Raha tonga anio ny Tompo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • STEPS TO CHRIST CHOIR MADAGASCAR: Emmanuëlla interprète "I surrender all" in Malagasy language

ความคิดเห็น • 5

  • @randriamanantenamamitiana314
    @randriamanantenamamitiana314 3 ปีที่แล้ว

    azafady indrindra tompoko, aza soloina ny feon-kira tahaka izao ; ity tonon-kira ity avy ao @ Fihirana FFPM 51 dia hira fanao @ fotoana ny Advento ary I.D. Sankey no namorona azy ; tena tsara dia tsara sy kanto ny feony, ny tonony moa dia torak'izany koa ; ka raha mba mangataka anareo tsy hanimba izany @ fanovana ny feon'ny amin'ny feon-kira izay fanao matetika @ andro Paska

    • @MsRam2001
      @MsRam2001  3 ปีที่แล้ว

      Diso ianao fa tsy hira ao @ fihirana FFPM izany io. Vakio tsara ity: ""I Surrender All" is a Christian hymn, with words written by American art teacher and musician Judson W. Van DeVenter (1855-1939), who subsequently became a music minister and evangelist. It was put to music by Winfield S. Weeden (1847-1908), and published in 1896."

    • @michelrakotoarimalala1982
      @michelrakotoarimalala1982 3 ปีที่แล้ว

      TENA MARINA BE MIHINTSY ILAY LAZAIN'I MAMITIANA, NALAINA AVY AMIN'NY FFPM 51 NY TONONY. RAHA HANOVA IHANY DIA ATAOVY AMIN'NY VERSION AMERICAINE

  • @fenofitiavanasitrakahenits3124
    @fenofitiavanasitrakahenits3124 11 ปีที่แล้ว

    Merci be an..

    • @MsRam2001
      @MsRam2001  3 ปีที่แล้ว

      Ary mety vé ny an'i OSLO?