ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Mankasitraka tompoko, hira tamin'ny fahatanorako, 35 taona taty aoriana vao mba "nahita" an'i Narisoa.
merci bcp de m'avoir dédier cette belle chanson !!! 29/01 merci
Merci pour le partage. 😊
Tres belle chanson . Merci beaucoup
Ity hira ity no nianarako nihira tany amin'ny taona 1980 - 1984 tany ho any ary tena nankafiziko tokoa. Ho ela velona ianao Narisoa ary misaotra anao koa Rabejaha Solofo nanaparitaka azy tato.
Haiko tanteraka ny texteny depuis 1985, mbola tsisy hadinoko jusque zao, tiako be 😄
Tena tiako na dia efa ela be ary! Misaotra Rabehaja Solofo nizara taminay
Ho ela velona ianao mr Narisoa
tsara. hono hoy aho, mbola velona any ve i Narisoa
Eny, vao nandalo t@ ny sbmk rta izy vao haingana.
Tsara ilay Hira na arrangement na tonony
milay
manakasitraka e
zem

tsara.
hono hoy aho, mbola velona any ve i Narisoa