO.
" Tentative d'assassinat ".
Ny marigny tsy maintsy mandresy.
Bon rétablissement agnao mon frère.
Mahereza leroa ! Ny marina tsy maintsy mandresy.
Courage Christian.
Mahereza,tompoko,Andriamanitra s'y n'y Razana,homba anao mandrakariva.Loza Ty Firenena Gasy Ty @ haratsiampanahy,mamono olo trotra ,izao .Vahoaka no tompony lalana ,satria zahay no mifidy ,olo tianay fa tsy forcena .
Aza mba manadio tena eeee!
Efa ita izao fa voavono izy ko lazainao fa manadio tena izy ?
Bon rétablissement dia bon courage, mila mailo fa tsy vanona capable de tout ireo....faut porter plainte...
Anjakan'ny mafia ilay firenena
Tena efa mafia mihintsy anie le foza e! zany ve de rarany, Tonga @ Zay n'y fotoana hanafongorana reo tsy Vanona reo
tsy rariny mihitsy zavatra mandalo 😢😢 aiza justice ⚖ aminy zany est ce que y a des loi dans ce pays fait montré si c'est vrai que y a des loi aminy tanana io la honte, efa resy olo ba mahatsapana la vérité fa tsy mamono namana karaha io où bien menace olo raha maty izy angaha anareo tsy bo hofaty koa lala nolo jiaby fahafatesana aza magataka namana ratsy fa tsy tsara dre tsy hay raha anareo no madeha alohany, courage ranadahy Andriamanitra hanampy anao inchallah amine ba manovana toetra atsika olombelo fa tsy tsara < Tody tsy misy fa nataonareo io bo hiverina aminareo>
Mirary fahasalamana 🙏🙏
N'y foza no fongorina Ary taperina atram taranany ra tsy Zay ts hiova Io firenena Io e
désolé Rahalahy AFAKANDRO mahereza ny Marina tsy maty
Zany ve dia avelavela amizao? Sitrana soa anao depute.
Mahereza
Mirary soa ho anao
Faire attention,fa eto Madagascar,bé n'y olona tsy manenky resy ,tsy Maty voalavo an-kibo.Tena mampalahelo n'y zavatra màndalo eto Madagascar.tena tsisy henamaso bé izao ,mangalam-bato.Tena mihariry ,n'y asa dahalo eto Madagascar.
Mba fantatra ihany ny zavatra tena marina sy zavatra amboarina
Mirary soa, tsy maintsy mandresy ny marina
Mampalahelo mazahoa fasalamagna
Nanao sokona nifankahita tay anareo. Démerde
Fifondrana Mafia Jiholahy ny forongony Rajoelina
Lay fitsaralbahoka ange no atahorana e
Tout acte de violence, quel qu'il soit, est inadmissible et en ce sens, il est condamnable.
Miarahaba atsika Malagasy tsy ankanavaka ! Hafatra hoan'i Filoha Andry Rajoelina ! Malahelo efa tsy voatanisa ny zanaka Malagasy ! Nohon'ny androm- panjakana hoentina re tompoko no hahita skandal maro ! Fitondrana Phönomene no misy eto Madagaskar eto ! Tsy haka antoka ny fisain'ny Malagasy tsirairay ny hatongavako @ izao hafatra hoanao izao tompoko !
Mampalahelo ny mahita ny Malagasy maro , miady eroa miady arỳ , miady etsy ! Ny fisian'ny korontana toy izao ve no mahafinaritra anao ry Filoham- pirenena Malagasy ? Amiko tsy fandrosoana no hoentinai hitondra ity Madagaskar ity tompoko !
Manana taranaka ianao ry Filoham- pirenena , fa maninona ny vahoaka izay tsy voatery ho momba anao no hatao izao ? Ianao tompoko no Filoha , ka ianao koa no tokony hampilamina ny vahoaka andaniny sy ankilany ! Misy farany ny zava- drehetra ry Andriamatoa Filoham- pirenena Malagasy ! Hoento ampilaminana ny vahoaka , na dia efa mahantra aza , ary tsy haha- tonga anao @ toerana milamina mandrakizay @ fiainanao , raha toa ka hananan' ny vahoaka maro alahelo , sy tantara ratsy nitondranao ny vahoaka Malagasy tompoko !
Masina ny Tanindrazana !
Mazahoa fahasalamagna !Commore koa Mahavariagna
Ny gasy mamatsy rongony rô ke nagnino rô mangala fo
Tanana tsisy fanjakana moa ro ?
Ary rô edy tegna chef ny rongony
Mahereza zoky e
Tandremo fa eto mada ange zao tsy démocratie fa DEMONCRATIE E KA DO MATIMATY FONA ENZO AN
EFA MAZAVA BE FA ALA BATO DAHOLO NANERANA NY NOSY
EO AMPELATANANAN NY MAFIA NY FITONDRANA
Raha nitadiavina